Efa nandresy efa ela io. Nanomboka t@ tolom-piavotana t@ 1975 hatramin’ny tolona t@ 2009. Manjaka ny madinika izao ka. Satria moa ry zaero efa 90% ny malagasy izao. Lasa madinika daholo ny gasy. Izany ny porofon’ny fandresena.
DeGaule
8 années il y a
J’ai peur que les malades restent chez eux et essaie d’appeler le 910 qui ne répond pas, et essaient de se soigner eux même en ingurgitant des tonnes d’antibiotiques, s’ils crèvent, et ben, ils seront enterrés dans leur tombeau familiale comme si de rien n’était et le cercle infernal continuera de plus belle. Et là, tena nandresy ny toul
1. Nisy havan’ny namanana akaiky namoy ny ainy teo aloha teo ary tsy nety nomen’ny BMH ny razana fa hoe voan peste, nefa efa fantatry ny havana na dokotera fa efa narary ary voan ny insufisance renale izy io. Niady ary azo ihany ny razana t@ farany. Rehefa nalaina moa izany ny razana dia hoy ireo BMH hoe :
“Inareo no miantoka izany raha tena pesta tokoa no nahazo an’io an!”
Raha tena pesta tokoa ?? Fa angaha tsy nisy analyse matotra tao no toa atao kilalao fotsiny ilay izy ?
2. Nisy olona koa nilaza fa efa tantara be vao azo ny razana fa naika tsy omena fa hoe pesta. Rehefa nojerena ny razana anefa avy eo dia efa tsy nisy taova intsony.
Hatram’izao dia salama tsara daholo ireo olona havan’ireo olona maty lazaina fa nisy peste ireo ary tsy misy signe na dia kely aza, efa 1 semaine izay.
Tena manomboka mino aho fa misy isa henjehina izy ity mba hivoaka ny vola, izay no antony tsy “panique generale” au niveau de l’Etat, ary marina ny azy hoe “maitrisé” ilay izy.
ary mety hitombina ihany izany ilay resaka hoe raha misy maty any amin’ny hopitaly dia lazaindry zareo fa matin’ny pesta dia tsy homeny ny razana fa raha manome vola ianao dia ovaina ny anton’ny fahafatesana dia azonao ny fatin’ny havanao!
Tsy cas isolé io lazainao io! ary tsy @ty resaka peste ity ihany io resaka halatra taova mampanahy io.
6 volana lasa izay nisy zanaka namana nanao épanchement pleural dia oe ho atao ponction. nolazaina fa maty teo am.table ny zaza. naverin’ny zareo ny razana nisy incision be teo am.tratrany sy ny kibony. gaga ny fianakaviana oe “ponction pleurale” ve dia hanokafana tratra sy kibo
fianakaviana avy any ambanivohitra @le tsy dia nahita fianarana ilay izy dia nionona fotsiny t@zao zareo. izaho efa vita ny fandevenana vao nanontany ahy ny rain’ilay zaza dia tsy hitako izy ho havaly azy
Numerobis dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Surtout montrer qu’il y a des avantages de payer des impôts. Et pas que ça servent à financer les werawera…” 02/05/2026 à 09:40
Numerobis dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Pas de solution miracle, Les systèmes se construisent normalement par rapport aux défauts des existants et des historiques. D’ailleurs en…” 02/05/2026 à 09:27
elman dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Et bien la première Refondation serait peut-être d’en finir une bonne fois pour toutes avec ces mangaaaatakareeee à gauche à…” 01/05/2026 à 17:32
Hary dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: ““Et surtout revoir la politique fiscale, diminuer les impôts, taxes, …” Vous avez raison . Au lieu de mettre une…” 01/05/2026 à 17:17
JiPi dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Beau post Monsieur Numerobis! Sachez que de mes expériences internationales, il y a des “guignols” partout. Toute autorité essaye de…” 01/05/2026 à 14:02
Numerobis dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Mandat unique, régime présidentiel fort (plus de premier ministre), un vice-président comme colistier a l’élection. Le président connait déjà les…” 01/05/2026 à 13:48
Numerobis dans L’émergence de mon impuissance: “Merci, je n’ai jamais eu l’occasion de visiter le chateau de Versaille.” 01/05/2026 à 13:25
Rakotovelo dans L’émergence de mon impuissance: “Il ne faut jamais généraliser les idées par des exemples. Les exemples sont évoqués pour illustrer et non pour prouver…” 01/05/2026 à 13:09
Hary dans L’émergence de mon impuissance: ““Prenez votre courage à deux mains et cultivez votre terre, levez vous et entreprenez comme les Karanas” Apprenez à lire…” 01/05/2026 à 11:16
Kely sisa dia handresy ny tolona
Efa nandresy koa, la vie est orange… Merci qui?
Efa nandresy efa ela io. Nanomboka t@ tolom-piavotana t@ 1975 hatramin’ny tolona t@ 2009. Manjaka ny madinika izao ka. Satria moa ry zaero efa 90% ny malagasy izao. Lasa madinika daholo ny gasy. Izany ny porofon’ny fandresena.
J’ai peur que les malades restent chez eux et essaie d’appeler le 910 qui ne répond pas, et essaient de se soigner eux même en ingurgitant des tonnes d’antibiotiques, s’ils crèvent, et ben, ils seront enterrés dans leur tombeau familiale comme si de rien n’était et le cercle infernal continuera de plus belle. Et là, tena nandresy ny toul
The Walking Dead à la sauce locale
Afaka dimy taona ,hatao famadihana ?
on en est donc à 39 districts, c’était 34 il me semble fin de semaine dernière !
et ce n’est pas fini!
Kely sisa dia ho tratra ny quota 100 décès,hitobaka ny vola atsy ho atsy…Hisy hanararao-pesta indray izao ny sasany
i rajaomapesta ve
1. Nisy havan’ny namanana akaiky namoy ny ainy teo aloha teo ary tsy nety nomen’ny BMH ny razana fa hoe voan peste, nefa efa fantatry ny havana na dokotera fa efa narary ary voan ny insufisance renale izy io. Niady ary azo ihany ny razana t@ farany. Rehefa nalaina moa izany ny razana dia hoy ireo BMH hoe :
“Inareo no miantoka izany raha tena pesta tokoa no nahazo an’io an!”
Raha tena pesta tokoa ?? Fa angaha tsy nisy analyse matotra tao no toa atao kilalao fotsiny ilay izy ?
2. Nisy olona koa nilaza fa efa tantara be vao azo ny razana fa naika tsy omena fa hoe pesta. Rehefa nojerena ny razana anefa avy eo dia efa tsy nisy taova intsony.
Hatram’izao dia salama tsara daholo ireo olona havan’ireo olona maty lazaina fa nisy peste ireo ary tsy misy signe na dia kely aza, efa 1 semaine izay.
Tena manomboka mino aho fa misy isa henjehina izy ity mba hivoaka ny vola, izay no antony tsy “panique generale” au niveau de l’Etat, ary marina ny azy hoe “maitrisé” ilay izy.
ary mety hitombina ihany izany ilay resaka hoe raha misy maty any amin’ny hopitaly dia lazaindry zareo fa matin’ny pesta dia tsy homeny ny razana fa raha manome vola ianao dia ovaina ny anton’ny fahafatesana dia azonao ny fatin’ny havanao!
Tsy cas isolé io lazainao io! ary tsy @ty resaka peste ity ihany io resaka halatra taova mampanahy io.
6 volana lasa izay nisy zanaka namana nanao épanchement pleural dia oe ho atao ponction. nolazaina fa maty teo am.table ny zaza. naverin’ny zareo ny razana nisy incision be teo am.tratrany sy ny kibony. gaga ny fianakaviana oe “ponction pleurale” ve dia hanokafana tratra sy kibo
So de nisy autopsie kosa ?
non. il n’y a pas eu d’autopsie
ka tsy nitory izany ny fianakaviana.
fianakaviana avy any ambanivohitra @le tsy dia nahita fianarana ilay izy dia nionona fotsiny t@zao zareo. izaho efa vita ny fandevenana vao nanontany ahy ny rain’ilay zaza dia tsy hitako izy ho havaly azy
izaho efa nahita olona natao ponction satria nisy pleurésie fa tsy natao incision izany. seringue fotsiny no nampiasaina.