ianao kosa e! lazaindfy zareo fa manavotra olona 100 000 ny fisian’io masina io, iznay hoe raha miisa 100 000 ny mponina ao(ankizy,sy lehibe) dia azo antoka izany fa 130 000 ny isan’ny vato ho azondry zareo any
Rasendra
2 années il y a
Tsy mampatoky aloha e. Mampisalasala marina na hitaingina na tsia. Ny techniciens ve mbola au point ? Ny lalamby ? Ny La Pont ? Ah non
indraytaona, fony fitondran’i deba dia nisy tatezana latsaka rehefa nandalovan’ireo lohamasinina 3 mifanaraka( 3 x 56t), aorinan’i Lohariandava angamba ilay izy, vao hiditra ny gara mihitsy ilay tatezana, tamin’izany anefa tena niasa tsara ny teknisiana, ny fitaovana ampy sy tsara
Despote dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “Puis, les mois passant, le télé-travailleur dubaïote sera de retour au bled et triomphalement accueilli en héros au tarmac d’Ivato.…” 16/04/2026 à 14:44
Rafangy dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “en 1978, quand la sosoporisation commençait à prendre de l’ampleur, Deba a inventé divers faux problèmes pour detourner l’attention populaire:ce…” 16/04/2026 à 09:34
Coco dans Dis Gemini, c’est quoi faire de la politique ?: “où en sont Madagougou et les Malgaches par rapport à toutes ces belles définitions … théoriques ? La petite blague qui circule…” 16/04/2026 à 05:34
Za otrany matahotra ny hitaingina an’io an 🙂
Je disais dans une autre discussion que c’est mieux de le laisser faire quelques voyages d’abord lol
lalamby tsy nisy fikarakarana nandritra ny taona maro, tetezamby izay mora angalarina(pylone aza angalarina ve), lohamasina tsy azo antoka, , marina kosa aho raha hitaingina an’io amin’iizao voalohany izao!
certains vont bien entendu se targuer de l’avoir remis … sur les rails tompokolahy sy tompokovavy
Na voalohany na farany aloha za tsy hitaingina an’io mihintsy