indray taona izay dia rano tsotra io no tao anatin’ilay tavoahangy classica, dia efa indroa koa no sendra rano nefa thb mbola tsy nisokatra, fa tao isoraka tao nisy nahay nanokatra ireny jhonny walker ireny tsy misy diany mihitsy dia manolo ny ao anatiny an!
en forme izy izany an.
sauf qu’il n’y a pas de cuisine populaire la dedans : le vary @ anana sy kitoza de GWR et le kafe sy mofo de Dada, avec le kopy vy 🙂
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
C’est la Gold blanche pression qui cartonne ici au pays en ce moment, avec une branche de kotomila
rhaa
tandremo sao tonga aloha ao ny emmoreg, euh sentinelles 🙂
Samy manana ny azy koa. Ny anay izao Gold Amigo sy Gold Amigo red no tena mandeha…dia Booster (biere au pommes )
F’angaha nitondra stock betsaka Elman ?
tena efa lany an 🙂
Alefa, c’est parti
Surtout ne pas boire directement avec la canette ,il se peut qu’il y ait des surprises la dedans ,genre souris morte
Tena marina , tsy voalavo maty kosa fa mety KK- ny 🙂
indray taona izay dia rano tsotra io no tao anatin’ilay tavoahangy classica, dia efa indroa koa no sendra rano nefa thb mbola tsy nisokatra, fa tao isoraka tao nisy nahay nanokatra ireny jhonny walker ireny tsy misy diany mihitsy dia manolo ny ao anatiny an!
en forme izy izany an.

sauf qu’il n’y a pas de cuisine populaire la dedans : le vary @ anana sy kitoza de GWR et le kafe sy mofo de Dada, avec le kopy vy 🙂
merci
misy ka
fa izaho hoy aho tsy mety mahita izany izany e?
on voit bien que vous êtes loin du pays :une canette de 35cl au lieu des 3 bouteilles de 65, des sambos au lieu des dizaines de masikita pur zébu!
attendez de voir le reportage 🙂
euh non par contre 3 THB de 65 cl ça me semble pas raisonnable, même si je suis venu en métro
ahhhh! les masikita pur zebu +trafony! … ça me manque beaucoup! … une des rares bonnes choses au pays endémique
Raha tany dago io portable eo ambony latabatra io efa nanjavona 🙂
aza angalarina kosa ny xiaomi any ardine 🙂
Tsy za ka , sady nareo tsy any dago