Ary ny epidemian’ny fahantrana , tant que mahantra tsy afaka zany ny pesta e , izay indray ilay vonjy tavanandro ny fahavaratra ary ity vao manomboka, ny fakon’ny lodsia sy manga kely sisa dia hivangongo dia ho avy indray ny lalimanga ny voalavo manga ( manga =mainty a ) mitsika za io a 🙂
ka ilay pesta anie afaka sorohina raha tena hanao tokoa ny lalimanga e: efa fantatra daholo ny faritra misy pesta isantaona, dia izay mpiasan’ny fahasalamna any amin’ireny toerana ireny dia efa ampiofanina hoe toy izao ny fisahon’ny aretina pesta, dia efa asiana fanafody any amin’ireny fa tsy vava be fotsiny hoe ampy sy misy ny fanafody!(fony andorn’i deba dia tena nisy tokoa ny fanafodina pesta tany amin’ireo toerana efa misy foana, tahaka an’i Miarinarivo, Faratsiho, snsns, ary tsy azo kasihina mihitsy iny fa efanatokana ho an’ny pesta ihany, tsy mbola nandre an’i Jean Jacques seraphin ,na Rahantalalo Henriette anefa aho niteny hoe ampy sy misy ny fanafody fa ny andry zareo asa fa tsy fisehoana tv no nahamaika azy!
manomboka volana oktobra dia mifarana volan aaprily izany hoe 7 volana izany! fa lasa aloha hoy ny minstry ny fahasalamana(azo teneninave izany?) tamin’ity!
mclient
8 années il y a
pour être clair, l’épidémie est terminée mais la maladie n’est pas éradiquée.
Et curieusement après cette date-là, des aides en plusieurs Millions de dollars ont été donnés sauf erreur de ma part ?
Est-ce que cet argent a été aussi efficace ? Au vue de l’argent, la maladie s’est arrêtée nette : Elle s’est dit j’ai trouvé plus fort que moi…
Ou bien… L’argent fait taire les langues ?
Et pourtant il m’a semblé lire qu’un pestiféré s’était enfuit dans la nature, il y a quelques jours de cela. Je n’ai pas eu de suite à ce sujet d’ailleurs ?
Beaucoup de questions ???
Ravoatabia
8 années il y a
Izaho anefa nahita voalavo be maty teo amin’ny trottoir teny Analamahitsy. Kay, kay
Raza dans Copinage, népotisme, clans clans, famille…: “La parfait exemple de ce méli-mélo, c’est que le colonel s’est cru obligé de partager son pouvoir avec 4 autres…” 23/03/2026 à 20:54
Rakotovelo dans L’archipel du goulag: “Sanatria ohatra ny hoe tsy mbola zakan’ny Malagasy mihitsy ny mitondra an’i Madagasikara dia ho ataon’ny olona rapa-dango ! Na…” 21/03/2026 à 17:17
elman dans L’archipel du goulag: “le fond du problème ne réside pas tant dans les relations, qu’elles soient russes, françaises, européennes, américaines ou autres, peu…” 21/03/2026 à 13:38
Vola dans L’archipel du goulag: “Mba inona anie no endriky ny Rosia amin’izao 2026 ?” 21/03/2026 à 13:29
petakaman dans L’archipel du goulag: ““Extraction dans les mines, abattage de bois, construction de lignes de chemin de fer … tiens ça peut être pas…” 21/03/2026 à 12:05
MasyLau dans L’archipel du goulag: “Tsy marina ny filazana fa i Madagasikara dia tsy mahaleon-tena sady tsy mananana ny fiandrianiny . Ny marina dia tsy…” 21/03/2026 à 11:43
idefix dans L’archipel du goulag: “Mikaely avec Trump je pense que ça plus de gueule… je dis ça je dis rien 😛” 21/03/2026 à 11:37
Ary ny epidemian’ny fahantrana , tant que mahantra tsy afaka zany ny pesta e , izay indray ilay vonjy tavanandro ny fahavaratra ary ity vao manomboka, ny fakon’ny lodsia sy manga kely sisa dia hivangongo dia ho avy indray ny lalimanga ny voalavo manga ( manga =mainty a ) mitsika za io a 🙂
ka ilay pesta anie afaka sorohina raha tena hanao tokoa ny lalimanga e: efa fantatra daholo ny faritra misy pesta isantaona, dia izay mpiasan’ny fahasalamna any amin’ireny toerana ireny dia efa ampiofanina hoe toy izao ny fisahon’ny aretina pesta, dia efa asiana fanafody any amin’ireny fa tsy vava be fotsiny hoe ampy sy misy ny fanafody!(fony andorn’i deba dia tena nisy tokoa ny fanafodina pesta tany amin’ireo toerana efa misy foana, tahaka an’i Miarinarivo, Faratsiho, snsns, ary tsy azo kasihina mihitsy iny fa efanatokana ho an’ny pesta ihany, tsy mbola nandre an’i Jean Jacques seraphin ,na Rahantalalo Henriette anefa aho niteny hoe ampy sy misy ny fanafody fa ny andry zareo asa fa tsy fisehoana tv no nahamaika azy!
Mais qui va le croire après ce qu’il a déjà affirme ?
Firy volana ao anatin’ny taona izany no tsy saison pesteuse?
manomboka volana oktobra dia mifarana volan aaprily izany hoe 7 volana izany! fa lasa aloha hoy ny minstry ny fahasalamana(azo teneninave izany?) tamin’ity!
pour être clair, l’épidémie est terminée mais la maladie n’est pas éradiquée.
Autrement dit, la bataille est gagnée mais pas la guerre.