Mandeha ila ilay izy. Ny fiara aloha dia misosa tsara … Fa ny mpandeha antogotra tompoko dia fahoariana ny fandalovana amin’iny. Niatra tamiko tamin’ny Asabotsy lasa teo (14/09) tokony tamin’ny 10h30 tany . Tena nihizina sy nifanosika ny olona (soa ihany fa efa tsy nisy intsony aloha angamba ny covid). Rehafa manao ihany re tompoko dia esory ireo mpivarotra amorondalana amin’iny fa tena misakana sy mampitohana ny mpandeha tongotra. Tsy maninona rehefa akaiky fifidianana avereno eo ry zareo.
Ka ny olana ami n’iny toeran iny no misy maagazay fividianana entana (misy mora eny) ny tena ny Asabotsy no tsy miasa vaao afaka miantsena. Rah vao miala koa anie ireo mpivarotra anaty fandehanan’ny mpadeha tongotra ireo dia milamina koa io eh. Sa moa ny mpandeha tongotra tsy dia laharam-pahamehana?.
je préfère aller ailleurs, avec un vrai parking, quitte a payer plus cher et donc forcément moins de gens 🙂
ou encore trifouiller sur internet, et me faire livrer.
se taper toute la populasse là, brrrr
et aussi les vicieux qui trouvent du plaisir à se frotter aux femmes
rnaivos
1 année il y a
Je parie qu’il y a une dame qui va être candidate “surprise” a la fin du dépôt de candidature. Quoi que ce n’est plus une surprise pour ceux qui suivent l’actualité politique locale et Qui a entendu l’oraison funèbre du président envers le défunt PDS.
Rafangy
1 année il y a
“Par contre il faudrait refaire exactement la même photo dans très précisément 90 jours ”
pourquoi attendre 90 jours? dans une semaine ou 10j au plus tard , la nature va revenir au galop: dia ahoana izany izahay madinika? izahay koa anie mba mampianajanaka e! prezidà, vonjeo izahay
Dernière modification le 1 année il y a par Rafangy
90 jours, une semaine avant Noël.
La PDS semble être en capacité de tenir la situation jusqu’au 11 décembre et puis après, hop, on revient à la normale majinikiste
tena marina izany, nampiasaina ry prix scolaire hanakorontana ny hetsiky ny candidats t@ fifidiana 2023
kototsotra
1 année il y a
tokony hampiakarin CUA 100% ny patente sy hetra alaina @ mpivarotra amin’iny faritra analakely sy behoririka iny @ zay miala tao sy miparitaka ireo mpivarotra mivangongo ao ireo
Arsu dans Ça aurait été bien un cyclone Gezani à Antananarivo: “Antananarivo, à intégrer dans le Guiness des records: le plus grand urinoir à ciel ouvert.Je ne peux qu’être d’accord avec…” 20/02/2026 à 10:45
elman dans Un mois de février bien agité…: “oui ça aussi entre autre mais surtout ça https://www.facebook.com/share/p/186wqBPFMt/ 🙂” 14/02/2026 à 00:44
angady dans Un mois de février bien agité…: “L’horizon Neuilly sur Marne alors? 🙂 Vous avez bien raison, là, au moins, il y aurait plus de chance que…” 13/02/2026 à 16:26
angady dans Un mois de février bien agité…: “c’est juste moi ou Actutana n’est plus aussi actif qu’avant?” 12/02/2026 à 21:18
Nifin'Akoho dans Un mois de février bien agité…: “Inona mo le poste nomena an’i Rapa iny ? Tsy ilay notazomin’ingahy Richardson ve. Mpandray fitarainana. Io izy zao lasa…” 09/02/2026 à 18:03
elman dans Un mois de février bien agité…: “Toujours en train de piner et de copier-coller celui dont on n’est pas plus nul alors” 09/02/2026 à 08:58
Mandeha ila ilay izy. Ny fiara aloha dia misosa tsara … Fa ny mpandeha antogotra tompoko dia fahoariana ny fandalovana amin’iny. Niatra tamiko tamin’ny Asabotsy lasa teo (14/09) tokony tamin’ny 10h30 tany . Tena nihizina sy nifanosika ny olona (soa ihany fa efa tsy nisy intsony aloha angamba ny covid). Rehafa manao ihany re tompoko dia esory ireo mpivarotra amorondalana amin’iny fa tena misakana sy mampitohana ny mpandeha tongotra. Tsy maninona rehefa akaiky fifidianana avereno eo ry zareo.
Dia tsy mandeha @ iny fotsiny e, sa ahoana ?
Ka ny olana ami n’iny toeran iny no misy maagazay fividianana entana (misy mora eny) ny tena ny Asabotsy no tsy miasa vaao afaka miantsena. Rah vao miala koa anie ireo mpivarotra anaty fandehanan’ny mpadeha tongotra ireo dia milamina koa io eh. Sa moa ny mpandeha tongotra tsy dia laharam-pahamehana?.
je préfère aller ailleurs, avec un vrai parking, quitte a payer plus cher et donc forcément moins de gens 🙂
ou encore trifouiller sur internet, et me faire livrer.
se taper toute la populasse là, brrrr
Faly be ny mpangarona paosy izao
et aussi les vicieux qui trouvent du plaisir à se frotter aux femmes
Je parie qu’il y a une dame qui va être candidate “surprise” a la fin du dépôt de candidature. Quoi que ce n’est plus une surprise pour ceux qui suivent l’actualité politique locale et Qui a entendu l’oraison funèbre du président envers le défunt PDS.
“Par contre il faudrait refaire exactement la même photo dans très précisément 90 jours ”
pourquoi attendre 90 jours? dans une semaine ou 10j au plus tard , la nature va revenir au galop: dia ahoana izany izahay madinika? izahay koa anie mba mampianajanaka e! prezidà, vonjeo izahay
90 jours, une semaine avant Noël.
La PDS semble être en capacité de tenir la situation jusqu’au 11 décembre et puis après, hop, on revient à la normale majinikiste
tena marina izany, nampiasaina ry prix scolaire hanakorontana ny hetsiky ny candidats t@ fifidiana 2023
tokony hampiakarin CUA 100% ny patente sy hetra alaina @ mpivarotra amin’iny faritra analakely sy behoririka iny @ zay miala tao sy miparitaka ireo mpivarotra mivangongo ao ireo
hamono anay majinika lol
miala ho azy Ireo “majinika” amoron dalana rehefa mifindra toerana miparitaka ny Sinoa.