@sotasota, beaucoup plus si l’État daigne à lui verser les dommages occasionnés par la crise de 2009 de l’ordre de …500 millions de dollars ,évidemment taxes et amendes en sus
@mangableu, mpino fjkm no nameno ny tanana tany,normal raha populaire ny iray satria nanome omby 25,olympiko sy classiko ary yaourt à boire iray camion sns…
…. et en comptant le nombre d’appareil photo et les 32 dents, on dirait que tout le monde attendait cette fameuse poignée de main entre les deux! Hihihi
Ary niofo ny lokon’ny kravatin’ny sasany? Ny mangableu lasa mauvevolomparasy? Lol.
ravoatabia
7 années il y a
Miteny ho azy ny sary.
Ilay sary voalohany,Rajaonarimampianina, tsy misy olona afa-tsy ny mpiambina izay karamaina.
Ny sary faharoa,Ravalomanana, miaraka amin’ny vahoaka.
@ravoatabia, Nojereko tao @fb fa otran samy nahazo olona naha ravalomanana na i rajaonarimampianina a! Fa izaho indray aloha tsy nanisa hoe iza no betsaka e! hihihi
Lahatra
7 années il y a
Tsy misy ho prézidà mandrakizay anie.
Ka inona ny antony hakàna laginina @ izany ?
Tsy aleo ve mametraka zavatra tsara mba ho tsarovan ny olona.
Matoa ange ra8 mbola malaza satria mbola tsisy nahatsindry azy t@ tsara nataony.
Erreur be nataondRajoelina sy ny forongony izany no araraotin-dra8 @ izao. Hifanaikitra @ izay izao ny foza.
@Rainintsara,
Laha fa avy ty harivariva
Mahatsiaro safosafonao re zaho
Laha fa mipaiky ty tsofots’anjo
Manimany fisantsika re zaho
Laha fa avy ty harivariva
Mahatsiaro safosafonao re zaho
Laha fa mipaiky ty tsofots’anjo
Manimany fisantsika re zaho
Rahandy dans Tiens, le Pape est mort: “J’y ai pensé aussi, diplomatiquement, y aller est plus important que de voir le gugus, après il a au moins…” 21/04/2025 à 13:34
zafimbaza dans Tiens, le Pape est mort: “Triste nouvelle. Je suis protestant mais j’ai tjrs eu du respect pour cet homme . Pourvu que Macron fasse demi-tour…” 21/04/2025 à 12:45
elman dans Des « accords de coopération » donc: “et propres jusqu’à la prochaine saison des pluies. vous croyez que ça restera comme ça jusqu’en novembre ? euh je…” 21/04/2025 à 10:57
Sam dans Des « accords de coopération » donc: “Rien à comprendre ou plutôt si, comme d’hab, c’est un détournement du réel objectif de la venue de Macron. Il…” 21/04/2025 à 10:50
Miserana dans Lundi de Pâques : nous serons ouverts demain monsieur: “Habitué et habile à viser la première place après l’avant dernier, certains z’heros placés suivent toujours leur même logique.” 21/04/2025 à 10:24
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
Il y en a un qui vaut 220 millions euros
@sotasota, beaucoup plus si l’État daigne à lui verser les dommages occasionnés par la crise de 2009 de l’ordre de …500 millions de dollars ,évidemment taxes et amendes en sus
@sotasota, Ah bon? Il était là aussi Neymar?
Mahay miatsara velatsihy izy roalahy an!Fa naha izany aza, ilay raika lahy toa tena populaire be amin’ny sary an!
@mangableu, mitovy remarque aminao zaho.
@mangableu, mpino fjkm no nameno ny tanana tany,normal raha populaire ny iray satria nanome omby 25,olympiko sy classiko ary yaourt à boire iray camion sns…
@babakaty, Sauf que ny olona efa tonga sy nitsena azy vao hoe omena, et non l inverse.
Le comité de réconciliation n’a plus sa raison d’être. A moins que…
@intelligentsia,
» A moins que… l’hypocrisie est de mise ! «
…. et en comptant le nombre d’appareil photo et les 32 dents, on dirait que tout le monde attendait cette fameuse poignée de main entre les deux! Hihihi
Ary niofo ny lokon’ny kravatin’ny sasany? Ny mangableu lasa mauvevolomparasy? Lol.
Miteny ho azy ny sary.
Ilay sary voalohany,Rajaonarimampianina, tsy misy olona afa-tsy ny mpiambina izay karamaina.
Ny sary faharoa,Ravalomanana, miaraka amin’ny vahoaka.
@ravoatabia, Nojereko tao @fb fa otran samy nahazo olona naha ravalomanana na i rajaonarimampianina a! Fa izaho indray aloha tsy nanisa hoe iza no betsaka e! hihihi
Tsy misy ho prézidà mandrakizay anie.
Ka inona ny antony hakàna laginina @ izany ?
Tsy aleo ve mametraka zavatra tsara mba ho tsarovan ny olona.
Matoa ange ra8 mbola malaza satria mbola tsisy nahatsindry azy t@ tsara nataony.
Erreur be nataondRajoelina sy ny forongony izany no araraotin-dra8 @ izao. Hifanaikitra @ izay izao ny foza.
je préfère, et de loin, le short de Stéphanie 🙂
@mclient, Moi je préfère plutôt Stéphanie sans short.
@despote, A défaut de Stephanie, je me contenterai de son short. 🙂
@mclient, stéphanie iza? I Zwicky ve? Lol
@Rainintsara,
Laha fa avy ty harivariva
Mahatsiaro safosafonao re zaho
Laha fa mipaiky ty tsofots’anjo
Manimany fisantsika re zaho
Laha fa avy ty harivariva
Mahatsiaro safosafonao re zaho
Laha fa mipaiky ty tsofots’anjo
Manimany fisantsika re zaho
Je ne savais pas que la campagne électorale est officiellement ouverte.
Misy raha latera e!
il y a un truc qui me dérange sur la photo des deux qui se serrent la main
@no name, laissez moi deviner. La Bible ? 🙂
@elman,
ah! vous aussi?
@no name, non pas tant que ça. C’est bien la dedans qu’il y a écrit « attention aux faux prophètes » non ? 🙂
@elman,
ptdrrr
@elman, le titre aurait pu être, voici la short. 😀