Io fanononona ny litera ‘R’ dia matetika hamboarina amin’izao fotoana izao. Mampalahelo ihany satria anisany hahafantarana ny malagasy io fonononana io litera io. Ekena kosa anefa fa misy efa hatrany amboalohany mihitsy ny fomba fanaovany azy fa ny ankamaroany dia menatra manonona ny litera ‘R’ amin’ny fanao malagasy, indrisy fa ny vehivavy no tena maro manao izany. Miala tsiny raha milaza hoe vehivavy fa azo hamarinina izany na amin’ireo “clip” fotsiny aza. Tsy ny vehivavy rehetra ny manao izany akory ary isaorana azy ireo mitandro sy tsy menatra ny maha Malagasy azy
Tsara ho fantatra fa ny mi-rouler R dia ilay fombantsika gasy (itovizana @ latinos sy ny italiens ary ny ankamaroan’ny africains) fa tsy ilay “rrrr” mi geste be rehefa snob ny gasy…
hatramin’ny first femelle… tsoriko fa vizana be aho mihaino sy mijery ireny olona ireny, ka na dia mety hanan-danja sy mety hahasoa aza izay voalazany, dia je zappe illico presto. mba handramo henoina anie ny minisitry ny tontolo iainana e !
C’est la mamasôsy nationale qui est encore à l’origine de la nomination d’un personnage aussi hallucinant à ce poste. Le but est de renforcer et renouveler le cheptel pour la campagne de 2023 : les Rôssy , Pedro et autres… risquent de ne plus être suffisants pour ramener des électeurs et créer des doublons en nombre. Ne soyons donc pas étonnés quand on verra mr Saïda, Juliana et son apôtre Shammah Apwam animer les meeting du lapin crétin.
Tsy ampy intsony i Pedro fa dia aleo ampiana tosika (i Omar koa moa toa efa lany andro sy nihataka). Dia miomàna izany fa i Tatandraza sy ny apôstôly Shammah Apwam indray no ho henoin’izay haka teeshirt sy akondro ao @ stade barea @ meeting 2023.
veritas
4 années il y a
En même temps a Mada on des apostoly a toutes les sauces ,un article de la gazette sur la nomination de cette femme en dit long sur ses qualités intrinsèques.
Coco dans Reconstruire Madagascar c’est comme retaper Perline: “Reconstruire Madagascar c’est comme retaper Perline Vous avez oublié de mentionner le plus important, pour Madagascar comme pour la perline…” 29/05/2026 à 08:47
Numerobis dans Les karana sont-ils malgaches ?: “avoir un parent né à Madagascar C’est la règle de nationalité en sélection d’équipe nationale de foot-ball non ? De…” 29/05/2026 à 06:25
elman dans Les karana sont-ils malgaches ?: “Pourquoi forcément le être “né à Madagascar” ?? Car dans une même fratrie par exemple avec votre système, potentiellement certains…” 28/05/2026 à 20:30
mpijery dans Les karana sont-ils malgaches ?: “Pour moi, pour avoir la nationalité malgache il faudrait remplir l’une des conditions suivantes: avoir un parent malgacheêtre né à…” 28/05/2026 à 17:20
tsytiafoza dans Les karana sont-ils malgaches ?: “Arrêtons de détourner le problème: étranger ou pas, il faut appliquer la loi. Renforcer la lutte contre la corruption devrait…” 28/05/2026 à 14:48
elman dans Transition ou Refondation ?: “Pour qu’ils le fassent, le salopent en faisant n’importe quoi avec et à la fin tout le monde qui dira…” 28/05/2026 à 13:50
petakaman dans Transition ou Refondation ?: “Je crois en votre GENIIES. L’avez vous transmis à un influenceur basé en France suivi par beaucoup de gens, un…” 28/05/2026 à 10:21
elman dans Transition ou Refondation ?: “et bah voilà https://midi-madagasikara.mg/reforme-du-systeme-electoral-une-preconcertation-des-partis-politiques-en-avant-premiere/ Par contre l’ordre des élections, euh non” 28/05/2026 à 08:36
Numerobis dans Transition ou Refondation ?: “83% survit avec moins de 2 dollars par jour, de concevoir l’architecture institutionnelle d’un État ? Un ami qui fait…” 28/05/2026 à 07:51
elman dans Les karana sont-ils malgaches ?: “mais même le “faciès” français de souche, ça veut dire encore quelque chose ve ? Sinon je suis tombé sur…” 27/05/2026 à 19:10
Tena ministry ny fanatanjahatena tokoa ianao, mitanjaka, miboridana tanteraka. F’angha moa tsy laïque ny fitondrana? Dia ny tena no menatra.
laïque eo ihany.. mais promouvoir une secte lol
Le tout, avec le roulement du ‘R’ une fois sur deux (totalement artificielle donc, pour frimer?) et rien sur le sport évidemment
il faut imiter sa majesté non?
Io fanononona ny litera ‘R’ dia matetika hamboarina amin’izao fotoana izao. Mampalahelo ihany satria anisany hahafantarana ny malagasy io fonononana io litera io. Ekena kosa anefa fa misy efa hatrany amboalohany mihitsy ny fomba fanaovany azy fa ny ankamaroany dia menatra manonona ny litera ‘R’ amin’ny fanao malagasy, indrisy fa ny vehivavy no tena maro manao izany. Miala tsiny raha milaza hoe vehivavy fa azo hamarinina izany na amin’ireo “clip” fotsiny aza. Tsy ny vehivavy rehetra ny manao izany akory ary isaorana azy ireo mitandro sy tsy menatra ny maha Malagasy azy
Tsara ho fantatra fa ny mi-rouler R dia ilay fombantsika gasy (itovizana @ latinos sy ny italiens ary ny ankamaroan’ny africains) fa tsy ilay “rrrr” mi geste be rehefa snob ny gasy…
Misy efa hatramin’ny fahakeliny no somary badalela dia mandeha ho azy ilay ‘R’ fa mora fantatra hoe tena fiteniny ilay izy
Tonga dia lasa hôtesses de l’air izao an.ahazhhao toerrana rramose.
Vous n’avez pas rrremarrrqué que la plupart des journalistes rrrroulent beaucoup les rrr ?
“Tapitcha teo ny fotonatsika andjouany, aminy manarrraka ndjay” lol
Ka na ilay mpitsaonatsaona tao amin’ny anao ny fitenenana lasa manao izao koa rehefa manao tompotrano minono.
hatramin’ny first femelle… tsoriko fa vizana be aho mihaino sy mijery ireny olona ireny, ka na dia mety hanan-danja sy mety hahasoa aza izay voalazany, dia je zappe illico presto. mba handramo henoina anie ny minisitry ny tontolo iainana e !
ka ny secte misy fahafolokarena, manampy izay azo ao amin’ny ministera e! rahovianano hangidy ny vola (ho an’ny sasany )
C’est la promotion de Daddy S..
uggarve?laika rehefa hanenjika ilay iraika lahy taloha fa rehefa izahay dia tsy misy an’izany: lamesa tany Ampefy,fanomezana sy fitokanana fiangonana tany Antsirabe sns sns rehetra
misy sary mitanjaka izany ve ao? izahay mba tehahita kle!
Tsss zany vé tsy mandanderoka bé ?
Ny tena tsara tsy mi-se montrer zany à l’instar de la plupart des prétendantes au titre de Miss France.
Quant aux Miss chouchou ou Miss palmiste… (si si ça existe à la Réunion), ça fait pitié.
Sao tsy hita intsony nareo an, sady toa tena romanor mihintsy izy izany an, izay vao hoe nankaiza Rafangy efa lasa surnatioraly.
En fait, Johana ne serait pas Juliana plutôt ?
Ridicule !
C’est la mamasôsy nationale qui est encore à l’origine de la nomination d’un personnage aussi hallucinant à ce poste. Le but est de renforcer et renouveler le cheptel pour la campagne de 2023 : les Rôssy , Pedro et autres… risquent de ne plus être suffisants pour ramener des électeurs et créer des doublons en nombre.
Ne soyons donc pas étonnés quand on verra mr Saïda, Juliana et son apôtre Shammah Apwam animer les meeting du lapin crétin.
huhuhu….. henjana …
lalina izy izany ramatoa
Sammahatanjaka?
On aura tout vu dans ce régime
pas encore tout, il manque encore la compétence, mais bon, ça ne viendra pas
andrekaky ô fa loza inona koa ity e? mahamenatra nama an
J’ai regardé 20 secondes, j’arrête
Moi aussi
Les bras m’en tombent…
Est-ce qu’il est possible de tomber plus bas que ça. J’espère que non
Silence on creuse ka
Inspiré le Pov 🙂
Mailhol n’a qu’à bien se tenir…
Dipra inside?
Mdrr
Hallucinant !
N’importe quoi, c’est un cauchemar là, aucun espoir, Madagasikara s’enlise
Angamba hoy aho i Bolsonaro any Brésil indray no halain”i mamasôsy tahafina :
https://www.parismatch.com/Actu/International/Ces-pasteurs-evangelistes-qui-ont-fait-gagner-Bolsonaro-1620522
Tsy ampy intsony i Pedro fa dia aleo ampiana tosika (i Omar koa moa toa efa lany andro sy nihataka). Dia miomàna izany fa i Tatandraza sy ny apôstôly Shammah Apwam indray no ho henoin’izay haka teeshirt sy akondro ao @ stade barea @ meeting 2023.
En même temps a Mada on des apostoly a toutes les sauces ,un article de la gazette sur la nomination de cette femme en dit long sur ses qualités intrinsèques.
ooh p*ut1! c’est quoi ça? Iza no havan’itony e?
io izy io.. des Ministres escrocs.. des mamasosy… des poissonnières.. maintenant des illuminés… des apôtres.. des gourous
Je sais pas où on va mais on y va hein lol
Madama kosa mba milaza tantarany sady maro Malagasy vao lasalasa t@ secte no mpandraharaha sy mpanao politika indraindrainy olona,