Nifin'Akoho dans Donc lui il a le droit de critiquer… mais pas les autres ?: “Tiako mba ho hita am’izao ny endrik’ireo sipa niara-nivanitinika nanotrona andrazoky io tam zany. Sa efa anisan’ireo mpirai-petsapetsa ao am…” 10/05/2025 à 15:40
Nifin'Akoho dans McDonald’s va arriver à Madagascar: “Zany ve tsy hitovy amin’ny gastronomie pizza. Mividy carton misy sarina fanorina sisa. Nanaraka ny tompony ny tsirony.” 10/05/2025 à 15:19
Nifin'Akoho dans Lac Iarivo : Siteny a tout dit: “Efa mirodana be i neny (Gasikara io) ; aleo hividianana lay atin’akanjo tendance sy lafolafo e.” 10/05/2025 à 10:47
Nifin'Akoho dans Voilà comment les grands protègent leurs terres rares: “Ny hasin’ny mahaolona ary eto ny tetik’asam-bazaha ny miaro azy. Raha izay hasin’ny tany indray, tsisy fanjakana hihevitra an’izany eto.” 10/05/2025 à 10:40
Nifin'Akoho dans Io « princesse princesse » nareo io: “… Maninona ary zah no tsy mahazaka manjakely e, Fa efa zakan’lerony iny e. Fa lay mankimanky visy na koa…” 10/05/2025 à 10:32
Mdrr
go go gadget
Il manque encore ces bottes de ss au panoplie de ce dérangé mental irréversible…

ce sera pour les prochains selfies.
io ilay nilaza tamin’ny tatezamitatra hoe manomana commando folo lahy haka andra8 any Afrika atsimo
quand même; les ss n’étaient pas aussi c*ons que lui!
Tsy io ve ilay « con lonel » lehiben’i Rambo amin’ny film eh?
» »Chef de la gestapo plutôt no nalain’i lery tahaka t@ io…Ny gant mainty tsy sahy naseho?

heveriko fa laha tahaka ny ndrainy
Gesta..poz io ram’s a
On dirait la gestapo dans Indiana Jones