Bancs : mais où sont passés les hetra ? J’aurais bien une proposition de réponse mais bon, la décence toussa
DTC DLC : Dans Les Cuvettes (les cuvettes oranges là…) ; c’est quand même pas une réponse indécente çà non? DLJA (Dans Les Jiron’Akoho aussi)
Doraadm
1 année il y a
Hita hoe mpanohatra indray ilay miteny na hoe
Manaova raha mahavita na
Izah ahatafita anao atao fa aza be tsikera ny hafa.
Izany foana refrain heno; tena tsy azoko foana sa hoe izay ilay niveau tsy mahalala ny hoe fitondrana ireo na ny vahoaka no manakarama azy ary zareo no mitantana ny firenena sy ny harenany anie
efa nisy 77ù ary vononany hanome dia izay izany, fa isika kosa tsy maintsy miteny satria ny volantsika ihany no mampandeha ny raharahampajakana ka raha misy tsy mandeha ao dia afaka miteny isika hoe nankaiza sy natao inona nyvola tokony ho ao? ry tmh sy ry bm ary mpivarotrondro no manaparitaka io resaka hoe tsy terena e, aza miteny e, ka raha ny karama iray volana raisindrya zareo rehetra fotsiny ao ve tsy efa hahavita dabilio 100 isan’olona
Njakanirina
1 année il y a
Pas seulement pour les bancs mais une sorte de sensibilisation circule sur les réseaux sociaux comme quoi la CUA n’a pas de sous parce que le taux de recouvrement des impôts est très bas.
normal que le taux de recouvrement soit aussi bas, le plus bas depuis l’apparition de la commune d’antananarivo car les impots ont simplement explosé, passant de 17 000ar à plus de 400 000ar, du jamais vu depuis l’existence de cette commune
Dernière modification le 1 année il y a par Rafangy
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
RMC dans Privatisation de la Jirama…: “aleoko tapa-tsinay sisa mijery ireto sary 2022 – 2023 – 2024 sy ny légendes rehetra miaraka aminy mba homeo ny…” 07/06/2025 à 13:50
Balbo dans Privatisation de la Jirama…: “Mila miary hina, même si chacun reçoit une convocation, autant que l’entreprise cesse de fonctionner, jiro efa tapaka lava io.…” 07/06/2025 à 13:05
DTCDLC : Dans Les Cuvettes (les cuvettes oranges là…) ; c’est quand même pas une réponse indécente çà non? DLJA (Dans Les Jiron’Akoho aussi)Hita hoe mpanohatra indray ilay miteny na hoe
Manaova raha mahavita na
Izah ahatafita anao atao fa aza be tsikera ny hafa.
Izany foana refrain heno; tena tsy azoko foana sa hoe izay ilay niveau tsy mahalala ny hoe fitondrana ireo na ny vahoaka no manakarama azy ary zareo no mitantana ny firenena sy ny harenany anie
“ary zareo no mitantana ny firenena sy ny harenany anie” ka izay anie no nahatonga ilay fiteny hoe izahay izao no mitondra dia izay tianay io
Ka tsy terena hono isika hanome fa aza miteny fotsiny rehefa tsy hanome. Avalao hono ry zareo hanome.
efa nisy 77ù ary vononany hanome dia izay izany, fa isika kosa tsy maintsy miteny satria ny volantsika ihany no mampandeha ny raharahampajakana ka raha misy tsy mandeha ao dia afaka miteny isika hoe nankaiza sy natao inona nyvola tokony ho ao? ry tmh sy ry bm ary mpivarotrondro no manaparitaka io resaka hoe tsy terena e, aza miteny e, ka raha ny karama iray volana raisindrya zareo rehetra fotsiny ao ve tsy efa hahavita dabilio 100 isan’olona
Pas seulement pour les bancs mais une sorte de sensibilisation circule sur les réseaux sociaux comme quoi la CUA n’a pas de sous parce que le taux de recouvrement des impôts est très bas.
normal que le taux de recouvrement soit aussi bas, le plus bas depuis l’apparition de la commune d’antananarivo car les impots ont simplement explosé, passant de 17 000ar à plus de 400 000ar, du jamais vu depuis l’existence de cette commune
Mahavaky vava ny isan’ny fiara tsy mataho-dalana plaque rouge nandeha namboly hazo androany. fiara iray olona iray. isan’ny mahavaly ny fanontaniana izany. Nividianana sy hanaovana fikojana fiara hoan’ny olona ambony.