Aoka letsy le! Diso hatram’ilay eritreritra e. Faly haka tahaka fotsiny. Misy mitsivalana sy mitsangana ny sainam-pirenena, noho izany tsy hety mihitsy io fiaramanidina mamoaka setroka io sa isika ity ve te hitovy amin’ny italie sa mexique… Amin’io fiaramanidina famonoana valala no aderadera eny.
.
Tsy mety tonga aty mihitsy ny fireharehana am’ity firenena ity e.
.
Ry zalah mitsiky vendrana eo Ambohitsirohitra mijery drone sy afomanga. Ry zareo no mirehareha am’izany fa azy ny tànana.
.
Ilay TVM mandefa ilay fizotrin’ny afomanga am’izany tsy ahitana fientanam-po mihitsy. Atao direct io, ary tsy lavitra akory fa eo akaiky eo. Tsy misy raha manjary : ny sary mifampitaingina sy manjavona ary ny feo miverindroa dia indraindray miletika. Amboary io TVM io fa tsy mivoatra mihitsy. Ny loko mena no mameno azy.
.
Ary farany ilay fiaran’ny RTM ataonareo fampisehoana ivelan’ny auditorium havoria io ampidiro anaty trano rehefa arantiranty ohatran’io ihany. Na omeo ny mpanao fatapera fa tsy mbola nahita musée ankalamanjana ny tenanay tompoko.
elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “gain de temps, d’argent, on va pas s’en priver hein. Côté précision, on est le 1 septembre, c’est l’heure de…” 01/09/2026 à 08:29
Rahandy dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Je l’ai fait avec Gemini, et sur beaucoup de sujets où je ne veux pas me casser la tête, une…” 31/08/2026 à 15:22
jurassic park dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “c’est flippant votre truc!il y a du pour et du contre bien sûr,mais côté gestion c’est tout bénef ´faut l’avouer” 29/08/2026 à 23:59
elman dans Le club des tratra farany: “moi je l’ai connue, dans une autre vie. Oui certes une salo*perie de caractère trop trempé, mais qui ne justifiait…” 23/08/2026 à 11:15
Zoky dans Après le carburant, la bouffe: “Un seul mot suffit: DAM Mais il en faut plusieurs. Cela résout l’eau, l’électricité et la bouffe en même temps.” 22/08/2026 à 03:51
jurassic park dans Le club des tratra farany: “je serais curieux de savoir,quel est le règime qui aurait le plus de sang sur les mains depuis l’indépendance?directement ou…” 22/08/2026 à 01:18
Raza dans Football : les jiolahimboto sud-americains: “Les pendules (enfin) remises à l’heure et tant mieux : https://www.france24.com/fr/sports/20260821-finale-du-mondial-2026-de-lourdes-sanctions-tombent-pour-les-argentins-paredes-et-molina” 22/08/2026 à 01:11
jurassic park dans Le club des tratra farany: “je ne connaissais pas bien Ninie Donia,mais sa mort lente m’avait beaucoup ému et attristé.” 22/08/2026 à 00:54
elman dans Le club des tratra farany: “l’ancien régime aimait bien laisser pourrir ses adversaires en taule : Ninie Donia, Rolly Mercia, etc. Mais pas de bol…” 21/08/2026 à 12:33
jurassic park dans Le club des tratra farany: “oui il s’agit bien de ce personnage machiavélique!je lui souhaite les pires conditions de détention et de n’en sortir qu’avec…” 20/08/2026 à 23:47
Frantsay kosa ngamba no pilotes ka loll
Aoka letsy le! Diso hatram’ilay eritreritra e. Faly haka tahaka fotsiny. Misy mitsivalana sy mitsangana ny sainam-pirenena, noho izany tsy hety mihitsy io fiaramanidina mamoaka setroka io sa isika ity ve te hitovy amin’ny italie sa mexique… Amin’io fiaramanidina famonoana valala no aderadera eny.
.
Tsy mety tonga aty mihitsy ny fireharehana am’ity firenena ity e.
.
Ry zalah mitsiky vendrana eo Ambohitsirohitra mijery drone sy afomanga. Ry zareo no mirehareha am’izany fa azy ny tànana.
.
Ilay TVM mandefa ilay fizotrin’ny afomanga am’izany tsy ahitana fientanam-po mihitsy. Atao direct io, ary tsy lavitra akory fa eo akaiky eo. Tsy misy raha manjary : ny sary mifampitaingina sy manjavona ary ny feo miverindroa dia indraindray miletika. Amboary io TVM io fa tsy mivoatra mihitsy. Ny loko mena no mameno azy.
.
Ary farany ilay fiaran’ny RTM ataonareo fampisehoana ivelan’ny auditorium havoria io ampidiro anaty trano rehefa arantiranty ohatran’io ihany. Na omeo ny mpanao fatapera fa tsy mbola nahita musée ankalamanjana ny tenanay tompoko.
“Ary farany ilay fiaran’ny RTM ataonareo fampisehoana ivelan’ny auditorium havoria io ampidiro anaty trano rehefa arantiranty ohatran’io ihany. Na omeo ny mpanao fatapera fa tsy mbola nahita musée ankalamanjana ny tenanay tompoko.”
rehefa tsy ampy saina hatrizay anie dia tsy ampy saina foana mandramaty e! tsy misy eritreritra akory ve hoe manamaloka ny fandoroana nataondry zareo tamin’ny faha 26 janoary io fiarabe efa tsy mandeha io intsony?
Eny hoy aho Rafangy.
en 2023, il y avait 10 aeronefs de l’armée, actuellement,il n’en rest plus que 6 et encore, et en 2027, il n’en restera plus qu’un?
Comme ça Madagascar Airlines ne se sentira pas trop seul