1 heure de coupure dans des quartiers aux 4 coins de Tana

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Ça veut dire quoi ?

Ça veut dire délestage non ?

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
17 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Malala
Malala
7 années il y a

mamaraparana ny taona izy e

Malala
Malala
Répondre à  elman
7 années il y a

ka tsy tsara ve zany, mba mitsinjo ny fetin’ny faran’ny taona zareo ? 🙂

Malala
Malala
Répondre à  elman
7 années il y a

Tsy misy tsara otran’ny au lion d’or aloha e! miandry “huites” ? ka tsy maintsy mila jiro ihany anie ianao hihinana sy hijerena film e

Malala
Malala
Répondre à  elman
7 années il y a

ho anao zany mety tsara fa ho an’ny sasany, tsara raha mba misy jiro @ réveillon

Raleva
Raleva
Répondre à  elman
7 années il y a

Ny anay +3h ny jiro tapaka. Sao dia tsy voaloha indray ireo 4×4 pick up be dia be ofaina eran’ny tanana ireo ?

Malala
Malala
Répondre à  elman
7 années il y a

antenaiko frais tsara ny “huitres” hohaninareo an!

Raleva
Raleva
Répondre à  elman
7 années il y a

Huitre tsy frais izany tsy tafiditra ao ambava fa tonga dia fantatra. Raha matin’io efa mamono tena.

rafangy
rafangy
Répondre à  elman
7 années il y a

ary izaho vao saika hanontany hoe nanao ahoana ihany ireo nalefan’i mangableu? tonga arapotoan ave sa tara na foana ny sidina avy any ? (fa tsy i mangableu akory no namitaka!)

rafangy
rafangy
Répondre à  Malala
7 années il y a

tena mitsinjo tokoa ry zareo satria raha tsy mihodina adiny iray iznay anie ny gropy eto Antananarivo, efa aman’aliny litatra ny solika azo e!dia azonao antsaina izanyhoe ohatrinona ny vola entiny mitsinjo ny faran’ny taona!

randria
randria
7 années il y a

Cpamafote, c’est le Père Noel qui a heurté une ligne à haute-tension.

Fil info

Revue de presse

Diplomatie
Crise à Madagascar

Cours de change

Cours du 18/11/2025

  •  5086.85 ar
  •  4467.58 ar

Vos réflexions