marrant hein! depuis 2009, càd 16 ans déjà et le leader africain primé en 2024 n’a pas encore reussi à trouver une solution, pourtant, il n’est pas plus nul que le laitier, qui lui a non seulement resolu les delestages en 2-3 ans, mais en plus , il a engragé des dizaines de millions en € svp de benefices à la jirama, dailleurs, la vue de tout cet argent a rendu fou le nouzalon qui a tout dilapidé en moins d’une année
Nifin'Akoho
1 année il y a
Ninan’iem daholo nareo zay. Tadiavo zay olona nanapaka an’io. Ohatry ny efa hitako zany film zany. Aiza i Kougar nga tsy nihira tao ?
Il dira que c’est une action de l’opposition qui ne supporte pas tant de réussite
Raza
1 année il y a
Il aurait dû distribuer des lampes de poule à tous les invités, ça aurait été une ovation incroyable !
Rafangy
1 année il y a
du jamais vu partout dans le monde! il est très très fort le nouzalon, et curieusement, ses proches, à commencer par korotamby ne peuvent pas prevoir de tels cas?
RMC
1 année il y a
chhuuuut ! efa ao ny vola, efao ao ny experts, efa niresaka t@ general electric mihintsy aho, société goavana be izany, ka vao tonga eo @ fitondrana aho tonga dia miasa fa tsy afaka hiandriandry izany. hampoiako 400MW oa… izay lazaiko tsy maintsy tanterahako
fa tsy maninna fa efa nividy groupes mantanjaka be aho, efa ao toamasina ao … hatr@ herintaona, miandry an’ry batman sy spiderman manidina sisa hitondra an’ireo aty tanà angamba dia hanomboka ny asa ao ambohimanambola (sa efa vita mihintsy moa ?)
azafady fa tadidiko tampoka ireo nolazainy ireo. ary efa in-2 izy izay no nohohanin’ny jiro tapaka teny @ io cci de ravalo io fa tsy mety tonga saina ihany an !
nisy groupe lehibe mahazaka tsara an’io toerana io tao fony vao vita, saingy tsy laharampahamehan izany hoy ny procambarus teny Analakely dia efa nizotra nakeny ry zareo hoe handoro azy ny ilay fiaramandina force one two, dia nahagaga fa vao nahazo toerana ingahy procambarus sefobe dia ny namory miaramila teny no nataony voalohany, mbola teo ny groupe fa rehefa avy samy mandeha samy mitady dia samy nanjavona daholo ny azo navadika vola rehetra, hatramin’iroe fantosna mandefa rano, dia izao ve vao mody gagai mamimbahoaka, nefa efa indroa izy izay no tratra teo
Rasolo
1 année il y a
Excellent timing ! Tout est normal jusqu’à ce que ….
Balbo
1 année il y a
Ny teny Andafiavaratra nisy larsen rehefa niteny ilay solon-tenan’ny tanora, maty indray koa ny micro rehefa nandray fitenenana Père Pedro, tapaka mihintsy kosa tompokolahy sy tompokovavy ny jiro rehefa nandray fitenenana ny filoha teny Ivato. Sao dia mba E.T aza ity Macron ity lol
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “S’il y a un homme politique en qui on peut vraiment, mais alors là vraiment faire confiance, c’est bien Siteny.…” 05/08/2026 à 11:47
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “non pas de souci à se faire ka, n y malagasy zavatra kristianina sy silamo mpivavaka beuh daholo mameno fiangonana…” 05/08/2026 à 11:32
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Revenons encore un peu plus loin, le francais Etienne de Flacourt arriva a Fort Dauphin vers 1650 et y fonda…” 05/08/2026 à 09:12
elman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “mmh, déjà quand je vois les tondro molotra aujourd’hui et la violence afférente je ne serai pas aussi affirmatif. Sans…” 04/08/2026 à 19:55
Hary dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “On peut quand même nuancer un peu les choses. Une vrai guerre ethnique a peu de chance d’avoir lieu car…” 04/08/2026 à 18:22
pork dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Je suis d’origine merina et j’estime que la fédéralisme et la décentralisation sont pleinement légitime. Depuis l’indépendance on nous dit…” 04/08/2026 à 12:55
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Le fédéralisme à Mada ne me dérange pas mais JAMAIS avec ce découpage territorial des 6 provinces hérité des colonisateurs.…” 04/08/2026 à 09:40
elman dans Allez, bye les RT et autres Sputnik: “Cette brève date de plus de 4 ans. … mais les hautes sphères françaises n’ont pas oublié. Bye Xenia lol” 03/08/2026 à 00:50
inona moa izany dam azafady? sao tokony hatao anaty diksionera ary izany
marrant hein! depuis 2009, càd 16 ans déjà et le leader africain primé en 2024 n’a pas encore reussi à trouver une solution, pourtant, il n’est pas plus nul que le laitier, qui lui a non seulement resolu les delestages en 2-3 ans, mais en plus , il a engragé des dizaines de millions en € svp de benefices à la jirama, dailleurs, la vue de tout cet argent a rendu fou le nouzalon qui a tout dilapidé en moins d’une année
Ninan’iem daholo nareo zay. Tadiavo zay olona nanapaka an’io. Ohatry ny efa hitako zany film zany. Aiza i Kougar nga tsy nihira tao ?
Inona no hidirako ho izy Birizity ?
ninan’im LLNBV
Il dira que c’est une action de l’opposition qui ne supporte pas tant de réussite
Il aurait dû distribuer des lampes de poule à tous les invités, ça aurait été une ovation incroyable !
du jamais vu partout dans le monde! il est très très fort le nouzalon, et curieusement, ses proches, à commencer par korotamby ne peuvent pas prevoir de tels cas?
chhuuuut ! efa ao ny vola, efao ao ny experts, efa niresaka t@ general electric mihintsy aho, société goavana be izany, ka vao tonga eo @ fitondrana aho tonga dia miasa fa tsy afaka hiandriandry izany. hampoiako 400MW oa… izay lazaiko tsy maintsy tanterahako
fa tsy maninna fa efa nividy groupes mantanjaka be aho, efa ao toamasina ao … hatr@ herintaona, miandry an’ry batman sy spiderman manidina sisa hitondra an’ireo aty tanà angamba dia hanomboka ny asa ao ambohimanambola (sa efa vita mihintsy moa ?)
azafady fa tadidiko tampoka ireo nolazainy ireo. ary efa in-2 izy izay no nohohanin’ny jiro tapaka teny @ io cci de ravalo io fa tsy mety tonga saina ihany an !
je sors …
nisy groupe lehibe mahazaka tsara an’io toerana io tao fony vao vita, saingy tsy laharampahamehan izany hoy ny procambarus teny Analakely dia efa nizotra nakeny ry zareo hoe handoro azy ny ilay fiaramandina force one two, dia nahagaga fa vao nahazo toerana ingahy procambarus sefobe dia ny namory miaramila teny no nataony voalohany, mbola teo ny groupe fa rehefa avy samy mandeha samy mitady dia samy nanjavona daholo ny azo navadika vola rehetra, hatramin’iroe fantosna mandefa rano, dia izao ve vao mody gagai mamimbahoaka, nefa efa indroa izy izay no tratra teo
Excellent timing ! Tout est normal jusqu’à ce que ….
Ny teny Andafiavaratra nisy larsen rehefa niteny ilay solon-tenan’ny tanora, maty indray koa ny micro rehefa nandray fitenenana Père Pedro, tapaka mihintsy kosa tompokolahy sy tompokovavy ny jiro rehefa nandray fitenenana ny filoha teny Ivato. Sao dia mba E.T aza ity Macron ity lol
Afa-baraka indray e! Sa efa zatra an’izany?