Euh là maintenant ? Non, le 23 avril prochain.
Mon Dieu, sa Seigneurie doit boire du petit lait, 2 Présidents français présents en même temps à Madagascar, c’est du jamais vu dans l’histoire de l’humanité ! 🤣
Bon, plus sérieusement, il y a du boulot là pour préparer la visite de la délégation française, qui sera composée de 80 personnes environ.
Eau, électricité, sécurité… et euh intoxication alimentaire aussi 🤣
Et sinon la pauvreté criante de la population vous allez en faire quoi ? Tenter de la masquer, la cacher. Ou au contraire montrer la vérité sans fard ?
le resident general reçoit son president
il faut les emmener à Majunga manger des fruits de mer
Info à confirmer mais il m’a semblé avoir vu passer que ça sera à Nosy Be ?
teo aloha efa prevu hatao any nosy be.
niova noho nt fisian’ny cyclone
Ho avy ny filoha frantsay miaraka @ delegasiona 80 isa! Dia inona no horesahana @ izany? Mbola ny nosy kely manodidina an’i Madagasikara indray ve? Nosy tsy hitondra fiovana eo @ fiainan’ny Malagasy tsirairay fa ny mpanambola indray no mbola hahita ny mamy rehetra! Maninona tsy mba zavatra hanala ny fahasahiranan’ny Malagasy @ andavanandro aloha! Anisan’izany ny rano sy ny jiro tsisy tokotaniny efa ho 20 taona izao! Ireo amiko no tokony ho atao lahara-pahamehana raha hanome fanampiana ny frantsay! Aza adino fa matoa ry zareo tonga marobe aty amintsika dia tsy hitsangatsangana akory fa mitetika ny tombotsoan’i lafrantsa @ ireo harena ananantsika Malagasy! Tsy hisy dikany amin-dry zareo ny hanampy antsika @ resaka rano sy jiro ary tsy ho ampahafiriny @ tombotsoa tadiaviny eto amintsika! Mino aho fa tsy ho resaka werawera fotsiny indray no hisy eo @ filohantsika sy ny an’ny frantsay, na koa filana sy fitsinjovana ny tombotsoa manokana rahatrizay ka tsy eo intsony! May Ambondrona ho an’i lafrantsa fefa voadaka tatsy Afrika ry zareo dia sarangotiny daholo ireo firenena misy mpitondra mbola azony ambakaina sy misolelaka aminy! Samia isika mba manome sy manamafy io resaka rano sy jiro io fa hanova ny fiainantsika raha ireo aloha no ahitana vaha-olana!
hatao make up re a
aoka e : sao dia hataon’ny olona barbecue any @ plage Nosy Be any i Manu sy Brizity.
https://www.lemonde.fr/afrique/article/2013/10/04/madagascar-l-un-des-europeens-avait-un-passeport-italien_3489801_3212.html
Je .. non, rien.
Ny nosikely europa efa etsy akaiky etsy, sao dia atao € am zay ty Ariary be tsy masiaka ty.
Ny AFD efa manao zay mety ihany, ny TPC koa efa cable sisa no apetaka.
Milamina zany fa tsy aleo miaraka mitsangatsangana, efa atÿ ihany.
ah non je ne pense pas qu’on pourra emmener Manu faire un tour entre Anosy et Ambatobe https://2424.mg/transport-urbain-fin-des-travaux-de-deroulage-des-cables-de-telepherique-sur-laxe-ambatobe-la-city
On n’est jamais à l’abri d’une annulation…
Désolé André, ya Vlad qui veut que je vienne faire un tour à Soshi
.. Cédric
Un président est libre de sa diplomatie mais là c’est du cynisme .A moins que ce ne soit une infox ou un poisson d’avril avant l’heure .
bah non https://midi-madagasikara.mg/une-forte-delegation-francaise-de-80-membres-attendue-a-tana/
Bonjour,
Non, pas exactement. Cette visite est due à l’invitation de Macron par le Premier ministre mauricien. Macron et Jean Michel viendront à Madagascar « en passant » seulement.
Ekena sa tsy ekena?