Une petite monographie intéressante sur le sujet, publiée par Français du Monde – Madagascar
Lire : Construire à Tana
L’étape de l’alignement m’a toujours fait rigoler quand on voit ce qu’il en est effectivement sur le terrain. Ceci étant il y a quand même de l’espoir quand on voit que c’est à peu près respecté sur le bypass entre Ambohimangakely et Iavoloha.
Ma question est toute simple: « Que risque t-on si on n’a pas de permis de construire? ». Notons que ca coute la peau des fesses et du temps pour tout faire!
Zay anie lay mahavoa e! rehefa lalàna dia lalàna , tokony arahana fa raha ts’izany tsy hilamina mihintsy
atao ministre de la justice ianao 🙂
hasolo an’i liza kely nandray 70 000euros ve?
Je veux bien accepter dans les grandes villes comme Tana et les grandes communes urbaines avec le plan d’urbanisme,…; mais en suburbaine, qu’en est-il?
rehefa la loi dia la loi ka
tsy voatery mitovy fa arakaraky ny commune sy ny plan d’urbanisme
ny eto tana zao r’efa plus de 1000m² dia any @ ministère ny aménagement de territoire no miditra ny demande nanomboka t@ transition, fa ankoatry ny eto tana renivohitra tsy izany
Ka izay anie oa e. Za aloha sur fa ny any ambanivohitra tsy mba nisy nangataka permis izany ny akamaroan’ny olona. Mijery ireo trano falafa, trano hazo, trano tany kely aty manko izaho dia mahita hoe misy zavatra tena tsy azoko amin’ity resaka fanorenana trano ity.Sa ve ny trano vato ihany no voakasik’io resaka permis io?
Fa zao kosa : rehefa ho avy ny cyclone, nirodona ilay trano e, nirotsaka ilay tamboho e, aza ny commune no atao responsable ary.
Ilay any ambanivohitra no resaka eto an.
Ra resaka trano manokana otrany mbola sarotra be.
Fa raha resaka alignement kosa tokony mba samy hiezaka hoe aoka zay ilay manorona trano eo amoron-dalana fa mandreraka be.
Kay moa izay moa ilay hoe alignement!Izay mahatsara ny actutana, ahafantarana zava-baovao foana. 🙂
Misy ny plan local d’urbanisme, ny demande de permis de construire tokony ho arahina ary ny lalàna mikasika ny fananganana trano.
Aza adino ny mba mamela làlana (servitude de passage) ahafahan’ny mpifanolo-bodi-rindrina mandalo sy ahafahan’ny mpamonjy hain-trano mandeha raha sanatria ka misy voinamety manjo fa tsy samy mananganangana ny tranony arak’izay itiavany azy na mamefy tamboho ny taniny, tsy te-hahalala fa manao izay saim-pantany dia rehefa tonga ny patsa iray tsy omby vava vao mitomany sy miantso vonjeo!
ohatran’ny tsy fantatry ny ankabeazan’ny malagasy izany hoe servitude de passage sns izany an!na io mpanambolabe na io olona antonony fa dia samy managana arak’izay itiavany aza, dia rehefa tampina ny lalana dia miady eny amin’ny fitsarana!
indray andro ho namangy manjo teny Anosivavaka fa raha i Elman io dia tsy ho tafiditra tany amin’ilay toerana mihitsy fa tsy ampy 50sm ny elenelan’ny rindrina roa, ary ilay razana dia nampidirna tamin’ny varavarankely samihafa telo vao tafavoaka tety amin’ny arabe
si si, j’ai déjà habité un temps à Anosivavaka 🙂 Une superbe baraque .. mais un quartier incroyablement pourri !
pourri, vous l’avez bien dit!et malheureusement, Anosivavaka n’est pas le seul(67 et Ampefiloha actuellement)
On était pas rassuré du tout à chaque fois que l’on ouvrait le vavahady. Il y avait toujours des branleurs en face qui observaient bien comme il faut chez vous. Au bout de quelques temps on s’est barré ardine et moi, brrr 🙂
Des branleurs qui vous observaient bien? 🙂
Tena mahavariana marina, ny tsy fahalalan’ny olona ny tokony hisian’ny servitude de passage, indrindra indrindra raha parcelle iray tamin’ny voalohany no nozarazaraina namidy ka tsy maintsy nisy parcelle enclavée tao. Nefa ny aménagement dia tsy manaiky morcellement raha tsy nisy servitude de passage.
Izahay izao tratra ary efa ho efa taona mahery no miandry fivahan’ny olana eny amin’ny fitsarana. Miandry valin’ny appel farany satria efa resy tamin’ny ambaratonga mpitsarana voalohany izy ireo. Ny mahagaga dia olona avara-pianarana sy manan-kaja ambony no tena rangory fototry ny afo.
ka izy mety nividy ny parcelle eo aloha t@ vidiny lafo dia ny ao aoriana (partie enclavée hoy ianao) no tokony hividy servitude de passage aminy ; izay no fanaon’ny olona. Ny marina tokony ialy tompon-tany nivarotra parr morcellement no nihevitra ilay resaka revitude de passage dia en fonction an’izay no nanaovany ny vidin’ny tany, fa ny eto amintsika moa dia misy ny tia tena, misy ny kamo hieritreritra sy hiasa saina dia manasarotra ny raharaha
Ah, tena izany koa no miseho @ny anay ato an! Tantara sy zeografia mihitsy ty mangata-dalana ity!Ilay 70 cm à 1m reglementaire zara raha misy 50cm sisa @ilay fefy mivaralila, hany ka ny scooter-nay aza tsy tafiditra!Hihihi! Fa ny tsy azoko dia hoe rehefa maty ary io olona io dia ahoana ny amoahany razana avy ao an-tranony! 🙂
Comme à Ambohimanarina, on fait passer de tamboho en tamboho, atao pasy pasy
ireo trano be miezinezina miorina amin’ny tanin’ny oniveriste eny Ankatso,heverinao fa iza moa no tompon’ireo fa tsy ireo milaza azy ho avarapianarana, manakaja sy mahay lalana daholo!nefa dia mibodo tsotr’izao ny tsy azy!raha ny tanimpanjakana nobodoin’ny miaramila eny Nanisana, dia azo atao hoe efa fantatra ny toetsaina sy hahavon’ny fisainan’ny miaramila, fa ny eny Ankatso…..
le plaisir de partager
na ambanivohitra aza, dia aleo manaradalana foana ka aleo mangataka fahazoandalana hatrany fa tsy miseho hoe maika ianao
ny any ambanivohitra tokony ho hisy ihany, fa ny misy aloha @ zao dia régule foana, izany hoe r’efa mahavita trano ilay olona vao manao fanambarana na ny commune no mandefa taratasy @ izy ireny dia avy @ reny no hahatondavan’ny hetra-trano
ny commune tsy miditra détail technique : études des structure, na plan de ferraillage fa resaka plan d’architecture, alignement, ary assainissement. Hi verifiena koa sao misy futur aménagement routier ohatra handalo eo @ le tany, na koa manorona eny @ toerana tsy azo anorenana ny olona (amoron’ny rano, eny @ faritry Manjakamiadana sns
Donc, tsy ho ny commune no tompon’antoka @ firodanan’ny trano
Ny zava-misy rehefa navelan’ny commune nanao remblai ny honahona ny olona maro taty aoriana dia lasa tafiditry ny rano ny tranon’olona tsy nisy rano hatrizay. Bizina fotsiny na ny remblayage na ny permis ao amin’ny commune
averiko eto ihany fa niova ny fangatahana ny permis nanomboka ny transition ( après 2009), efa ny ministère ny aménagement no manome r’efa plus de 1000m2 (tsy surface terrain io fa au sol , izany hoe surface plancher). Ireny remblais ireny tsy t@ andron’ny commune @ zao na ta@ andron’ny Ravalomanana fa t@ zany ary mafy ny lalana ka izany no nahatonga ny sasany hanakarama mpanokam-panjakana satria voafehin’ny lalana ary ny nampirongatra ny remblais @ pleine de betsimitatatra (antananarivo) sy ireo construction eny @ reo voarara dia nanomboka t@ 2009
izany no nampanakarena tampoka ny sasany!nanome alalana hanototra tany
Raha ny commune ramse, tsy hiraharaha anao zany a.
Ny tsy mirodana ary arodany, Maika fa we rodan’ny cyclone. Hafaliana hoazy zany firodanan’ny tranonao izany.
Vous risquez de payer des amendes et la destruction de votre maison.
… et c’est surtout là que je voulais en venir. Quelles sont alors les critères pour qu’on puisse avoir ce fameux permis car qui dit avoir eu la permission de construire c’est que la future construction a répondu à des normes.
Entre-autres, pourquoi la loi (notre loi) est toujours répressives, destructives et jamais éducatives/constructives/évolutives? Je veux bien payer des amendes (car je suis en effraction)mais ne serait-il pas mieux de faire régulariser ensuite les paperasses administratives de la maison au lieu de détruire le bien? Ce n’est que ma vision personnelle des choses.
Moi je me suis pas pris la tête : j’ai demandé à un employé de la mairie, architecte de son état, de faire les plans qu’ils demandent et basta.
oh! c’est de la corruption ça 🙂
Ah bon, pourquoi ? Le gars a son cabinet d’architecte, il m’a mis mes plans aux normes de la mairie, je l’ai payé pour son travail et puis basta, on n’en parle plus.
Mba omeo sopapa amin’ilay normes hoe raha tsy mahadiso, mba ahafahana manitsy ny plan raha toa ka misy tsy mety.
tsy dia hoe normes be fa mila « coupes » maro maro, en gros de mémoire: devant-derrière-profil gauche-profil droit-fondations-toiture-evacuations-plan de situation (masse?) sur le terrain.
Merci pour l’info. 🙂
raha ny eto Antananarivo dia misy reseignements omeny. @ maha technicienne ny tenako @ io resaka io dia tiako ny mizara fa ny ilaina dia : plan d’implantation (io no ilaina hi-présenter-na ny alignement, na hoe plan de masse, na hoe plan de situation) plan de fondations, plan de niveau ( vue en plan) (suivant le nombre de niveau de votre maisons), plan de toiture, au moins une coupe, 4 façades, plan d’assainissement. Ilay plan tsy hoe plans détaillé be ohatran’ny plan d’exécution fa plan d’architecture. Atao 1/50ème ny échelle, fa ny plan d’implantation no 1/100ème, tsy tsaroako hoe ny assainissment moa 1/50ème moa sa 1/100ème. Tsara ny mandeha maka information sur place ( any @ commune) maka ny andinindininy @ resaka échelle ny plan.
Tena misaotra amin’ireo info ireo fa manampy be mihitsy!
tsy misy fisaorana fa mahasoava e!
Le hic, c’est qu’il travaille à la mairie. A la fois juge et parti.
il n’y a pas de destruction a part les constructions sur des ouvrages d’art comme les canaux, route, etc
la destruction est rare, mais il faut que vous régulariseriez vos dossiers ( plans)
L’astuce est de montrer que l’on n’est pas pressé. C’est ce que j’ai fais et c’est eux qui m’ont rappelé
Efa nanantona ny mairie anao ianao ve aloa ? Za aloa aleoko ny andry permis. Afaka natomboka tsara sans permis ny trano fa avy eo emmerdé isanandro ianao andalovany zalahy dia vaotery mametraka kely.
Handalo any mihitsy izaho ka. Efa manana ny liste ny zavatra ilaina @dossier ary izaho ato. Ny mahatonga ahy manontany manko dia te hanomboka izaho, na dia fototra fotsiny aza, (satria izay no zakan’ny vola aloha), nefa misy miteny hoe misy durée-ny hono ireny permis ireny ka rehefa nahazo dia tsy maintsy vitaina ilay trano. Marina ve izany?
anao fototra ianao donc efa tena sûr amlé trano ho atsangana ? Ny orientation efa ok ? Ny épaisseurs mur ? Ny fototra justement norme tsara, raha misy riana ? Respecté tsara ny alignement @ lalana ? Ny distance par rapport @ tamboho ? etc.
Au niveau ny trano aloha efa ok daholo e! Par contre izay resaka par rapport ny tamboho izay indray no tsy aiko an! 🙂 En tout cas, raha izany dia aleoko atao miadana eo. Ilatsaka an-tsehatra mihitsy aho anamboatra irery ny parpaing rehetra.
Epaisseur ny mur, ny ambany dia vato 100%, au sens propre du terme mihitsy, ary ny ambony ihany no parpaing.
izaho nanao paves autobloquants ireny!fa akaiky famakiambato(na dia izay aza ny anaran’ny akaikin’ny seranapiramandina aty aminareo, dia tsy mahita vato ao akory aho) angaha ny misy anareo?
misy fetrany tokoa ny fahazoandalana fa azonao angatahana fanalavana izany no koa efa mahafantatra ny rehetra fa tsy misy mahavita trano vetivety izany raha tsy hoe mpanao politika, fa tena mila mandalo any amin’ny kaomina tokoa ianao, dia misy olona foana any afaka manao planina ho anao, araky ny totomarikao, ny anabaviko izao nangataka tany amin’ny kaomina dia nataon’ny tao ilay planina rehetra dia sady vetivety dia vita no nalaky nivoaka koa ny fahazoandalana
exactement.
ny vola aloha dia miankina @ le commune, ny eto Tanà no ambonimbony (tsy hoe lafobe akory no tiako lazaina) par rapport ny eny @ commune périphérique. Tsy manana notion de prix za.
Somary sceptique ihany aho @ ity resaka manao plan asaina ataon’ny mpiasan’ny commune ity. Amiko kolikoly ihany izy io satria raha ny lalàna mipetraka mikasika ny mpiasam-panjakana dia tsy afaka manao asa hafa ankoatran’ny atolotry ny fanjakana zareo.
Dia tsy haiko aloa inona no tena statut anlé olona fa tsy za no andeha haka lagy amzany, c’est pas mon problème.
of course, raha resaka eficacité no resahina dia ny ahavita azy no priorité. Time is Money.
Izaho izao 1 an miandry fotsiny raha atao hoe 1Million par mois ny loyer donc 12 Millions de manque à gagner.
raha nandoa 6 million ho an’i Jirama (na ny mpiasany) mba efa nanana 6 millions aty ampaosy 🙂
ka izay mihitsy anie no andrasn’ny jirama e;ianao handoa vola amin’ny mpisany1fa ny tena olona anie dia tsy fantatra intsony hoe iza no tena mahatapaka fa ny ankabeazany mantsy dia mpanera daholo
tsy resaka kolikoly izany ilay izy noho ny antony mampisa ny fahaizany manokana izy, izany hoe manao ho azy izy izany , ny anabaviko koa mantsy efa nhavita plan dia rehefa nangtaka fahazoandalna dia hoy ny ben’ny tanana hoe tsy ampy ity plan nao ity fa mkanesa etsy amindranona dia asaivo ataony daholo fa dplg io
@Rafangy > be dia be ny azo lazaina mikasika io Trangan-javatra io, miandry an’i @elman hanokatra edito mikasika io resaka kolikoly io hoe aiza no manomboka aiza no mifarana ?
Toy ny hoe za mpiasan’ny banque dia misy olona mangataka credit dia teneniko hoe tsy mi-passe ny dossier-nao fa raha omenao vola aho dia za no hanamboatra ny dossier-nao @ izay mahazo credit ianao
amiko manokana raha resaka ethique manokana dia kolikoly io, nefa de manière pratique araka ny lazaiko eto ambony mety hiditra amin’io aho.
ie misy délai
Effectivementt ca coute les yeux de la tete et ca traine. Il faut passer par des bureaux qui fonctionnent au ralenti et a la corruption
En passant, si quelqu’un a des contacts aupres de la Jirama (maisn coté Ivato) pour le raccordement à l’eau et à l’electricité je suis preneur. 1 an que j’attends sans succès jusqu’à present.
vous entendez quoi précisément par « raccordement à l’eau et à l’electricité » ?
@elman Fampidirana Arno sy jiro ao @ Jirama e! Fitaritana tuyau sy fil avy @ réseau public Jirama miditra @ réseau privatif ao a trano
Sur la page fb de la jirama, il y a des infos comme quoi au mois de juillet ils vont procéder aux raccordements par rapport à la réception des dossiers.
au debut de ce mois , j’etais passe a la jirama d’Ambodimita et j’ai vu une liste des demandes de raccordements a faire pour le mois de juin avec le nom, adresse, et date de paiement du devis, et il y en avait qui ont paye leur devis au mois de nov dernier, donc, je vous conseille de passer a Ambodimita(je crois que c’est votre agence de rattachement)
@Rafangy merci pour l’info ça a déjà été fait. Mais Je ne suis pas sur place du coup je peux pas y revenir tous les quatre matins
sarotra ny raharaha jirama raha tsy sur place fa lasa miandry ny rariny, ny mahomby matetika dia ianao mandondona lava manotany
Mitady afera indray ranaivo an!
nefa ny dradradraina izao dia hoe ajanony ny kolikoly!hihihihi!
Tsy mbola miteny kolikoly aho eto fa mba mampiasa reseau (le plaisir de partager) hanafainganana ny raharaha ; »).
Efa ho heritaona ny trano Lo fotsiny ao tsy azo ipetrahana tsy azo ampanofaina.
Un an c’est encore trop tôt. Ils sont en train de traiter les dossiers déposés en 2013. Grave be io Jirama io. Tokony privatiser-na io na avela manao koa ny hafa mba hisy ny concurrence dia ny mpanjifa no misafidy.
Il y a quelqu’un dans ma famille qui a voulu faire rentrer l’eau de la Jirama chez lui. La Jirama lui a fait un devis : 14 millions ar.
Pas encore l’eau, mais déjà la douche froide
question: le prix, ce sont des travaux, ou des taxes ?
Lui au moins a reçu un devis :-). Après il faut situer le contexte aussi. À quelle distance du réseau principal de la Jirama combien de mètres de tuyau fallait il tirer ….
oui, si on a reçu le devis, on peut faire une réclamation si vous pouvez vérifier que les matériaux décrits dans le bordereau estimatif (devis) sont beaucoup par rapport à la réalité sur place
Genre à 100 ou 200 mètres je sais plus.
Fa hono oa, io resaka dévis io ve efa hatrizay sa zavatra vao noforonina vao aingana izy io e? Toa rehefa mandinika ilay vola aloa ny tena dia ohatrany hoe tsy attribution Jirama izany ilay izy. Raha izay manko inona no manakana tsy anamganana orinasa iray mihitsy misahana ny resaka raccordement rehetra (fil, poteau, tuyau,) dia ny asan’ny jirama sisa mamarotra ny jiro sy rano
efa vina izany tamin’ny fitondrana Ra8 hoe orinasa hafa ny mitantana ny tambazotra, hafa ny manao ny tetibidy ary hafa ny mivarotra ny jiro sy ny rano, saingy nisy ny fanonganampanjakana dia rava koa ilay vina, ny hany nataondRasidy taorina’izay dia ny namorona tale jeneraly lefitra telo sy ny nampitombo be ny fampisana gazola, ary namotika ilay teo mandroseza(fantatrao tsara io)izany nandeha tamin’ny menaka mavesatra
je comprends alors le montant de 14 millions, car la jirama pense deja aux autres riverains qui vont se brancher alors la jirama va installer des gros tuyaux!avant, on pouvait demander a la jirama de n’installer quedes petits tuyaux pour vous seuls, mais avec les fozaI et II, je ne sais plus
le pris d’adduction d’eau potable est cher
L’électricité pourrait-être cher aussi si le Jirama doit implanter des poteaux, mais moins cher s’il n’y a pas aucun poteau à implanter
Il doit se trouver dans un endroit enclavé.
Non même pas, Andranomena, pas très loin de l’agence Mama
un temple a fait une demande de deplacement d’un poteau de fils MT, cout du 1er devis effectue au mois d’aout 2017:3,6millions ar,paiement puis attente pendant 3 mois, et la, surprise, le devis a ete reactualise pour un montant de 6,4millions ar,paiement du surplus et puis de nouveu attente pendant 4 mois supplementaires, et meme si les dirigeants du temple s’attendaient a une reactualisation, ils sont quand meme tombes a la renverse quand la jirama leur a presente le nouveau devis d’un montant de 13,6millions ar! le stravaux consistaient en erection d’un nouveau poteau en beton de 12 et des isolants! et quand l’argent a ete paye, miracle, les travaux ont ete faits en moisn d’une journee et seulement en moins d’un mois apres paiement du nouveau devis
Demandez a José et Lilianne, ils vous arrangerons sa ! 🙂
@Debile profond 2.0 ™ euuuh… c’est qui José & Liliane ?
Monsieur le maire accompagné d’un responsable de la Jirama s’est déplacé un jour chez moi pour me demander si je voulais être raccordé au réseau d’eau,je leur ai répondu poliment que j’avais autant d’eau que je voulais dans la nappe phréatique qui se trouve à moins de 3 mètre dans le sol et que je me débrouillais très bien sans payer pour boire de l’eau chlorée qui détruit ma flore intestinale.
Mais vous habitez sûrement une zone où la nappe phréatique est saine. Imaginez faire ça à Tanà où il y a des latrines tous les 5 mètres.
Il parait qu’en laissant l’eau chlorée au repos à l’air libre pendant une à deux heures, le chlore disparaît laissant un gout agréable à l’eau.
J’ai essayé plusieurs fois chez moi. le lapin nain n’aimait pas, et la petite chienne non plus. Pourtant elle est spécialiste, c’est une « cotonne » de Tuléar !
Hier j’ai pensé à vous et à la Jirama. Toute la ville a subit une coupure de courant. Coupure scandaleuse qui a duré entre quatre minutes trente secondes et cinq minutes. Le délestage n’est pas une spécificité malagasy…
Quand je lis vos commentaires, je suis contente d’avoir fait le choix d’acheter plutôt que de faire construire…
@Beeline> Effectivement, quand on achète, toutes ces tracasseries ont été gérées par le promoteur. Mais après, ça se répercute proportionnellement sur le prix d’achat.
Pour ma part, j’ai pris un entrepreneur, qui dès le départ nous ont prévenus le souci avec la Jirama et ils ont mis un montant que je trouvais assez irréaliste dans le devis pour l’installation des équipements Jirama (j’imagine Kolikoly inclus 🙂 ).
Du coup, se croyant plus malin, j’ai demandé à m’en occuper moi même et sortir le raccordement à la Jirama du devis global.
et 1 an après, j’en suis encore là. 🙁