“Hum, jamais vu un seul maire qui ait réussi à assainir Analakely” quand même; le Grand Razanamasy a reussi à degager les marchands d’Analakely! masi cela c’est déjà de l’histoire
tsara ilay finiavana, fa haharitra hafiriana?(ilay hetsika hoe fandehan’ny mpitandro filaminana tany Toamasina , hoe tsy mijanona raha tsy mandry fahizay ny tanana, angaha naharitra herinandro akory dia tsy nisy intsony)
RMC
11 mois il y a
j’ai vu à la tv les réactions de ces marchands et j’avoue que je ne sais quoi penser. tout m’est revenu à l’esprit d’un coup : ry priscolaires, ry tsy mila mankaty ry hetsika fotsy fa tsisy hivarotanay, ry nanondrotondro ireo izay nanao akanjo mena, sns …
et en parallèle : ry rrrôle loham-behivavy tompon’ny tanàna, izaho irrerry no kandidam-panjakana ka aza misababaka intsony, sa ahoana mr le gouverrrneurrr, sa ahona rrry députés namana isany, tsy manana fahavalo afa-tsy ny fahantrana aho, hampio aho hanarrrina an’antananarrrivo, … tout ça avec une voix mielleuse malefadefaka mahafatifaty
ary tsy adino ny tenin’ingahy ”lahimatoan’antananarivo” izay hoe : tsy azo hesorina eo ireo mpivarotra ireo satria izay no valim-babena hataontsika amin’izy ireo (tany @ 2009 tany izany)
dia io izy io ka tsy haiko an ! tena ho sahy hampihatra lalàna ve ?
Taitra be namaky hoe misabaka lol Lalina zany ramatoa
Balbo
11 mois il y a
Ny ankamaroan’reo olona very asa t@ krizy 2009 anie ireo lasa mpivarotra ireo. Tokony hanana politika mazava ny fanjakana @ famoronan-kasa. Ny Agoa ihany koa tokony efa jerena akaiky satria mety hanahirana sy hampitombo ny tsy manan-kasa
elman dans Que veulent les Malgaches ?: “de l’autre côté ça fait 66 ans que l’État central prend le soin de “bâtir leur avenir” : est-ce satisfaisant…” 23/02/2026 à 09:23
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “donc, je veux dire que si on laisse à chaque village le soin de batir leur avenir, on verra des…” 23/02/2026 à 09:21
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “l’aspiration des malgaches à l’independance n’etait pas la meme: pour les gens de la cote est assujettis aux corvées dans…” 23/02/2026 à 09:19
Rahandy dans Que veulent les Malgaches ?: “On risque d’être déçu sur le retour des 33 millions qui vont dire qu’au final ils veulent du kilalaka, des…” 23/02/2026 à 07:16
Arsu dans Ça aurait été bien un cyclone Gezani à Antananarivo: “Antananarivo, à intégrer dans le Guiness des records: le plus grand urinoir à ciel ouvert.Je ne peux qu’être d’accord avec…” 20/02/2026 à 10:45
“Hum, jamais vu un seul maire qui ait réussi à assainir Analakely” quand même; le Grand Razanamasy a reussi à degager les marchands d’Analakely! masi cela c’est déjà de l’histoire
avec 3 fois moins d’habitants en 1994 c’était plus facile aussi lol
Mais il faut qu’il a osé quand même.
tsara ilay finiavana, fa haharitra hafiriana?(ilay hetsika hoe fandehan’ny mpitandro filaminana tany Toamasina , hoe tsy mijanona raha tsy mandry fahizay ny tanana, angaha naharitra herinandro akory dia tsy nisy intsony)
j’ai vu à la tv les réactions de ces marchands et j’avoue que je ne sais quoi penser. tout m’est revenu à l’esprit d’un coup : ry priscolaires, ry tsy mila mankaty ry hetsika fotsy fa tsisy hivarotanay, ry nanondrotondro ireo izay nanao akanjo mena, sns …
et en parallèle : ry rrrôle loham-behivavy tompon’ny tanàna, izaho irrerry no kandidam-panjakana ka aza misababaka intsony, sa ahoana mr le gouverrrneurrr, sa ahona rrry députés namana isany, tsy manana fahavalo afa-tsy ny fahantrana aho, hampio aho hanarrrina an’antananarrrivo, … tout ça avec une voix mielleuse malefadefaka mahafatifaty
ary tsy adino ny tenin’ingahy ”lahimatoan’antananarivo” izay hoe : tsy azo hesorina eo ireo mpivarotra ireo satria izay no valim-babena hataontsika amin’izy ireo (tany @ 2009 tany izany)
dia io izy io ka tsy haiko an ! tena ho sahy hampihatra lalàna ve ?
Tsy hiantso ny havany eny amin’ny capsat ve izy
Taitra be namaky hoe misabaka lol Lalina zany ramatoa
Ny ankamaroan’reo olona very asa t@ krizy 2009 anie ireo lasa mpivarotra ireo. Tokony hanana politika mazava ny fanjakana @ famoronan-kasa. Ny Agoa ihany koa tokony efa jerena akaiky satria mety hanahirana sy hampitombo ny tsy manan-kasa
Diso kosa aloha izany hoe “olona very asa tamin’ny 2009 ireo mpivarotra amoron-dalana ireo”. Efa teo foana ireo, olona avy eny ambany tanàna izy ireo. Ary ireo no mpanohana voalohany ny fitondrana ankehitriny
Ireo ihany (mpivarotra) no hanakorontana an’io eo.