Teny Ambatobe sy tao Ilafy ihany koa nisy olana, filaharambe mihitsy. Omaly nihevitra hoe olana tamin’io andro io fa androany tsy maintsy niandry fa gasy…
zafimbaza
4 années il y a
La SG ? Ne m’en parlez pas .Il y a 5 ans et je ne pense pas que ça a changé : j’ai eu besoin de 300 euros sur mon compte en France. Le gars me répond : impossible, tout en regardant le plafond !Allez voir chez le concurrent, ici pas de DAB . La BNP m’a délivré les sous avec 30 euros de frais . Voilà.
samyfoza
4 années il y a
Atao ahoana fa ny antsika ny Banky rehefa tsy an’ny Olona Adala na Nandra Indrindra dia Famonoana Voahoaka…
mangableu
4 années il y a
Ny systeme bancaire rehetra ao Mada mihitsy no tena mila miova fa sady mangotry client no efa archaique loatra.
Hanome ohatra kely aho:
Raha any mada ianao no hanao transaction bancaire nationale d’une meme banque na vers une autre banque dia efa misy frais izay ary mety tsy hoazo eo noho eo ny vola raha mandeha amin’ny region hafa ilay vola; Aty Inde ny transaction bancaire nationale rehetra dia gratuite, tena instantanee ary tsy mila mamonjy banque fa atao en ligne daholo.
Any Mada ianao rehefa hividy zavatra, ankavitsiana izany toerana ahafahanao mampiasa carte izany ary raha afaka dia mety hisy surplus de frais; nefa aty Inde raha tsy manana lecteur de cartes bancaire ilay mpivarotra dia afaka alohanao via application mobile izy (google pay, paytm,….); na ny mpanamboatra kiraro aza aty efa paiement via appli daholo e, miscan le qr code fotsiny dia vita!
Any Mada ianao, ny atao hoe GAB izany dia filaharana fangalana vola, nefa aty izany GAB izany sadia ahafahanao maka vola, mahazo cheque vaovao ary indrindra indrindra ahafahanao mampiditra vola amin’ny compte bancaire-nao.
Ary ny zavatra tena halako amin’ny banque ao Mada dia ianao rehefa haka vola be amin’ny compte-nao iny dia manontany ry zareo hoe: “Ataonao inona io vola be alainao io!?” Oadray le! 🙁
Hahaha! Raha tena vonona ny hapandroso ny firenena ry zareo, omeny carte blanche aho amin’izay rehetra hoataoko ary raha tena vonona hiaro sy hanohana ary hiara-dia amiko dia vonona ny hiverina aho. Avy dia action fa tsisy blabla sy fivoriana be intsony; homaro ny voaroka rehefa tsy hiasa tsara,….
Marina izany.Mila fivoarana ny systeme bancaire any Mada.
Sady obsolète no tsy azo atokisana mihintsy ary indraindray aza dia ny conseiller financier ihany no mangalatra ao anaty compte.
Mila révolution financière mihintsy i M/kara.
Mba hoe mba ho hisy marché financier hoatran’ny any Inde ,Maurice, Indonésie,Nigeria….
Fa raha tsy izany dia ho mahantra mandrapahafatiny ity firenena ity
Raza dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “« Parce qu’a la base ce n’est pas fait pour être un moyen de transport mais pour se faire plaisir, faire monter…” 26/02/2026 à 13:35
Numerobis dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Je pense que quand on achète ce genre de jouet, on ne doit pas se soucier de combien ça consomme.…” 26/02/2026 à 09:02
Haja dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Le président n’a ni le droit ni assez de pouvoir pour donner son avis sur l’Ukraine, si on veut demander…” 25/02/2026 à 10:45
Miserana dans Que veulent les Malgaches ?: “S’ils avaient un marteau, une cloche et une chanson, ça aurait marcher peut être ? Et bien sûr qu’ils prennent…” 25/02/2026 à 10:42
Rahandy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “Je ne sais pas si on peut attendre quelques choses de quelqu’un avec un langage si “soutenu”. A force d’être…” 25/02/2026 à 09:54
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “plutot, cela fait 66 ans qu’ils prennent l’Etat central comme la personne qui doit s’occuper de tous leurs besoins, isaky…” 25/02/2026 à 09:47
Rafangy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “““La Nation court un grave danger, il est urgent que nous nous rencontrions monsieur le PRRM pour en discuter” et…” 25/02/2026 à 09:44
hier aussi la BNI a envoyé des sms à ses clients comme quoi il y avait un “réajustement” au niveau des cartes
Teny Ambatobe sy tao Ilafy ihany koa nisy olana, filaharambe mihitsy. Omaly nihevitra hoe olana tamin’io andro io fa androany tsy maintsy niandry fa gasy…
La SG ? Ne m’en parlez pas .Il y a 5 ans et je ne pense pas que ça a changé : j’ai eu besoin de 300 euros sur mon compte en France. Le gars me répond : impossible, tout en regardant le plafond !Allez voir chez le concurrent, ici pas de DAB . La BNP m’a délivré les sous avec 30 euros de frais . Voilà.
Atao ahoana fa ny antsika ny Banky rehefa tsy an’ny Olona Adala na Nandra Indrindra dia Famonoana Voahoaka…
Ny systeme bancaire rehetra ao Mada mihitsy no tena mila miova fa sady mangotry client no efa archaique loatra.
Hanome ohatra kely aho:
Ary ny zavatra tena halako amin’ny banque ao Mada dia ianao rehefa haka vola be amin’ny compte-nao iny dia manontany ry zareo hoe: “Ataonao inona io vola be alainao io!?” Oadray le! 🙁
itony koa gasy d’Indes dedaka sy miseo milay : tongava aty mampiseo ny fahaizanareo raha sahy
lol
Hahaha! Raha tena vonona ny hapandroso ny firenena ry zareo, omeny carte blanche aho amin’izay rehetra hoataoko ary raha tena vonona hiaro sy hanohana ary hiara-dia amiko dia vonona ny hiverina aho. Avy dia action fa tsisy blabla sy fivoriana be intsony; homaro ny voaroka rehefa tsy hiasa tsara,….
Ha ha ha
Tena gasy dinde izany fa tsy gasy d’inde kosa