Pour le moment, c’est un ancien responsable du service contentieux de la CUA de l’époque qui est tratra farany et a atterri à Antanimora.
Mais tous ceux qui ont participé de près ou de loin à cette transaction douteuse seront tous poursuivis.
Il reste un dernier point : l’acheteur, du moins l’état-civil indiqué en tant qu’acheteur, existe-t-il réellement ? Déjà l’adresse indiquée est fausse bien entendu, et les enquêteurs commencent à douter également du nom prénom mentionné sur l’acte de vente.
Faux nom, fausse adresse, faux, faux, faux : on est bien au pays endémique.
Par contre il y a bien eu de vrais débuts de travaux à Antaninarenina non ? Ils ont bien été commandités par quelqu’un ?
Sévères sanctions exigées.
Il suffit pourtant de demander aux ouvriers qui les emploie. ça ne paraît pas très compliqué.
Na koa hoe declaren ny fanjakana hoe utilité publique ilay izy dia mipotra hoazy izay nividy satria hitaky remboursement.
vu ce qui se passe, otrany tsy hisy sahy hipoitra ntsony an. Quoique, ça ose tout dans ce pays 🙂
(oui oui c’est même à ça qu’on les reconnait)
Hiala daholo izay anontaniana (raha hita) ka ny mpiasa hilaza fa ny sefo tsy hitanay ny tranony ary ny sefo hilaza fa mbola tsy tany an-tranon’ny tompony fa iny adiresy diso iny no any, ary ny tompony (ilay nividy) tsy hipoitra eo raha sanatria nisy kolikoly dia efa fantany ny miandry azy hoe figadràna ka tsy aleony ve afoy any io
variana aho mahita antsika malagasy, tsy hidirako ny fomba nahazoan’ilay olona ny tany, fa ny maha gaga dia rehefa malagasy no nahazo ilay toerana dia nitabataba avokoa isiak ,eo ampitan’io anefa (zaridaina antaninarenina) dia misy restaurant iray naka io zaridaina io koa, nitombo sy nivelatra hatrany ny toerana azony nampaisaina nandritra izay 10 taona lasa izay, mangina sy faky avokoa isiaka satria vazaha no tompono. Maha variana an….
ka ilay buffet du Jardin tsy lasany daholo ilay zaridaina ka.
Ny any ty iray ty tonga dia « je prends le reste »
Tratra farany
satria vazaha izy dia mangina isika izay no marina, enao ve mihevitra fa raha mitovy superficie amin’io an vazaha io no azon’ny gasy dia tsy nitabataba ny gasy ???
on est au pays endémique avec sa population aux caractères tres speciaux comme le ory havamanana, la jalousie,etc.etc
Marina tanteraka.
Ny ahy indray iny no tena hidirako, fa ny hoe gasy na vazaha indray tsy dia rarahiako loatra
rfaha miditra amin’izay ianao dia tokony jerena avokoa ho an’ny rehetra. resaka principe ilay izy kosa e…rehefa lazaina fa patrimoine ny zaridaina antaninarenina dia avereno amin’ny fanjakana avokoa fa tsy ny gasy ihany no henjehina sy gadraina…
Afaka jerena ny rehetra ka, fa izaho aloha raha nilaza hoe hiditra tsy hoe afaka ny hanara-maso hatrany amin’ny domaine fa hiditra hiresaka eto fotsiny 😛
izay mihitsy, resaka patrimoine ilay resaka fa tsy resaka hoe avy aiza mnakaiza ny vola
ka misy anie izany ny patrimoine ao madagasikara natokana ho an’ny gasy dia io takin ny fanjakana averina io fa misy kosa ny patrimoine vazaha ao madagasikara ihany izay tsy sahin ny fanjakana kithina na 1 cm2 aza e….
atao ahoana fa izay no zava misy
Fa gasy ve sa vazaha sa sinoa sa karàna ilay nividy io misy olana io ? Sao dia nisy fifanarahana manokana ny buffet sy ny tanàna ohatra hoe manatsara sy mikarakara mandrakizay ny zaridaina sy ny manodidina ary mandrotsaka vola tsy tapaka any amin’ny fokontany, manome asa sy mampiroborobo ny fizahan-tany sns. Tsy fantatra fa mba eritreritra e !