Juste hoe handalo Le Président de notre Président dia diovina ny tanàna sady amboarina be ny lalana eo @ avenue.
Lasa i Macron dia averina à « laoniny » tompoko
izaho aloha dia kely finoana hoe handany andro hankaty ny filohan’ny filoha amin’ity zavamitranga maneratany ity, efa mba niantso ny filoha Mitterand koa ny filoha Ratsiraka tamin’ny taona 1990 tany saingy ny pm frantsay Michel Roccard no tonga
Mbola maimbo tay sy amany eo e. Voretra.