Sans un sou, sans travail, sans rien
… plutôt que d’aller voler 2 épis de maïs et risquer une vindicte populaire
Ce ne serait pas plus malin de rejoindre le cours d’eau le plus proche : mer, fleuve, rivière etc
… et d’y pêcher quelques poissons ?
Avec un kilo de poisson et autres fruits de mer, au moins à 15-20 000 ar, je peux les manger, les revendre, pouvoir acheter du riz, etc.
Sa ahoana ? Je sais pas moi, inutile d’avoir fait de grandes études pour comprendre ça non ?
Tous ces gens qui sont obnubilés par les mirages de la ville pour tenter d’y gagner péniblement leurs 2$ par jour, c’est fou ça.
ka rehefa noana anie ny kibo, mivezivzey ny fanahy e ! tsisy raha paré hoy ny fiteny izay
dia zao matimaty @ tsy misy dikany, tena mamPAlahelo anakay marina kle !
Tsy misy atao mampalahelo zany fa zavatra no tadiavina ny andry zareo 🙂
nanomboka ny taona 1982 io famonoana olona tratra mangalatra eny atanimboly io, ary ao amin’ny faritanin’i fianarantsoa ihany no tena mpanao azy; tamin’izany dia zalahy 16 taona tratra nangalatra mangahazo teny ampotony no novelezin’ny rehetra tamin’ny fanoto dia navelany ho faty teo! tena mampalahelo
Ny malagasy kamo be tenda , miandry ny tolorana foana , dia ny mangatareee ihany no hainy, iza no andeha hanahirana tena hitaady sakafo eo , ny filouu eo efa mandoatra vary ihany koa :-p
Il y en a qui comprennent ça en voyant le lac Anosy ou le marais Masay 😛
Et effectivement, il y a des poissons, et bien gras
Beurk hihihi
comment ça beurk? beaucoup de poissoniers prennent des poissons de Masay puis les mettent dans leur dobo pendant quelques semaines pour les nettoyer, ensuite les revendent comme poissons de l’Itasy, c’est surtout du cote d’ambohimanarina que beaucoup de monde font cette pratique
dain
faut pas faire venir les éléphants alors hein
Ny gasy dia kamo, tena kamo.ka n
Nivoaka fisakafoanana izahay indray andro izay ary nisy sakafo betsaka tsy lany ka natao tanaty sachet ary nomena ilay mpangataka, mbola nadio tsara ilay sakafo. Rehefa nomena dia nilaza ilay mpangataka hoe ‘ ary aiza ny sotro hihinanana azy ? »
Efa nisy fotoana maro koa izay dia t@ tonga teto amintsika ny mpandraraha Japoney dia gaga be izy ka nilaza t@ kabariny hoe « ianareo milaza fa hoe mahantra mahantra kanefa ny taninareo io midadasika be tsy misy mamboly, ny anay aza tsy ampy dia ranomasina no totofana »
mampatsiaro ahy reny(mbola matanjakabe satria vao zanany voalohany) nitondra ny zanany teny amin’ny mpitsabo tsy miakina ireny, dia efa notsaboina maimaipoana ilay zaza , dia nohafarana ilay renyhoe ataovy madio foana ny rano sotroiny, dia namaly ilay reny hoe aiza hono izany no hahitany ariary folo hividianany rano iray daba!
dia iray koa, vehivavy miaraka amin’ny zanany telo sa efatra, nandondona nangataka dia nomena fotsimbary 10 kapoaka dia manontany hoe dia aiza ny arina handrahoiny azy! namaly ilay nanome hoe avereno ny vary rehefa tsy hahandro ianao!
malheureusement, les cours d’eau sont vides de tout poisson , même les pririna ont disparu,
je voudrai dire que meme si on offre du travail à un gougou, il trouvera toujours un pretexte pour ne pas le faire ou le bacler, je ne cautionne pas ce halabotry, mais telle qu’on connait la mentalité gougoue, peu de gens osent offrir du travail à un mendiant
Ne soyez pas si pessimistes . Il existe encore des Malgaches qui ont conscience de la deliquescence actuelle à Mada , ils agiront , croyez moi . Paris ne s’est pas fait en un jour .