Samedi 31 mars 2018 : ça y est, on rentre dans le vif du sujet avec l’ouverture officielle de cette 43ème édition des Rencontres nationales Sportives ! Suivez le guide pour vivre cette première journée de la RNS
Samedi 31 mars 2018 : ça y est, on rentre dans le vif du sujet avec l’ouverture officielle de cette 43ème édition des Rencontres nationales Sportives ! Suivez le guide pour vivre cette première journée de la RNS
Ahhhh … la station de métro de Gerland…
Le bon vieux temps surtout les jours de match de l’OL
Merci pour les photos Elman. Tsy nisy Solontenam-panjakana malagasy angaha niatrika sy nanokatra an’ilay izy?
Le Ministre des Sports était attendu mais il semblerait qu’il ait eu un Conseil de gouvernement de dernière minute 🙂
Je pense plutôt qu’il ne voulait pas se faire hué! lol
Avy nandray ligne D ve Elman izany dia naka correcpondance haka ligne B tao saxe Gambetta sa teo ho eo ny trano?
Avy nandray ligne D ka.. Gare de Vaise 🙂
Lavidavitra ihany, mbola najanon’ny bus tao Vaise koa zany raha tsy hoe nipetraka nanodidina.
Misaotra @ sary e, mampanembonembona
C6 🙂
Trajet lavalava mihintsy izany handeha RNS izany an.
fa na izany aza ny TCL dia anisan’ny tsara indrindra foana ao France sady mandrak’alina misy foana
aiza ilay BMW na Merce na Audi ra elman an ? mdr efa tsy gasy intsony fa mandeha TCL na velov’ zany haotrany vazah zao zany niafarany an. Nipetraka t@ Hotely ga nareo sa nipetraka t@ na actunaute mipetraka ao Lyon ? @ zay kosa dia tsy mandoho hotely e. mdr ! zay nateo hoe hebergement solidaire et ecocitoyen sa ahaona ?
Bof, comme on dit, ny tapany ihany no mikobana sa ahoana ? 🙂
Merci elman pour le partage.
Ça fait chaud au cœur de reconnaître quelques visages.
Ardine est radieuse, on voit bien qu’un heureux évènement se prépare.
inona aloha ilay evenement ? mba zarazarao rangah, aza tia tena moa e ! mdr
Aleo rehefa tena tonga ilay izy vao mivalafatra eto e 🙂
dia tsy afaka ny hitsenaanareo eny Ivato izany izahay fa ianareo efa eto vao ho fantatray?
ary maninona tokoamoa raha atambatra amin ilay fahavitan ny trano e?
Tsy marihany ra Elaman fa mandoa vola @ zay mamonjy RNS zao, miditra ao @ village 3 euros nama, ny final basket sy volley moa dia tsy resahina intsony. haotrany lasa bizna ilay RNS an ! sa ahoana hoy nareo ? na tsaky ary mitovy daholo ny vidiny @ stand rehetra, aiza ilay conccurence e ? zay moa tany @ mpivarotra elakelan-trano no namely tsaky.. mdr
Otrany efa nazavainy ny organisateur tsara hoe inona no nahatonga anio 3€ io : baisse des sponsorings, donc tsy itako izay resaka “bizina” amzany.
Sady en plus 3€ pour 3 jours tena gravy be ve ? Quand on est capable de payer 2€ une cannette de thb hoatra ?
Pour ma part, même si on m’a donné un pass qui me permettait d’aller où je voulais sans rien débourser, j’ai quand même tenu à payer les 10€ (+accès aux finales) pour manifester mon soutien. Ardine pareil.
Si on veut que les choses durent, quelques fois il faut arrêter la radinerie et la mesquinerie.
Za dia gaga mihitsy @io ady hevitra pour 3€ et finales payantes io. Fandraisan’anjara anie ilay izy mba hoenti-manana @ fandaniana, fa tsy misy hoe tombony ho an’ny CEN na 1ct aza. Tsy mba faly ve isika mahazo gymnase sy terrains de foot tsara be ohatr’ireny?
Hey Elman, indice kely: mon frangin avait l’épaule cassée et il tenait le micro 🙂
Là où j’ai légendé “je vous connais vous” ? 🙂
Yes, hihi
d’accord @ izany rehetra zany an, raha celibatera koa tsy olona. 3 euros hoy Elman, kely zany fa raha manana vady aman-janaka, mety mamay kely ihany. Dia ny probleme koa anie dia ho tendance hiakatra foana io vidim-pidirana io. ( ho parking payant, ho payant daholo ny match na tsy final aza, ho payant hijery podium…). inty ahy eto afaka taona maromaro. Mbola tadidiko tsara t@ match final payant vaolohany indrindra 1 Euro. tokony mba assureny ry zalah kosa ny spons sy subvention e . Solution iray koa mandoha cotisation annuel ohatra : 10Euros, dia izay tsy membre mandoha droit entree rehetra
io resaka bojy io ihany no mahataraiky antsika fa rehefa tsy misy fandraisana anjara dia sady tsy misy miraharaha no ratsy be ny atolotra eo!efa ambany ary io 3euros io hoy aho!
tena zany mihintsy
Efa tsy misy zavatra gratuit tsony zao ranamana a, ny mandeha toilette aza payant 🙂
eto antananarivo aza anie lazaina fa 50ariry ny mivalandrano fa rehefa tsy manana 50 ianao favola taratasy dia lasa 100ilay izy e!
zany kosa dia efa fangalarana e
Otrany haiko io olona tapaka tanana sy mitondra micro io 🙂
Misaotra betsaka elman @ sary , mahafinaritra be
Dia fantatr’i Malala koa koa aho zany 🙂
fort possible an 🙂
izaho anefa tsy mahafantatra an i malala!hihihihi!
🙂
merci Elman et Ardine pour ces jolies(comme d habitude)photos, merci pour votre devouement!
Misaotra e ! plus 400 volt ! 🙂
Misaotra Tompoko, misaotra Ardine, misaotra Elman fa ohatran’ny nanatrika tany ny tenanay. Mankasitraka