Lire : Décès d’un ressortissant à l’étranger : “L’Etat se limite à l’assistance consulaire
Euh oui ?
Par contre l’Etat malgache dispose d’un budget pour les petits week-ends à 3000$ la nuit ?
Lire : Décès d’un ressortissant à l’étranger : “L’Etat se limite à l’assistance consulaire
Euh oui ?
Par contre l’Etat malgache dispose d’un budget pour les petits week-ends à 3000$ la nuit ?
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Je me fais pas l’avocat du diable , mais c’est peut être un séjour offert ar l’établissement ? genre retour d’ascenceur
Même si un séjour offert par l’établissement, il aurait été plus décent de la part du chef d’une nation qui se meurt de s’abstenir d’y aller au regard de la situation lamentable que traverse le pays.
Il me semble que cette pratique est interdite dans d’autres pays car ça ressemble un peu à une corruption.
C’est de la corruption
Même dans une entreprise, c’est interdit.
Exact, même pour un costume….
Volany io ka zay tiny ihany e ! :-p
Raha tena volany dia fandantsana ny malagasy izany fa tsy resaka hoe “izay tiany ihany”
Ka isika efa hainy fa azo latsaina , dia tsy rarahiny zany , ianao foana no harary fo @zany
izay zany ilay hoe “tsy rarahiny ny IEM ny io”
Ngamba
tsy rarahiny Emmanuel (Macron)
Effectivement ça reste indécent, mais il ne faut pas voir le mal partout.
Cette fille décédée en Arabie Saoudite a quitté le territoire en connaissance de cause et malgré les interdictions de l’Etat d’aller travailler dans les pays du Golfe Persique.
On ne va pas rendre Rajoelina responsable de tous les décès des Malagasy aux quatre coins du monde ?
Maintenant, c’est aux députés et à la diaspora de se mobiliser et d’agir si on veut que l’état mette à disposition un budget pour les rapatriements.
Rehefa manao manko izy, lazaina fa miwerawera.
Tsy manao izy, mbola mahazo tsiny ihany.
Concernant son séjour à Ankao, il est bien capable de se payer une nuit à 3000$ la nuit sans l’aide de qui que ce soit.
Entre les frais de scolarité de ses enfants, les voitures blindées il doit rester quelques pièces pour deux nuits d’hôtel. 🙂
Donc les enfants font des conneries, ils crèvent quelque part, et vous parent vous dites “aleo maty any, zay no tadiaviny”
Et bé.
Ka misy limites kosa ny zava-drehetra ange.
Efa nanao rapatriement faobe izy t@ 2019 ho an’ireo vehivavy niasa tany Koweït.
Nolazaina fa be werawera izy, nolazaina fa nijapy fijaliana fontsiny, nolazaina fa manararaotra fontsiny. Efa niteny sy nilaza izy fa fandrika ny mandea miasa any nefa dia mbola misy manao ihany.
Efa maro ny cas nitranga tany fa atao ahoana moa rehefa tsy mety tenenina ny olona.
Nisy didy nivoaka fin 2019,manao interdiction de sortie de territoire mankany Chine sy Moyen Orient ho an’ireo vehivavy mi voyage irery mba hisorohana ny loza toy izao, dia nimenomenona daholo, nahazo ompa sy latsa izy. Nohesorina ilay lalàna.
Amiko dia mampalahelo fa aleo misy maty toy ireny vao ho tonga saina ny sasany mbola miasa any sy ireo mikasa ny handea ho any.
Hanao rapatriement teo izy lazaina fa manararaopaty.
Efa nanao ilay rapatriement an’i Ando (ilay zazavavy malagasy very sy maty tany Frantsa) izy, nahazo tsiny sy lazaina fa manao propagandy.
Donc, on ne peut pas tout mettre sur son dos.
Fa maninona no nesorina ilay lalàna? izay no ahitana hoe tsy manao tsara ny asany ny mpitondra satria mandeha amin’ny populisme fotsiny.
Na misy manome tsiny eo na misy maninona, rehefa tena tiana atao ny zavatra iray dia atao satria mila cohérence ny fitondrana firenena fa tsy kilalaon-jaza.
Desolé, mais je mets tout sur son dos 😛
Nohesorina fa nitaraina daholo ny mpibizina, niantso ny ONG sy fikambanana rehetra miaro ny zo sy ny fahafahana.
Lazaina fa lasa dictature i Madagasikara nefa lalàna natao hitsinjovana.
Marina fa tsy mora ny mitondra firenena. Tsy kilalaon-jaza tokoa ka tsy andea hanao rapatriement izy nefa ny maty eto an-toerana aza tsy voafehiny.
Mpitondra tsy misy ilàna azy izany raha ny mpibizina no mibaiko azy.
Jereo koa izao teo feno nifampitankosina ny olona tamin’ny lundi de Pâques tsy nisy fepetra noraisina nefa mailaka ery nanakana fidiran’ny miara-manonja tao Analakely rehefa matahotra ny sezany
Rehefa milaza hampihatra lalàna dia hampiharina amin’ny rehetra fa raha vao tsy izay dia tsy inoan’ny olona teny intsony
Ka na aiza na aiza dia ny mpibizina, ny lobbys sy ny be vola no mitondra ny baolina.
Tsy zava-baovao mihitsy izany.
Ny mifampitankosina dia hijinja izay nafafiny, samy hahita isika. Ny mahasamihafa ny mifampitankosina sy ny miara-manonja kosa dia ny ankilany makarivotra, ny andaniny hanongana fanjakana.
Miaro ny sezany daholo izay tonga eo, fa tsy nisy iray aza niraviravy hoe “ity aho haongany dia alaivo ny toerako”.
Vita soa amantsara ny tatitra nataon’ny miara-manonja teny Magro, zava dehibe izany. Amiko tsy ilay toerana hanaovana azy no zava-dehibe fa ny hafatra hampitaina.
Na aiza na aiza ahoana e? fa angaha indray tsy hoe hanao izay tsy vita tato anatin’ny 60 taona isika tomokolahy sy tompokovavy? Izay fialana andraikitra izay no mampiavaka ity fitondrana ity, nefa ny tombontsoa manokana tsy misy avotsotra.
Ny resaka miara-manonja teo nentiko nilazana fotsiny hoe nanana fahafahana hifehy ny fivezivezen’ny olona tamin’ny fety ry zareo raha te-hanao, fa ny finiavana mihitsy no tsy misy.
Matahotra fatratra hiongana ho azy satria ataon’ny olona tsinontsinona noho ny fitavozavozana sy ny tsy fahaiza-manao hany ka lokon’akanjon’olona dia mampihoronkoditra
Ka ilay tsy vita tao anaty 60 taona ange tsy voatery amin’ny zavatra tsara e. Ny hadalana, ny fanamparam-pahefana, ny fangalarana, ny fanagadrana, ny fangoronana harena, ny fanondranana an-tsokosoko izany dia anisan’ireo mbola tsy nisy nahavita tao anaty 60 taona ka dia ho ataony.
Rehefa nanaiky hametraka jiolahim-boto eo amin’ny fitondrana ange dia tokony tsy manome tsiny e. Iza taminareo ireo no sahy nidina teny amin’ny HCC fa nisy hala-bato, doublons, 110%?
Ary izy dia matahotra ny hiongana fa efa ela izy no niongana raha diso tafahoatra ny zavatra tsy nety nataony.
Ary gadrainy ataony mihinana IEM mihintsy izay miseho milay eo. Fa anao inona moa izay Malagasy?
Matoa mbola tsy niongana izy dia mbola zakan’ny Malagasy ny toe-draharaha ankehitriny.
Sady ny Malagasy ange mivavaka mafy mihintsy e.
Miandry an’i jesosy ny Malagasy.
Misy ny mbola tsy mahatsapa ny tsy fahaizan-dry zareo dia izay no antony hitenenana, fa raha tonga dia hangina fotsiny fa tsy hanome tsiny akory dia vao mainka ho loza ny hanjo rahampitso sy rahafakampitso
Tongasoa i Mme Fanja, sady mafana fo be.
Tena mafana fo marina.
Ataoraka ho “bye” atsy ho atsy
Il est vrai que le premier commentaire était d’une tonalité assez modérée.. puis chassez le naturel ? 🙂
Ny anton’ny anaovan’ny olona remarque amin’ilay fanaovana week-end ange dia ilay tsy fahafantaran’i Andry Rajoelina ny atao hoe sens de l’Etat e. Tsy resaka hoe manam-bola izy na tsia , fa resaka responsabilités no reshina ao anatin’izao crise sanitaire
izao.
Zaraiko ny fijerin’i mpijery. Manaraka izay matoa mbola maro ny mitady hivoaka ny tanindrazana na dia mamy aza ny tanindrazana, ary na misy aza ny tranga hita tsindraindray eny amin’ny haino aman-jery mikasika ny fahoriana mianjady amin’ireo mpiray tanindrazana sasany mila ravinahitra amin’ireny tany ireny ; dia tsapany fa tena mafy tsy azo hihainana intsony eto ary manana fanantenana diso izy fa ratsy vintana ihany ireny olona sasany ireny. Mafy ny te hanantenana fiainana tsaratsara kokoa rehefa hita fa ny fiainana eto ny sakafo anio aza trosaina rahampitso. Fahadisoan’ny vahoaka ve ny mametraka ny fitokisany amin’ny zavatra diso sy mety hamono azy ? Raha tsy misy ny fanantenana sarotra ny miaina dia izay no hikirizany. Andraikitry ny mpitondra ny mamerina fiaraha-monina azo hiainana eto amin’ny firenena. Dia ny firenena hafa indray hoy ilay olona iray izay indray andro no hindrana vola aty amintsika.
Si on veut être/rester responsable, on devrait être prêt à être garant de tout ce qui se passe. Si tout va mal (même à cause des autres sous votre direction), c’est que vous gérez mal (en tant que responsable). L’inverse est vrai.
Donc, on peut tout mettre sur son dos car il est le premier responsable. Et vu tout ce qui passe, Rajoelina gère mal. Point!
Oui , Rajoelina n’est pas responsable des actes des adultes.
Par contre , il est de la légitimité d’un pays de rapatrier un corps au Tanindrazana.
ça ne coutera pas + cher que le dépassement d’un budget d’un stade.
En tout cas , ça aurait aidé la famille à faire le deuil.
oui pour la légitimité de réclamer le corps au regard de la loi pour que ce dernier puisse passer les frontières et les différentes étapes administratives. par contre les frais inhérents à toute la procédure est à la charge de la famille. cette dernière peut bien se faire aider (par l’État ou le président à titre personnel, des amis, de la famille, etc) mais ce n’est en aucun cas un droit acquis. les assurances conseillées/réclamées lors de la demande de visa sont destinées entre autres pour ce genre de cas.
Prouvez-nous qu’il peut se payer une nuit à 3000 $ sans prendre dans la caisse de l’état car c’est nos impots ? Jusqu’à maintenant, si je ne me trompe pas, il n’a toujours pas fait de declaration de patrimoine ou financement de campagne. Il a aussi dit qu’il donnerait son salaire alors prouvez-nous avec des vraies preuves.
Quand vous trouvez ses actes normaux , je ne peux plus rien faire pour vous mais je vous previens : “ne viens pas à coté de moi ou dans mon entourage” .
Sans être jaloux , je crois que Mr Rajoelina doit posséder une belle fortune.
Pouvoir payer des écolages de 150 000€ n’est pas donné à tout le monde en occident .
Pour comparaison , des écoles d’ingénieurs en France ont un écolage de 5000 à 8000 €/an et beaucoup de familles françaises galèrent pour les payer.
Tant mieux si ce Monsieur est riche ,par contre , les Malagasy sont en droit de savoir si la fortune de leur président a été gagnée de manière légale.
Déclaration de patrimoine depuis 2007 donc …
ce n’est effectivement pas du ressort du consulat. par contre, chacun est libre de souscrire à une telle assurance.
https://www.axa-schengen.com/fr/rapatriement-de-corps
Peut-être mais en tout cas, ça donne une sale impression de “je m’en fout de mes compatriotes à l’étranger”.
Ce qui par exemple n’est pas du tout le cas .. de la France. Bah oui, encore et toujours.
Ca ne change pas du “je m’en fout de mes compatriotes” tout simplement.