fa angaha tsy hoe hanafoana ny fahatapahanjiro ilay 105MWerawera ao Ambohimanambola e?
Rafangy
2 années il y a
tena mafy zalahy ilay jirama ka, mba sanabavy hoy deba izay: mahita lazaina foana: may ny transfo tany andekaleka, vaky ny fantsona mpitonda rano tany andekaleka, nianjera ny tariby mpitondra herinaratra avy any andekaleka, , nisy nagalatra ny pylones mpitondra herinaratra mahery vaika, nilatsahan’ny varatra indimy(mety in13 fa tsy nanis atsara ry zalahy) ny tao anosizato, nilatsaka ny transfo roa be izao ao ambohimanambola, sns, sns
Despote dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “Puis, les mois passant, le télé-travailleur dubaïote sera de retour au bled et triomphalement accueilli en héros au tarmac d’Ivato.…” 16/04/2026 à 14:44
Rafangy dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “en 1978, quand la sosoporisation commençait à prendre de l’ampleur, Deba a inventé divers faux problèmes pour detourner l’attention populaire:ce…” 16/04/2026 à 09:34
Coco dans Dis Gemini, c’est quoi faire de la politique ?: “où en sont Madagougou et les Malgaches par rapport à toutes ces belles définitions … théoriques ? La petite blague qui circule…” 16/04/2026 à 05:34
🙂
fa angaha tsy hoe hanafoana ny fahatapahanjiro ilay 105MWerawera ao Ambohimanambola e?
tena mafy zalahy ilay jirama ka, mba sanabavy hoy deba izay: mahita lazaina foana: may ny transfo tany andekaleka, vaky ny fantsona mpitonda rano tany andekaleka, nianjera ny tariby mpitondra herinaratra avy any andekaleka, , nisy nagalatra ny pylones mpitondra herinaratra mahery vaika, nilatsahan’ny varatra indimy(mety in13 fa tsy nanis atsara ry zalahy) ny tao anosizato, nilatsaka ny transfo roa be izao ao ambohimanambola, sns, sns
mais on s’attend à quoi en mode “mety io ram’s a” ? A ce que ça marche ?
Jiramatoritory ?