Heu,les États-Unis ,la France et aussi d’autres pays développés empruntent dans les marchés financières ,dans les bourses pour payer leur charge administrative ou dans le cadre d’investissement tout court…d’où les notations des agences du genre standard and poors ou autres sur la crédibilité d’un pays…
@babakaty, Un pays (pauvre) qui emprunte pour payer ses dettes et le pays le plus pauvre du monde. Et dire que le SG et le DGB pensent que payer les fournisseurs d’énergie et rembourser les BTA qui arrivent à échéance correspondent à une opération d’investissement, on tombe vraiment des nues. ce n’est pas qu’une opération est inscrite en PIP qu’elle est vraiment un investissement.
debile profond
7 années il y a
Un prêt personnel avec caution solidaire de l’état ?
Malala
7 années il y a
Aza ampitovizany @ la France sy états-unis zany mihintsy madagascar, zareo mandoha ny dettes -ny fa madagascar tsy mahaloa trosa mihintsy
@Malala, iza no miteny anao hoe tsy mahaloa trosa isika ? tamin’ny tetezamita aza kevoka ery lavanify fa naloa ny ampahatrôsa tokony efain’i madagasikara isan-taona…I usa no AAA ny notation azony fa raha i frantsa dia efa intelo izy ireo no nahazo avertissement tamun’ny union europeenne fa mihoatra ny seuil 5% pib ,1000 milliards d’euro :105% pib,efa AB ny note azony …
Matoa misy mampindrambola isika dia efa manomboka atokisan’ny olona,d’ailleurs on ne prête qu’aux riches …
@babakaty, Iza no firenena matoky an’i malagasy? inona ny zava-bitan’ny etats malagasy t@ vola nosamboriny hatramin’izay? ny fantatra aloha dia lanin’ny états @ zavatra personnel (voyage, fananana sns…) ny vola tokony hanamboarana, hanavotana ny malagasy @ fahantrana, dia tena mahatoky ianao fa ahazo i vola tadiaviny io ny etats malagasy? zay tsy hay loatra mihintsy hoe atao inona io vola io, na andoavana ny fonctionnaires sa ny jirama sa ny air mad? ny haiko raha azony io vola io, dia any ampaoson’ireo mpanao politika reo fa tsy any @ zay zavatra lazainy zany mihintsy, asakasakareo za mbola minon an’ireo mpanao politika reo, ny zava-bita jerena fa tsy zay bla bla bla any
Lita Z.
7 années il y a
Pour financer les investissements et équilibrer le budget, qu’y disaient! Mais à partir du moment où le prêt est débloqué, ils peuvent en faire tout ce qu’ils veulent. C’est juste une question d’écritures. L’affectation est une chose et l’utilisation en est une autre.
peps
7 années il y a
Fa maninona kay isika mahazo prêt foana nefa tsy mahaverina trosa mihitsy ? Rehefa mangataka prêt any @ banque ve isika olon-tsotra ka tsy mahaverina na indray mandeha monja aza dia mbola hanome prêt hafa ho anao ny banky ? ary tsy voasazy ianao ? Misy raha la terre e.
Sam dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “En fait exceptionnellement le gouvernement devrait proposer des lois. C’est plutôt le rôles des députés afin de les faire voter…” 06/06/2025 à 00:03
Sam dans La Jirama devient Société anonyme: “Un peu comme Air MalAD, l’état actionnaire majoritaire et la CNAPS second actionnaire, mais est ce que l’on a demandé…” 06/06/2025 à 00:00
Rafangy dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “fa tsy misy kosa ny hoe ultra confidentielle izany raha mbola resaka lalana satria tsy mainty entina eo anivon’ny solombava…” 05/06/2025 à 16:55
idefix dans La Jirama devient Société anonyme: “Bientôt l’autre délicieuse poissonnière va rentrer en piste pour terminer le boulot ? 😛” 05/06/2025 à 16:48
RMC dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “non ka ! afaka manao proposition de lois ny rehetra ka ! na ianao aza afaka manolotra, fa homenao ny…” 05/06/2025 à 16:40
Rafangy dans La Jirama devient Société anonyme: “Ahenantsika ny vidin-jiro tompokolahy sy tompokovavy? anisany teniny voalohany io taorinan’ny fanonganampanjakana ary dia notznterahiny tokoa dia taty aoriana ilay…” 05/06/2025 à 16:31
Heu,les États-Unis ,la France et aussi d’autres pays développés empruntent dans les marchés financières ,dans les bourses pour payer leur charge administrative ou dans le cadre d’investissement tout court…d’où les notations des agences du genre standard and poors ou autres sur la crédibilité d’un pays…
@babakaty, j’allais vous répondre mais Malala ci-dessous l’a fait à ma place 🙂