Elman a, izaho tsy miady hevitra amin’ireo intsony fa leo tanteraka. Ny malaza any @ tanana mantsy dia hoe ireo nanao vaksiny “hono” no tena matin’ny covid @ izao. Kivy e!
Ny tena marina tokony hanao test ihany ny olona vao manao vakisiny ,izaho nahalala olona akaiky vita vakisiny herinandro dia voan’ny covid dia maty ,sa ilay astrazenica no tsy mamely?Misy cas vitsivitsy ohatran’izany ka mahatonga ilay tsaho sy finonompoana,sinon,ahoana ihany ilay troisieme dose e,be de be anie ao ny vakisiny miahaka fotsiny efa ho lany daty nefa ny fanjakana tsy mamela anay hanao ilay troisieme dose
Ka ilay fanjakana anie no tsy manome “directive” entitra e sy statistika mazava!
Ny vaksiny ohatra tsy azo atao raha olona voan’ny covid. Ary raha olona efa voa dia mila miandry fotoana maromaro (90 jours raha aty @ misy an’ahy) vao afaka mahazo vaksiny.
Faharoa, mila 14 jours ny vaksiny vao efficace. Fa tsy hoe vao vita vaksiny ianao dia voaaro. Noho izany raha 7 andro aty aoriana ilay olona no voa dia mbola tsy misy dikany ny nanaovana vaksiny.
Fahatelo, ny vaksiny tsy efficace à 100%. Noho izany mety matin’ny covid foana ilay olona na vita vaksiny aza. Izany akory tsy midika hoe tsy mandaitra ilay izy.
Fahaefatra, misy risque ny fanaovana vaksiny. Fa rehefa natao ny kajy dia ambany be io risque io miohatran’ny hahafaty @ covid.
Betsaka ny olona no tsy mahalala an’ireo zavatra ireo dia ilay vaksiny indray no omena tsiny. En plus, tsy misy statistiques mazava ny any @ tanana. Dia samy manao ny conclusion ny olona tsirairay.
ny ahy indray dia ataoko hoe” tsy aty amiko ianareo no manazava ny tsy hanaovanareo vakisiny fa any amin’ny réanimation sy morgue. Any no mila an’izany”
Consternant l’entêtement et le crétinisme de cette andouille qui sert de gouvernant au pays endémique : aucune communication sur le variant dominant qui circule; si c’est le variant delta, comme l’institut Mérieux l’a laissé entendre, le pire est à venir.
C’est très probablement du Delta, mais comme d’habitude, il y en a qui se sont fait tapés sur les doigts et ont rétropédalé vite fait
Ce que je trouve le plus révoltant c’est que les dirigeants se sont eux fait certainement vaccinés en catimini à l’extérieur, pendant que le petit peuple meure tranquillement sans que l’Etat ne se mobilise pas plus que ça pour combattre les théories fumeuses des anti-vax
Malala
4 années il y a
Amiko “delta” ny ao dago satria ny Omicron tsy mbola mamono
fa ireto vaksiny alain-drony eto ity no tsy azoko e
misy ny efa te hanao ny 2ème dose Janssen ohatra fa tsy mahazo
faharoa : fatina délestage lava ity : quid de la conservation des vaccins?
raha ny hevitro dia aleo eny Befelatanana ihany no manao vakisiny satria ao no misy ny fitehirizana ireo vakisiny, fa tsy mey resy lahatra mihitsy aho hoe ilay vakisiny mila mangatsiaka be ny fitehirizana azy dia mbola voataozona foan izany rehefa tonga eny amin’ny csb mahitsy na talata volonondry akory
Ah ben ça c’est la véritable question … c’est bien beau de se faire vacciner mais si c’est inefficace on est dans la mouise. Surtout si les vaccinés pensent être protégés …
Rafangy dans Refondation : attention danger: “au debut, avec le petit gros, il y avait de l’espoir, beaucoup d’espoirs pour la jirama, et chacun en a…” 17/07/2026 à 09:48
Hary dans Refondation : attention danger: “Voici la mentalité des politiciens malgaches : L’urgence , c’est de se remplir les poches. Le prioritaire , c’est de…” 16/07/2026 à 18:27
angady dans Et si la Refondation… ne fonctionnait pas ?: “A part le seza et les 3V, non sérieusement, vous les pensez capables de faire l’ébauche d’un quelconque vivre ensemble…” 15/07/2026 à 20:50
Vazaha Be dans Et si la Refondation… ne fonctionnait pas ?: “Je partage globalement l’analyse. Mais bien que loin de Madagascar en ce moment, j’ai l’impression que des projets longtemps oubliés…” 15/07/2026 à 17:29
MasyLau dans Kidnappings et meurtres : quid ?: “Mila mandinika mafy io filazanao io ny mpitondra . Izay very mantsy dia hita -faty misy manimpy eny rehetra ireny…” 15/07/2026 à 17:03
Numerobis dans Kidnappings et meurtres : quid ?: ““Celui qui contrôle la peur des gens devient le maître de leurs âmes” Machiavel dans l’ouvrage “Le Prince” A mediter” 15/07/2026 à 12:06
Doraadm dans Kidnappings et meurtres : quid ?: “Ny zavatra tsikaritro hatr@ izay, efa antaonany maro izay, dia rehefa misy ilay sambo manao asa soa iny no mirongatra…” 13/07/2026 à 09:24
petakaman dans Kidnappings et meurtres : quid ?: “Bah alors sam, avez vous oublié l’histoire en 2011 de “MOPERA” BONIFACE et ses rejetons (la fille était en 4ème…” 13/07/2026 à 09:02
sam dans Kidnappings et meurtres : quid ?: “Trafic d’organes, la légende continue…. Les contraintes logistiques irréalisables Pour qu’une transplantation réussisse, l’extraction et le transport des organes exigent…” 12/07/2026 à 09:30
elman dans Kidnappings et meurtres : quid ?: “et a disparu de la circulation en écrasant quelqu’un avec sa voiture selon les légendes urbaines de l’époque” 11/07/2026 à 23:15
petakaman dans Kidnappings et meurtres : quid ?: ““En plus, le goût du sang on aime bien n’est-ce pas ? Comme ces brebis que l’on envoie à l’abattoir…” 11/07/2026 à 19:13
Afist dans NF C18-510: “Felicitations Elman ! Des conseils qui valent de l’or.” 08/07/2026 à 12:03
elman dans NF C18-510: “Si un “mécanicien” n’est pas capable de savoir pourquoi une voiture ne démarre pas en moins de 15 minutes autant…” 08/07/2026 à 09:44
Rafangy dans NF C18-510: “n’oubliez pas de nous tenir au courant, le plaisir de partager” 08/07/2026 à 09:39
Rafangy dans NF C18-510: “le fil qui alimentait le demarreur pendait et a touché le moteur, ce qui a crée un petit court circuit,…” 08/07/2026 à 09:38
Ka iza no milaza aminao fa tsy vacciné ireny olona maty ireny.
Ny statistiques mondiaux efa mazava be ka.. mais bon, zay tianareo atao ka, tsy misy manery mihintsy.
Elman a, izaho tsy miady hevitra amin’ireo intsony fa leo tanteraka. Ny malaza any @ tanana mantsy dia hoe ireo nanao vaksiny “hono” no tena matin’ny covid @ izao. Kivy e!
Ny tena marina tokony hanao test ihany ny olona vao manao vakisiny ,izaho nahalala olona akaiky vita vakisiny herinandro dia voan’ny covid dia maty ,sa ilay astrazenica no tsy mamely?Misy cas vitsivitsy ohatran’izany ka mahatonga ilay tsaho sy finonompoana,sinon,ahoana ihany ilay troisieme dose e,be de be anie ao ny vakisiny miahaka fotsiny efa ho lany daty nefa ny fanjakana tsy mamela anay hanao ilay troisieme dose
Ka ilay fanjakana anie no tsy manome “directive” entitra e sy statistika mazava!
Ny vaksiny ohatra tsy azo atao raha olona voan’ny covid. Ary raha olona efa voa dia mila miandry fotoana maromaro (90 jours raha aty @ misy an’ahy) vao afaka mahazo vaksiny.
Faharoa, mila 14 jours ny vaksiny vao efficace. Fa tsy hoe vao vita vaksiny ianao dia voaaro. Noho izany raha 7 andro aty aoriana ilay olona no voa dia mbola tsy misy dikany ny nanaovana vaksiny.
Fahatelo, ny vaksiny tsy efficace à 100%. Noho izany mety matin’ny covid foana ilay olona na vita vaksiny aza. Izany akory tsy midika hoe tsy mandaitra ilay izy.
Fahaefatra, misy risque ny fanaovana vaksiny. Fa rehefa natao ny kajy dia ambany be io risque io miohatran’ny hahafaty @ covid.
Betsaka ny olona no tsy mahalala an’ireo zavatra ireo dia ilay vaksiny indray no omena tsiny. En plus, tsy misy statistiques mazava ny any @ tanana. Dia samy manao ny conclusion ny olona tsirairay.
fanga hoe mitsindrona androany dia immunisé rahampitso ? Deja mila 2eme dose 1 mois après, dia miandry encore 2 semaines.
Donc 6 semaines pour être “immunisé”…
C’est pas pour rien que j’ai tiré la sonnette d’alarme il y a quelques mois, zao vao mikorapaka daholo comme d’hab
Vous avez raison, c’est comme perdre son temps à discuter avec des comptes fako
ny ahy indray dia ataoko hoe” tsy aty amiko ianareo no manazava ny tsy hanaovanareo vakisiny fa any amin’ny réanimation sy morgue. Any no mila an’izany”
Koa aza manao vakisiny koa ary fa lero ny cvo+ dia ho avotra.
Sady efa vonona ny fanaovana transplantation renale ao amin’ny polyclinique sy etsy andohatampenaka a
Rien que ce matin, 2 connaissances qui sont partis
Et je viens d’avoir Madagascar pour une connaissance décédée ce matin : pas un seul corbillard de dispo hono 😯
pareil pour moi, … mon beau-frère parti hier
Mon oncle ce … jour même!
il se passe quelque chose là
Consternant l’entêtement et le crétinisme de cette andouille qui sert de gouvernant au pays endémique : aucune communication sur le variant dominant qui circule; si c’est le variant delta, comme l’institut Mérieux l’a laissé entendre, le pire est à venir.
C’est très probablement du Delta, mais comme d’habitude, il y en a qui se sont fait tapés sur les doigts et ont rétropédalé vite fait
Ce que je trouve le plus révoltant c’est que les dirigeants se sont eux fait certainement vaccinés en catimini à l’extérieur, pendant que le petit peuple meure tranquillement sans que l’Etat ne se mobilise pas plus que ça pour combattre les théories fumeuses des anti-vax
Amiko “delta” ny ao dago satria ny Omicron tsy mbola mamono
samy efa eto ireo c’est sur fa ny Omicron maivamaivana
fa ireto vaksiny alain-drony eto ity no tsy azoko e
misy ny efa te hanao ny 2ème dose Janssen ohatra fa tsy mahazo
faharoa : fatina délestage lava ity : quid de la conservation des vaccins?
raha ny hevitro dia aleo eny Befelatanana ihany no manao vakisiny satria ao no misy ny fitehirizana ireo vakisiny, fa tsy mey resy lahatra mihitsy aho hoe ilay vakisiny mila mangatsiaka be ny fitehirizana azy dia mbola voataozona foan izany rehefa tonga eny amin’ny csb mahitsy na talata volonondry akory
il y a 400 000 pfizer qui arrivent là je crois
bien! et avec la jirama en rade on fait comment pour les conserver à moins combien déjà 🙁