Fa hono hoa. Nga mo tsy efa nisy lalàna navoaka fa ny fivarotankena rehetra dia tokony anaty vata fapangatsiahana daholo. Dia tsy nety tam zany ny mpivaro-kena. Zao isika mahita hena miantona itangoronan’ny lalitra dia mividy eo daholo ny saranga rehetra.
.
Miainga am zavatra toy izany ilay fenitra arahina vao tonga any am mpanolotra sakafo masaka ny fanasaziana raha misy ny tsy mety.
.
Milaza tsy tia vary moaka moa nefa mahalany…
Rafangy dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “en 1978, quand la sosoporisation commençait à prendre de l’ampleur, Deba a inventé divers faux problèmes pour detourner l’attention populaire:ce…” 16/04/2026 à 09:34
Coco dans Dis Gemini, c’est quoi faire de la politique ?: “où en sont Madagougou et les Malgaches par rapport à toutes ces belles définitions … théoriques ? La petite blague qui circule…” 16/04/2026 à 05:34
Za Ihany dans Des tanks russes pour Madagascar: “Colonel: A quoi ça sert un bombardier? Soldat: à bombardier Colonel Colonel: A quoi ça sert un canon? Soldat: à…” 15/04/2026 à 12:13
Un caca nerveux
Fa hono hoa. Nga mo tsy efa nisy lalàna navoaka fa ny fivarotankena rehetra dia tokony anaty vata fapangatsiahana daholo. Dia tsy nety tam zany ny mpivaro-kena. Zao isika mahita hena miantona itangoronan’ny lalitra dia mividy eo daholo ny saranga rehetra.
.
Miainga am zavatra toy izany ilay fenitra arahina vao tonga any am mpanolotra sakafo masaka ny fanasaziana raha misy ny tsy mety.
.
Milaza tsy tia vary moaka moa nefa mahalany…
… sous une chaleur de 30°..
any koa izay ny jiro sy rano malala isany eeee
Selon le dicton: “ne jamais se frotter au Diable”