RMC dans Ciel, mes comptes mauriciens: “mitsiky fotsiny aho mahita ny liste lava be, be dia be, indrindra ilay SCI ! efa notenenina ny fitsarana malagasy…” 25/11/2025 à 14:12
petakaman dans Lol IRNAR: “ireo tsy manana frais hipitsihana ireo tavela ireo ka. Mipirina daholo izy amizao nefa vava re zao, sekoseko re zao.…” 25/11/2025 à 13:48
Rakotovelo dans Ciel, mes comptes mauriciens: ““Singam-bolo handavo ny vositra ! “Io no isan’ny mahatonga ny be kintana tsy hamela io raharaha io … Nilalao afo…” 25/11/2025 à 13:01
misy concours de vocabulaires mihitsy ao an. Comme le concours de types de cause de coupure de courant avec la Jirama
saika kofon’ny rano nosotroiko mihintsy aho t@ ilay hoe : hijery ”manokana” ny communes sy ny fokontany @ izay aho ….
dia nisy maires marobe tsy nantsoiny tao; dia misy communes marobe tsy mbola manana maires any ho any satria ….
Raha ny katalà 6ème dan aloha no hatao resaka ”émergence” dia tena vitan’i takàka tokoa fa ny ankoatran’izay toa ”immergé dans les abysses” daholo an.
Fa inona lty no maha samy hafa ny émergence sy ny immergence?
avy @ ireo no nakana ny IEM ka
tsy mahagaga raha mihina’IEM
Immergence Emergence de Madagascar ve? ohatran’ilay oe ambony, ambany, à gauche, à droite, patsi, patsa
Émergente a wé… Émergence a wé… tsss makaleo !
l’erec*tion de mon émergence prend un peu de retard