
Monseigneur Désiré Tsarahazana a été nommé Cardinal par le Pape François ce dimanche 20 mai 2018. Le nouveau cardinal est archevêque de Toamasina.
Enfin un nouveau cardinal à Madagascar depuis 2005.
Et souvenir ému en pensant au défunt cardinal Armand Gaetan Razafindratandra.
Tsaroko tsara ny nolazain’ Itompokolahy tamin’ny 2009 : »raha mbola izaho no teo dia tsy nisy izao korontana izao ».
Enga anie hahay handamina ny kardinaly vaovao.
omar risque le swift ?
vive son éminence. mais c’est celui qui pique des terrains titrés bornés sous couvert de rivo ngaly.
OMAR a raté le coche, il a rigolé trop tôt 🙂
Ah oui l’écrevisse hilare d’Antanimena là.
Note : le terme écrevisse n’a aucune connotation marbrée, c’était juste pour faire un jeu de mots avec Omar.
Bien que personne ne le dira officiellement, il a perdu toute chance de devenir Cardinal à cause de cette épisode
il n’a pas eu des « compensations »?
Si, comme il a eu tord d’y croire il a reçu une femme en compensation !
Car une femme qui a raison n’a jamais tord, mais un homme qui a raison n’a pas de femme.
Du coup il viens de perdre la raison … 🙂
c’est assez « tordu » quand même 🙂
Je dirais même assez lourde, dont il habite à faible distance…
La est le miracle ! 🙂
quand on trempe dans un coup d’Etat, quand on ne dit pas toute la verite, on enfreint le 8eme commandement, donc adieu a jamais le titre de cardinal!
je voudrai tant voir la tete de la bonne soeur qui a officie au hjra qui a ardement pense qu’Omar serait cardinal
parole de de bonne sœur.
Pour un prêtre , on peut dire qu’il a raté la…cloche 🙂
A-t-il confondu raisonner et résonner ?
Les voies du seigneur sont impénétrables.
Mais , si , cher ami . Il suffit d’un peu d’huile de coude et hop
ou d’un peu de vaseline alors.
Dia hanakarena daholo ve zao ny malagasy? tsy ho hisy tsony ve ny corrompu ? tsy hijaly tsony ve ny malagasy? 🙂
io miankina @ izay hitondra eo 🙂 rehefa tsy mamely dia esorina indray!
Fa inona zany zao no tena mahafaly sy asan’ilay cardinal vaovao?
Le V du voninahitra!
tena za koa miteny an’izay 🙂
tss, ny amerikana efa nanana filoha mainty, ny windsor efa manambady mainty. mba hisy koa ny papa mainty.
Aza afangaro kosa e! dia tsy hifaly mihitsy ve mandra-pahafoanan’ny fahantrana sy ny kolikoly? ko raha tsy tezitra ko 🙂
lazao ahy fotsiny inona no tena tombotsoa ho an’ny malagasy @ zany?
Tsy ho an’ny malagasy fa ho an’ny katolika ka, resaka finoana io, raha tsy katolika ianao dia tsy hidika na inona na inona aminao ny fanendrena kardinaly na tsia.
Ary tsy voatery hieritreritra tombontsoa foana koa
katolika aho, fa be dia be ny zavatra tsy tiko ataon’ny ao @ Vatican, ny prêtres, ny évêques ary ny cardinaux
olombelona ireo, manao hadisoana tahaka ahy sy ianao koa, fa ny fampianaran’ny fiangonana no jereo, fa raha io kosa no tsy tianao dia sarotra aminao ny hijanona katolika
Oui mais prêcher tout en jouant avec les petits garçons c’est pas génial..
c’est même horrible et criminel, mais ce sont des actes d’individus qui ont profité de l’église pour assouvir leurs vils instincts, des loups dans la bergerie quoi
un seul pretre qui a officie a anosibe a fait cela, et ce sera toute la congregation qui sera lapidee?
Dia mbola mino ihany ve ianao? @zay olombelona no nanoratra ny baiboly (raha tena tenin’Andriamanitra no ao?, maninona no ovaovan’ny olombelona?)
Misy ny fototra iorenan’ny maha-Kristiana dia ny hoe « Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako anareo », io no inoako, ny ambin’izay literatiora
dia hitampimaso ve ianao @ reo zavatra ratsy nataondry zareo? « pédophilie » , plus andry zareo manakarena be , nefa ny vahoaka zara raha misakafo? raha teo Jesus dia tsy nanaiky an’izao Izy
Raha tsy diso aho efa nisy ny fanenjehana an’izay voarohirohy tamin’ireny raharaha ireny, ary efa nahantona tamin’izay toerana niandraiketany izy ireny. Raha tena katolika marina ianao dia hahita fa ny tranga betsaka indrindra tamin’ireny dia tany Etats-Unis izay efa hita fa tena mareforefo ny rafitry ny fiangonana
Satria ny eto dago tsy misy mpanaramaso, no tsy nisy nitory
Tsy nisy an’izay aloha izany mandra-pahitana tranga mampiahiahy.
Tsy hoe nisy akory tany an-toeran-kafa dia tsy maintsy hisy koa Dago.
Izaho aloha efa ela ihany no niserasera tao fa tsy mbola naheno mihitsy
efa nisy scandale tao ecole masera tao arivonimamo, nahitana taolampaty ny zazakely be dia be tao ambadikin’ny tokontany (anisan’izany koa ), be dia be ny zavatra mampiahiahy eto dago fa manampina maso daholo ny rehetra
Raha ny filazanao izany dia ny rafitra katolika mihitsy no mitarika amin’izany zavatra ratsy rehetra izany fa tsy zavatra hafa?
zany mihintsy, ohatra fotsiny, olombelona otran’ny olombelona rehetra zareo reo, maninona raha afaka manambady, mba hisorahana ny hetahetan’ny nofo? olona manambady amanjanaka ara-dalana aza mahavita zavatra mahamoha fady , maika fa ry zareo reo, sady tsy vady no tsy misy zanaka
euh.. « enjana » be
‘lalina be izany ramatoa!enjana be izy izany rangahy! »
Tsy katolika ianao izany matoa tsy mahazo ny anton’ny fanokanan-tenan’ny pretra. Ary mbola averiko ihany, tsy ny fisian’ny vitsivitsy manondrana akory no hilazana hoe manaonao foana daholo ny pretra sy eveka rehetra.
Fanamarihana fotsiny: anisan’ny antony tsy hanambadiany sy hananany taranaka dia mba tsy hieritreretany fiharian-karena ho azy manokana.
zany fanokanan-tenany zany mihintsy no mahatonga andry zareo manao zavatra mahamohafady ambadika (mopera ngaha ianao io? dia tena fantatrao daholo ny zavatra mitranga zay ataondry zareoa ao). Dia mba azavao amiko kely hoe azafady, maninona no mankarena be ny ao @ vatican ? raha tena manaraka tsara zay laizain’ny baiboly (zay lazainareo fa tenin’i Andriamanitra) maninona no tsy raisiindry zareo ao vatican daholo ny olona mahantra sy mijaly erantany zay ampijalin’ireo mpanao politika rehetra reo? na zarainy ho an’ny mahantra daholo ny harenany ao , fa maninona zareo no manana trano tsara, sakafo tsara , voiture tsara sns… sa ny vahoaka mahantra tsy mendrika zany?
– Tsy fantatro ianao raha mahafantatra olona akaiky tsy manambady, dia jereo hoe manao fihetsika mamoafady ve izy?
– Raha sendra teny amin’ny manodidina ny Behoririka sy Antanimena ianao tamin’ny 26 janoary 2009, dia nahita tsara ny « mahantra » nangorona izay rehetra azo nahorona tao amin’ny Magro sy ny manodidina: menaka, vary sns… Niova ve ny fiainany taorian’izay?
* Tsy mompera aho akory
Ny tiko ho lazaina dia zao : ny olombelona dia natao hanana filan’ny nofo, naturel be lay izy, ka noho izany tsy tokony ho sakanana tsy hanambady ny mompera na ny masera . zareo milaza fa manmabady tsy haiko @ iza na @ Andriamanitra na @ i Jesus na @ iza? avy eo manjary manaonao foana satria tsy maintsy esorina ny manahirana.
Inona moa ny antony nahatonga andry zareo nangalatra?
Efa fantany izany talohan’ny nidirany tao. Ka ataoko fa tsy tokony hisy intsony ny « manahirana » esorina.
Raha nisy fotoana lavalava aho tsy nanana olon-tiana tsy handeha hieritreritra mihitsy hoe handeha hitady bandy kely satria manana filan’ny nofo
Za tsy mino an’izany mihintsy e! porofo dia be dia be reo nanao ratsy, zay tratra , ary mino mihintsy aho fa ny ankabeazany dia nanao daholo fa saingy mbola tsy tratra no tsy nisy nitory, zao anie vao tena manoboka mivoaka tsikelikely lay izy e fa taloha nafenina be mihintsy.
Tsara rehefa mino ianao fa hendry zareo, ary matoky zay lazaindry zareo rehetra ianao. 🙂
Tsy maintsy misy foana ny manondrana anie e, toy ny olona rehetra ihany ary amin’ny antanantohatra rehetra, na ara-pinoana io, na ara-panjakana, na inona na inona.
Fa ny tonga dia ny fanaovana safobemantsina fotsiny no tsy ekeko.
Ary mihaino izay lazainy aho fa mandanjalanja ihany koa satria manana saina afaka mieritreritra fa tsy mandray an-jambany akory
Ie tsy maintsy misy foana ny manondrana fa reo milaza ho mpitory tenin’Andriamanitra reo kosa dia tena tsy ekeko mihintsy ka, miampy ny fanongonankarena. Jesus raha tonga teto tany anaty tranon’omby no teraka, sa tsy izay ilay izy?
Ka tsy ekenao ilay izy ary tsy ekeko koa, nefa izay no izy amin’ny mahaolombelona
ie, samy manana ny heviny ny rehetra, dia samy nizara teto isika
Ny tiako lazaina dia hoe: tsy misy ny tonga lafatra raha mbola eto ambonin’ny tany, ary amin’ireo antokom-pinoana rehetra, na ny tsy finoana ihany koa, dia tsy misy mahavaly ny fanontaniana rehetra akory, fa dia izay manakaiky kokoa araky ny faharesen-dahatry ny tsirairay no tsara arahina. Izay fotsiny
Za aloha dia tsy d’accord mihintsy raha milaza ho mpitory ny tenin’Andriamanitra , fanafenana ny ratsy ataony ny antony idirany @reny point
Betsaka be ny mompera fantatro @ izay tany alehako (30 isa tsy latska) misotro sy maka vehivavy, ary misy manambady miafina aza. Betsaka koa ireo frères na etoantoerana na any am-pita miseho fahitalavitra pédophile, tsy iray na roa na folo fa be lavitra. Masera tsy haiko.
Raha tsy mino ianao dia alefako mail aminao ny anaran’ireo mompera sy ny olona miaraka aminy. Afaka omeko anao h@ tél olona sasany vehivavy miaraka @ mompera raha tianao.
Izaho koa momba ny lazain’i malala.
Maninona aloha no tsy maintsy hoe mompera foana no resaka e? Tena mino ve ianareo fa tsy misy olon-kafa mihitsy (pasitera na mpitondra ambony ohatra) mampiasa ny fivavahana ho fanafenana ny ratsy ataony? Lasa ilay finoana katolika mantsy no toa mpanofana pédophile raha ny filazanareo azy
cardinal resaka eto
Cardinal vao notendrena io fa tsy hoe mompera na eveka tratra nanao zavatra tsy manjary tany ambadimbadika tany. Noho izany tsy izay ilay resaka
pape, cardinaux, évêques ou prêtres mitovy daholo reo, olombelona manana ny filan’ny nofo. Avereno vakiana hatrany @ voalohany lay resaka aza e
dia aza ferana amin’ireo ary fa itaro amin’ny olona rehetra e! Tsy navela hanambady koa ve ireny pédophile hafa ireny? misy olona efa loa-jafy mbola manao fihetsika mamoafady ihany: noho izany rehefa ilay olona no lomorina, na avelanao hanambady izy na tsia dia izay hataony ihany no hataony. Ny mampalahelo moa dia misy amin’ireny no mialokaloka ao anatin’ny fiangonana, fa tsy midika velively hoe izy rehetra
ka @lay zareo milaza ho mpitory ny tenin’Andriamanitra anie no mahatonga lay resaka e.
Ka rehefa tsy iray na roa na telo dia tsy exception intsony izany fa efa fomba fanao mihitsy.
Jereo aloha hoe firy ny isan’ny Pretra maneran-tany dia firy no tafiditra tamin’ireny raharaha maloto ireny
Avy eo indray firy ny salan’isa amin’ny olon-tsotra izay vao afaka miteny hoe fomba fanao sa exception ilay izy
J’ai jamais entendu parler de pasteurs protestants qui touchent les petits garçons. Je ne dis pas non plus que ça n’existe pas hein mais dans l’actualité, jamais lu d’articles allant dans ce sens.
Tena marina mihintsy zany, na eto antoerana na any ivelany
Il y en a probablement moins, mais je trouve surtout que c’est plus spectaculaire (pour les médias) de s’attaquer à l’église catholique en tant qu’institution et ce scandale était du pain béni. Du coup, les vilaines actions de quelques dizaines (ou une centaine) de prélats éclipsent totalement les comportements modèles de milliers d’autres
Valio i Mavo
Oui mais ne trouvez vous pas scandaleux que les agissements de ces quelques dizaines (ou centaines) soient couverts de la sorte ? Jamais condamnés ?
ça oui, c’est scandaleux, on est bien d’accord. Mais je ne suis pas sûr de la partie « Jamais condamnés »
Pour les protestants, c’estle président qui vont dans les massages entre adultes consentants, voire un peu plus si la main est vraiment magique.
C’est dingue, vous généralisez tout le temps. C’était un président qui a été pris la main (magique) dans le sac, ça ne voudrait nullement dire que c’est quelque chose que tous les protestants font ou encouragent
je ne crois pas que cela a ete un sac!hihihihi!
Il ne faut pas confondre faire un massage et prendre une pute, vu la réputation de ce monsieur ainsi que sa notoriété je ne pense pas qu’il a besoin d’aller dans une salle de massage pour un petit plaisir de 3 minutes
Il a bien soutenu que c’était un vrai massage qu’il est allé faire mais ça n’a pas vraiment convaincu.
Cela dit, peu importe car c’est le message qui est important, pas le messager
Dans la sacristie le dimanche après la messe: Femme créature du diable, a genoux devant ton maître et suce
le corpsla B*** du christ ? 🙁je crois qu’Elman a le contact de la main magique!hihihihihi!
(c’est une blague hein!)de peur que’Elman me dit »good bye! »
C’est quoi la main magique ?
la main magique de la finition?vous avez oubliez?
non ça ne me dit rien. Mais du coup j’ai googlé et horreur, vous fréquentez ce genre de .. euh.. chose ?
3 V lasa naturel.
500 taona izao i Luther no efa nilaza an’izany. dia raiso ny hevitrao fa aza mijanona ao.
Malala: +1
nisy dia nisy tokoa teto ary efa noroahn’ny fitondrana tamin’izany, saingy noheverina ho resaka politika ilay izy dia niverina indray ilay nahavanondoza
ny relijiozy vitsy no mahantra, na io protestanta, na silamo, indrindra fa katolika. antsika no miezaka manova zavatra. ne pas jeter le bébé avec l’eau sale du bain.
na finoana inona na finoana inona dia samy mbola olombelona daholo no mitarika azy!satria ve ny eglise protestante unie de france(tsy ao anatin’ny ny namama ao Wagner!hihihi!)manaiky ny fanambadian’ny mitovy fananahana dia tsy ho protestanta intsony i Elman sy izaho ohatra?
ie, Wagner Fjkm ka
io cardinal io no andrasana hitondrana fiovana ao amin’ny vatican izany. ne dia kely fotsiny aza. aza dia négative loatra.
afaka mifidy sy fidiana papa e!
Encore un qui ne va certainement pas demander à son dieu de répondre de tous ses crimes pour avoir conçu certains hommes à son image…
Efa presque cardinal kely ihany odon teo ah
« presque »
Le Omar aux thermes s’est endormi, d’ou la célèbre recette … 🙂
Aux therme y dors… facile 🙂
et au réveil il était devenu tout rouge le Omar …
Orange plûtot
joli !
Efa nampoizina fa tsy ho cardinal mandrakizay izy noho ny nataony.
Ny mahagaga dia fa nahoana no niandry ela toy izao ?
Eh oui, le pote-compère urfer du omar a aussi perdu de son influence dans la hiérarchie catho malgache. Il vont essayé de se rattraper au moyen de leur sefafi…
Izy izany izao no ao @ ffkm fa miala Odon 🙂
Arsevekan’Antananarivo foana no tao amin’ny FFKM hatrizay aloha, mety tsy voatery hiala izy
entin’ny « miala Rajao » ve dia miala koa Odon? Ny hiearchie vaticane dia efa ela no mirindra sy ekena fa tsy toy ny constitution azo anaovana izay itiavana azy.
Ekena fa tsy rafitra démocratique ny eglizy! Fa eo @ ffkm ve tsy ny chef des églises no ao?
Ny Kardinaly malagasy anie tsy midika akory hoe lehiben’ny katolikan’i Madagasikara e. Eveka ihany izy fa miampy andraikitra vitsivitsy fotsiny toy ny fahafahana mifidy ny Papa rehefa tonga ny fotoana
Ka izay indridra!
Dia iza zany no ingahy lehibe sanatria i odon ve?
REprésentant. Ary ny chef de l’eglise catho dia ny pape. Point final.
Fanontaniana : Inona moa no tena ataon’i Pape sy ny églises ho an’ny vahoaka mahantra? ny tany feno ady?
Aza afangaro ny resaka (confusion iniana ambolena…)
fa tsy anjaran’i Pape sy ny Eglise mihitsy ny hanao ny asan’ny governemanta akondro mpanao kolikoly rehetra manerantany
Ny fahantrana sy ny ady dia ry Hery no nivoady teny Mahamasina fa hanafoana izany fa tsy ry Omar na ny ry Tasarahazana….
bien dit
Fanontaniana: Iza no mampahantra? Iza no miady na mampiady? Iza no mpanamboatra fitaovam-piadiana? Dia aminao izany, Iza no topon’andraikitra?
Tous ont péché et sont privés de la gloire de Dieu.
ceci étant quand on voit la munificence de certaines églises (pas seulement catholiques d’ailleurs), la pauvreté c’est pas pour tout le monde hein 🙂
Judas l’Iscariote lui même partageait le même plat que Jésus pourtant il l’a livré pour 30 pièces d’argent. L’homme est pour moi généralement attiré par l’argent (ou V). Après, chacun a sa sensibilité dans quel domaine ils vont investir. Si on parle d’église, beaucoup vont mettre leur rakitra dans le bâtiment (fanitarana, famirapiratana). D’autres, en font carrément un business. Ils n’ont pas pris en compte peut-être ce qui est dit: le jeûne qui m’est agréable est d’aller deliver les captifs, prendre soin des orphelins… Heureusement, il y a quand même des églises ou chrétiens qui appliquent cela et c’est encourageant.
Raha mijery tsara ianao dia hahita ohatra betsaka, fa ny Pape aloha tsy hanao ohatran-dRajao hoe hamonjy inauguration isaky ny misy zavatra atao mba ho azo sary
Petite question: depuis toujours c’est l’eveque de Tana qui deviens cardinal, ou le cardinal deviens automatiquement évêque de Tana, je ne sais plus dans quel ordre.
Maintenant que Mgr Tsarahazana est devenu cardinal, va-t-il rester Evêque de Tamatave ou devenir Evêque de Tana et quid de Mrg Raznakolona.
le pape est Evêque de Rome, le cardinal est Evêque d’Antananarivo