A vol d’oiseau oui, le pilier le plus proche est près du lycée d’Alarobia.
Ils ne connaissent que les actions dites curatives, pompier quoi.
Nifin'Akoho
1 année il y a
Efa nanoso-kevitra an’io zahay dia nofaranako hoe : sarotra ve zany ? Io ahetsika daholo ny citerne rehetra saingy mbola mangataka ny fanomezana tena rano fisotro tena madio fa tsy misy hafa tsy io moa dia aza ampisotroina ny aleoko maty re ny olona.
Soson-kevitra manaraka. Rehefa tsy mbola alefa ihany io teleferikanareo io. Ampiasao io groupe amin’ny S1 io anampiana izay mety anosehana ny jiro amin’ny fizarandrano na famatsianjiro. Toy izany koa ny groupe ao amin’ny kianja barea fa nareo ihany no nilaza fa mahaleotena ny herin’aratra ao. Mety diso izany fijerinay izany fa ny adalanareo no nanangana an’ireo ka izay fitaovana tokony ampiasaina mahasoa sy maika ho an’ny firenena sy Antananarivo tanteraho. Sarotra ve zany ?
Raza
1 année il y a
Zont préféré se construire des châteaux d’eau.
carole
1 année il y a
zay eo ihany fa aiza moa no misy point de recharge an’ilay fiara mitsinjo tontolo iainana tokoa? ilay mandeha herin’aratra? sa ve oe amin’ny groupe thermique ihany?
Arsu dans Ça aurait été bien un cyclone Gezani à Antananarivo: “Antananarivo, à intégrer dans le Guiness des records: le plus grand urinoir à ciel ouvert.Je ne peux qu’être d’accord avec…” 20/02/2026 à 10:45
elman dans Un mois de février bien agité…: “oui ça aussi entre autre mais surtout ça https://www.facebook.com/share/p/186wqBPFMt/ 🙂” 14/02/2026 à 00:44
angady dans Un mois de février bien agité…: “L’horizon Neuilly sur Marne alors? 🙂 Vous avez bien raison, là, au moins, il y aurait plus de chance que…” 13/02/2026 à 16:26
angady dans Un mois de février bien agité…: “c’est juste moi ou Actutana n’est plus aussi actif qu’avant?” 12/02/2026 à 21:18
Nifin'Akoho dans Un mois de février bien agité…: “Inona mo le poste nomena an’i Rapa iny ? Tsy ilay notazomin’ingahy Richardson ve. Mpandray fitarainana. Io izy zao lasa…” 09/02/2026 à 18:03
elman dans Un mois de février bien agité…: “Toujours en train de piner et de copier-coller celui dont on n’est pas plus nul alors” 09/02/2026 à 08:58
avec les 150M d’euros des téléphériques, on aurait pu bâtir des chateaux d’eaux, mais on connaît la notion de priorité de notre DJ national
d’ailleurs il passe pas loin de ce château d’eau le téléphérique il me semble..
A vol d’oiseau oui, le pilier le plus proche est près du lycée d’Alarobia.
Ils ne connaissent que les actions dites curatives, pompier quoi.
Efa nanoso-kevitra an’io zahay dia nofaranako hoe : sarotra ve zany ? Io ahetsika daholo ny citerne rehetra saingy mbola mangataka ny fanomezana tena rano fisotro tena madio fa tsy misy hafa tsy io moa dia aza ampisotroina ny aleoko maty re ny olona.
Soson-kevitra manaraka. Rehefa tsy mbola alefa ihany io teleferikanareo io. Ampiasao io groupe amin’ny S1 io anampiana izay mety anosehana ny jiro amin’ny fizarandrano na famatsianjiro. Toy izany koa ny groupe ao amin’ny kianja barea fa nareo ihany no nilaza fa mahaleotena ny herin’aratra ao. Mety diso izany fijerinay izany fa ny adalanareo no nanangana an’ireo ka izay fitaovana tokony ampiasaina mahasoa sy maika ho an’ny firenena sy Antananarivo tanteraho. Sarotra ve zany ?
Zont préféré se construire des châteaux
d’eau.zay eo ihany fa aiza moa no misy point de recharge an’ilay fiara mitsinjo tontolo iainana tokoa? ilay mandeha herin’aratra? sa ve oe amin’ny groupe thermique ihany?
le plein gratuit 🙂