
Vive les vacances et vive les goûters maison!
Et oui, les phrases que l’on entend souvent à la maison en cette période c’est « j’ai faim » 🙂 Donc pour faire plaisir à nos vacanciers, voici une recette du mofo mangahazo maison
Ingrédients
- 500 g de manioc
- 200 g de sucre
- 60 g de beurre
- 1/2 càc de levure
- 2 oeufs
- 160 ml de lait de coco
24 réponses
Mihaiky aho fa tena cordon bleu i Ardine ty ka! Misaotre! @manaraka mba asio an’ilay mofo voatavo koa e! 🙂
@mangableu, hihihi misaotra betsaka @ lay toraka voninkazo e!!
Ce sont des petites recettes au quotidien pour faire plaisir aux proches 😉
J’ai de la chance d’avoir une maman qui aime cuisiner-maison et d’ailleurs c’est elle la spécialiste du mofo votavo, je lui piquerai la recette et je vous le ferai ici 🙂
@mangableu, ny mangahazo aty aminareo atsatoka fotsiny dia mihady afaka enimbolana sady tsara! mba manandrama dia lazao anay ny tsirony e fa na voanio, aza misy aty aminareo!
@rafangy, tena tsisy coco aty an! ndao fa teneniko madama hanao an’io recette Ardine io dia manao feed-back izaho avy eo.
@mangableu, hafa koa iznay morontsiraka tsy misy voanaio izany an! sa efa nokapainanatao kitay daholo koa? aty mantsy misy manao kitay hazo voamboana….
@rafangy, tsy mahazatra ny olona aty izany ny mamarotra coco dia lasa tsy misy eny bazar.
@mangableu, sur la photo c’est en boîte 🙂
Misaotra betsaka Ardine 🙂 , sao dia mba misy recette ny mofo katsaka any aminao azafady ? dia misaotra mialoha
@Malala, tsy misy fisaorana ô 🙂
tena mbola tsy nanao za fa azo andramana. Aleo fa jereko e!
@Ardine, dia miandry zany fa gasy 🙂 , dia mbola mamerina ny fisaorana
Za tsy dia tia mangahazo loatra fa hoatry ny hitako tsara raha ity fomba fandrahoana azy ity
Azo hasiana parfum vanille ve ?
@zagasy, oui afaka asiana vanille mintsy!
Dia ataovy @ lé râpe majinika reny ra to ka tsy dia tia mangahazo enao @zay tsy misy morceaux.
@zagasy, za ko mangahazo bof bof mais là ça se goûte vraiment 🙂
merci Ardine! on a de quoi occuper et rassasier les enfants durant les vacances!
@rafangy, tout le plaisir 🙂
Euh ! A quel moment on met le lait de coco?
@Malala, en deuxième photo, avec le sucre et les oeufs.
@elman, 🙂 tsy hita fa ny anay rehefa tsy soratana dia tsy hainy 🙂 , merci !
Ny ahy rehefa manao dia tsy misy levure, dia tsy asiana dobera ny moule fa manao caramel. Dia alefa eo amboniny ny fangaro. Rehefa vita andrasana angatsiaka dia esorina anaty moule. Vous allez régaler votre mofo mangahazo nappé de caramel avec un thé de Sahambavy ça passe bien.
@Rainintsara, Toa otrany matsiro be koa zany an! misaotra e!
@Rainintsara, miam miam on va essayer ça!
merci f ho atao ka
Misaotra betsaka ô
Quand j’ai montré la recette à ma chérie , elle m’a dit que ça lui rappelle sa jeunesse. Donc elle l’a fait et comme nous sommes gourmand, ce fut en double dose et là ce soir, on a gouté et moi je dis : C’est tsara be !
Merci Ardine pour la recette !