Passez à l’eau bouillante pendant 5min les tomates
Hachez finement les oignons puis écrasez l’ail
Râpez le gingembre
Pelez et écrasez les tomates
Ajoutez tous les ingrédients dans la casserole
Sans oublier les 4 càs d’huile
Mettez un peu d’eau
2 à 3 pincées de sel
Laissez cuire à feux moyens
Rajoutez un peu d’eau si besoin
Et pour l’accompagner, une bonne rougaille à la malagasy (tomate + oignon)
34 réponses
hummm, que c’est bon!Par contre tilapia ce n’est pas trondro gasy mais vraiment du tilapia. Le trondro gasy si vous vous souvenez ce sont des poissons où l’on pouvait facilement manger leurs os.
@mangableu, ka aty aminareo be trondro betsaka e! atsipy fotsiny ny fintana dia efa mampiakatra trondro, ary tsy misy olona manao fanalan andro hoe manjono iznay aty aminareo ô?
@rafangy, tena tsisy an!Izay manjono dia amidy daholo izay azo. Mandeha any Soanierana sy Manambaro ianao dia feno tilapia amidy eny. Misy koa ny fotoana tena ahazoana “anguilles” be dia be sady lehibe.
@mangableu, prochain truc, où et quand faire la peche.
@Rainintsara, taloha no tena nisy an’ io vilany fandrahoana trondro io fa tsaroako i bebenay rehefa isaky ny zoma dia mahandro trondro gasy, ilay lany hatramin’ny taolany ireny
Ny tena nahandro gasy asina lafika anandrano na lards dia apetraka ny trondro eo ambony dia asiana voatabia sy tongolo amin’izay dia sira : izay no tena nahandro gasy e
Hary dans Tsy misy vola intsony ram’s a ?: “L’Etat malgache est champion là dessus : non remboursement de crédit TVA . “Venez investir à Madagascar” disait Cédric. Investir…” 06/05/2024 à 23:00
Numerobis dans Tsy misy vola intsony ram’s a ?: “Le mot “inutile” est politiquement incorrect à dire mais quelques part ce n’est pas faux 😛 . Vous avez raison,…” 06/05/2024 à 17:16
mpijery dans Tsy misy vola intsony ram’s a ?: “L’armée est inutile pour Madagascar, en revanche, on aurait besoin d’une patrouille assez importante pour surveiller nos côtes, ça pourrait…” 06/05/2024 à 16:51
Numerobis dans Tsy misy vola intsony ram’s a ?: “Pourtant il y a des pays qui ont supprimé leurs forces armées. La Costa Rica par exemple et le budget…” 06/05/2024 à 16:22
Numerobis dans L’effet Dunning-Kruger: “Les “merci prezidà”, “magantaka anao mba hilatsaka” et “tsy mbola nisy nahavita karagnao”, …. font grossir l’effet à chaque werawera…” 06/05/2024 à 16:12
raossy dans Tsy misy vola intsony ram’s a ?: “Tout çà me rappelle un camarade de classe du lycée quand on lui demandait une clope: ”rehefa tsy manana vola…” 06/05/2024 à 16:06
Numerobis dans Les outils OBD gratuits: “J’utilise Torque et Olivia. Avant j’ai utilisé une appli livrée avec le lecteur ODBII qui avait l’avantage de donner une…” 06/05/2024 à 16:00
elman dans Tsy misy vola intsony ram’s a ?: “et en contrepartie l’Etat règle les factures impayées aux mêmes pétroliers, les remboursements de crédit de TVA et toussa ve…” 06/05/2024 à 15:49
34 réponses
hummm, que c’est bon!Par contre tilapia ce n’est pas trondro gasy mais vraiment du tilapia. Le trondro gasy si vous vous souvenez ce sont des poissons où l’on pouvait facilement manger leurs os.
@mangableu, lire plutôt dans le sens “nahandro trondro” en mode gasy 🙂
@elman, Ah ok! 🙂
@mangableu, izay ilay mahafinaritra@ teny gasy: nahandro trondro gasy, gasy nahandro trondro, trondro nahandro gasy dia samy hafa dahalo ny dikany.
@Rainintsara, “trondro nahandro gasy” : io no mi correspondre 🙂
@elman, ie azoko tsara ka. Fananinona no tilapia. Fa inona moa no trondro handraon’i Ardine rehefa misy S izy? Lol.
@elman, Ny gasy ve no nandrahoin’ny trondro? Efa mivadika tokoa ny globe an! 🙂
@Lita Z., mais non. Poisson cuisiné façon malagasy.
@Rainintsara, ie , marina iznay , ohatry ny hoe tsara ny ray, tsara rainy, ny tsara ray! hihihihihihi!
@Rainintsara, trondro nahandro gasy, hahahahh
Tsara izy izany an.
Hay efa mahavita casserole à poisson ovale koa ny Ambatolampy? Tsy fahita firy.
@Rainintsara, rarakivy aho eto mahita azy!
tsy casserole izany io fa vilany ovale fanadrahoana trondro mihitsy e! nila nijery tsara aho vao nahita fa tsy misy tahony ilay vilany fa diso fanoratra e!
@rafangy, azonao tsara ny tiako ho lazaina. Ohatran’ny tsy dia fahita firy izy io.
@Rainintsara, Aty @cote io betsaka no manana ka!
@mangableu, ka aty aminareo be trondro betsaka e! atsipy fotsiny ny fintana dia efa mampiakatra trondro, ary tsy misy olona manao fanalan andro hoe manjono iznay aty aminareo ô?
@rafangy, tena tsisy an!Izay manjono dia amidy daholo izay azo. Mandeha any Soanierana sy Manambaro ianao dia feno tilapia amidy eny. Misy koa ny fotoana tena ahazoana “anguilles” be dia be sady lehibe.
@mangableu, prochain truc, où et quand faire la peche.
@Rainintsara, taloha no tena nisy an’ io vilany fandrahoana trondro io fa tsaroako i bebenay rehefa isaky ny zoma dia mahandro trondro gasy, ilay lany hatramin’ny taolany ireny
@rafangy, ary efa mahavita wok ve ry zalahy sa tsy mbôla?
@Rainintsara, oui efa mavita wok na cocotte aza efa manao zareo fa tsy aiko oe manaona ny rendu
@Ardine, ah ok merci.
Ary sakaian’i rams adinonao? Lay tsilandimbilahy
@Rainintsara, tsy adino fa ao ambadibadika ao 🙂
Dia andrahoina adin’ny firy kay azafady ry Ardine? Matsiro izy zany an! misaotra oh!
@Malala, tsy misy fisaorana ô!
Environ 45 min à 1h,l’astuce est toujours de mettre très peu d’eau puis de rajouter souvent.
@Ardine, super! c’est noté ! merci beaucoup
Oh ! tapaka ngaha ny internet ao Dago?
@Malala, Orange aloa tsy tapaka ê (là je down à 1.2Mbps), ny hafa tsy haiko
@elman, toa otrany nangina tampoka mantsy eto dia zay mahatonga ahy manontany 🙂
@Malala, mba asiana vie de famille kosa fa aiza no hoe actutana foana 🙂 Sa ilay brèves nijanona tampoka à 14:00 ? Misy tests vitsivitsy mbola atao ka.
@elman, ie ilay nijanona tampoka t@ 2ora iny mihintsy! ok! mazotoa aza
nahandro trondro tilapia @ fomba gasy, tsara ka
tsy nahandro gasy io raha endasina aloha ny trondro.
Ny tena nahandro gasy asina lafika anandrano na lards dia apetraka ny trondro eo ambony dia asiana voatabia sy tongolo amin’izay dia sira : izay no tena nahandro gasy e
tsara ny sary par étape, miezaka mihitsy i Ardine, mankasitraka ny ezaka.