Séri sa brisy li no tena tiany? Rehefa avy eo mifamaly : « hay ny an ty carte bancaire tsy mandeha akory, andao aloha andramana eny am banky hafa fa sao de tena no tsy nihaino tsara. Zao lany andro fotsiny nankaty sady mbola lany andro nifidy koa »
Ity ilay avy amin’ny hiran’i Wada sy Yoongs hoe : « Korikotrika atodin-drangahy indray kiala fa ireny vao foy dia vola ». 🙂 https://www.youtube.com/watch?v=8Puamw_tCa0
(entre parenthèse, ils viennent des bas quartiers et la plupart du temps, il faut parler leur langue pour comprendre)
raossy dans Discours dominical : la réponse de Siteny: “dia iza hono ilay visiteur? l’escrobar ve? efa t@ izany manko no mpifanerasera be ry zareo…” 08/05/2025 à 20:34
raossy dans Absolument, il a tout à fait raison: “Hélas, il ne peut pas s’auto-dégager…Tokony omena dakavody mandrivorivo mba hanidina eny @ volana tsy tafaverina intsony.” 08/05/2025 à 20:10
patriot dans Des îles Eparses je vous garantis à 100% que vous en aurez: “dans quelques millions d’années, on aura un descendant lointain de Rajoelina comme souverain absolu avec sa clique de déscendants députés…” 08/05/2025 à 19:16
Nifin'Akoho dans Absolument, il a tout à fait raison: “Mandroso eto ka. Ny miresaka aminy ao amin’ny FB ary mankatia azy daholo.” 08/05/2025 à 14:32
Doraadm dans Absolument, il a tout à fait raison: “Sauf que Madagasikara tsy maintsy mandroso ary efa mandroso be izao. 100€ dia mahafaly sy ampy azy, ny embouteillage be…” 08/05/2025 à 12:18
Vazaha Be dans Il était une fois …: “c’est une idée où il y a comme un changement de pente vers 2009 ?” 08/05/2025 à 11:48
Rafangy dans Discours dominical : la réponse de Siteny: “des bruits ont deja couru en 2008 quand il était encore maire: quelqu’un etait entré à l’improviste dans son bureau…” 08/05/2025 à 11:19
Rafangy dans « Je parlerai directement avec vous »: “ka efa ato foana ary ry zareo no maka sopapa dia avy eo i papy zano miteny mivanatan hatramin’ny anaran’ny…” 08/05/2025 à 11:13
Rafangy dans Mmmh ce communiqué du Malagasy Miara-Miainga: “« Il reste encore des irréductibles . Agissez . » dans l’etat actuel des choses, agir est synonyme de suicide, voyez les…” 08/05/2025 à 11:11
Rafangy dans Mmmh ce communiqué du Malagasy Miara-Miainga: “sur les 7 points enumerés, seul le 1er point est credible pour moi,le MMM etait aux commandes depuis 2009 jusqu’à…” 08/05/2025 à 11:09
Mdrr .. Tsy mandeha miasa fa eo miandry vola hilatsaka avy any an-danitra eo
jereo ilay famihindravehivavy an’ilay zalahy satria hivoaka ny 300 000ar!
Mdr
séri je t’aime ve ?
loll
Séri sa brisy li no tena tiany? Rehefa avy eo mifamaly : « hay ny an ty carte bancaire tsy mandeha akory, andao aloha andramana eny am banky hafa fa sao de tena no tsy nihaino tsara. Zao lany andro fotsiny nankaty sady mbola lany andro nifidy koa »
iny neny ty

Io vé zao tsy tokony efa miasa any @ konoleny Tojo na Florent ?
ka hiraraka ny 300 000ar e!
y aura pas que les 300 000 ar qui hiraraka hein
Tsss DTC daol izy menakavy !
Ity ilay avy amin’ny hiran’i Wada sy Yoongs hoe : « Korikotrika atodin-drangahy indray kiala fa ireny vao foy dia vola ». 🙂
https://www.youtube.com/watch?v=8Puamw_tCa0
(entre parenthèse, ils viennent des bas quartiers et la plupart du temps, il faut parler leur langue pour comprendre)