Le tratra voalohany du jour alors ?

Loading

DĂ©pĂȘche Madagascar > Justice

🤣

(ça fait bien longtemps qu’une dĂ©pĂȘche n’a pas Ă©tĂ© postĂ©e dans la rubrique Justice 😳)

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour ĂȘtre rapidement notifiĂ© des “urgences” dans l’actualitĂ© 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
11 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Tsotsy
Tsotsy
4 mois il y a

Tsy tratra ka, mbola miandry hoe ho-extreden’ny Maorisy ve sa tsia. Volabe no resaka eto, des milliards de roupies.

Tsotsy
Tsotsy
RĂ©pondre Ă   elman
4 mois il y a

Tsy mbola migadra lery, ary tsy tena interdiction de sortie na territoire : “report upon departure”, zany hoe raha mitady hiala lery de tsy maintsy mampandre ny praiminisitra aloha. Nefa i Ramgolam mbola tsy eto fa ilay mpisolo toerana Pierre B no eto.
Fa sahirantsaina ny eto satria tournant be @ famotsiana vola, de matahotra raha handefa an’lery any antanana de sao tsy hisy hanao investissement maloto tsony. Vola no resaka.

Tsotsy
Tsotsy
RĂ©pondre Ă   elman
4 mois il y a

Latsinainy Divali, de raha misy zavatra dia mety hoe talata.
Ny ambassadeur eto, Camille Vital, ny nahenoana azy dia ny filazany fotsiny hoe tsy nahare ny fahatongavan’ireo teto raha tsy t@ vaovao. Tsy hay zay ho ataony.

idefix
4 mois il y a
Raza
Raza
RĂ©pondre Ă   idefix
4 mois il y a
carole
carole
4 mois il y a

Avy dia tratra koa raha mody aty an

raossy
RĂ©pondre Ă   carole
4 mois il y a

Mbola ho avy koa ny CIA @ ilay affaire boeing 777…; any guantanamo no hiafaran’ilay rangahy io.

Fil info

Revue de presse

Diplomatie
Crise Ă  Madagascar

Cours de change

Cours du 13/02/2026

  •  5119.73 ar
  •  4374.44 ar

Vos réflexions