Na nanao fialantsiny aza angaha, raha tsy misy intsony ny vola dia miala maina i Rakiky. Mety mandeha gagazo aza raha miseho ho be vinany. Ny karama sy ny ”prime” an’ny bebôty aloha no ”prioritaire”…
Tiens je retrouve un pote du lycée que j’ai perdu de vue. Donc il est bosse l’événementiel maintenant.
En tout cas fier de lui car c’est le seul qui avait la dignité de s’excuser. Miorim-paka mba Hanasoa Olona.
Sonorisation fahenoko matetika amin’ny mozika metal. Tsy mahafapo ahy hatram zay ny “son” rehefa live rock. Aleo mba ho “pro” daholo rehefa manao zavatra e.
Fa inona lesy no anaovana fialantsiny amizany. Revy metal zany, tsisy olana amintsika. Ny mpampahantra an’ity firenena ty no tokony hialatsiny voalohany.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Tsy nomena ny karama raha tsy manao fialantsiny
Na nanao fialantsiny aza angaha, raha tsy misy intsony ny vola dia miala maina i Rakiky. Mety mandeha gagazo aza raha miseho ho be vinany. Ny karama sy ny ”prime” an’ny bebôty aloha no ”prioritaire”…
‘Se ry Kiki a…#cpmafote j+4
la lettre est datée du 27 kosa e… sa antidaté koa ?
On peut s’attendre à tout avec ces ga..gaziers.
Tiens je retrouve un pote du lycée que j’ai perdu de vue. Donc il est bosse l’événementiel maintenant.
En tout cas fier de lui car c’est le seul qui avait la dignité de s’excuser. Miorim-paka mba Hanasoa Olona.
très Semigany?