marina an’izany , ohe ohe ! ohe ! Miverena haingana hianao Deba fa tena milentika lalina ao anaty fotaka ny firenena ! Mahatoky anao zay Malagasy DEBA fa mbola ho halentikao lalindalina kokoa ao anaty T… mihitsy aza. Mbola tadidiko tsara t@ fitondranao ny filaharana lasantsy, crise menaka, savony, vary miaraka Stock tampon zay tena fatim-bary, ao koa ny filaham-bary any @ fokotany miaraka @ carnet de rationnement @zay tsy maintsy menamena ny carnet, ny fihainona ny kabary nao rano ray sady lava be @ RTM isan’andro lava zao sy ny film sovietique tsy misy hilan’azy hamenonao ny atindoha anay Malagasy. Tena mety mihitsy fitondranao t@ ireny ka havereno dray mandeha fa manina anao izahay na dia tsy mahita intsony ny maso. Soa hiany fa teo @ fitondrana hianao nandritriny 25 taona ka raha tsy hianao tsy haotr’izao ity nosy ity, Misaotra betsaka Deba. Ho ela velona anie ka mba i Robert MUGABE no modelinao.. Any ka tsy izany va ?
Samy maka saina tsara ry Malagasy AREMA
rafangy
7 années il y a
n’ayez aucun doute! s’il a voulu se presenter en 2013, c’était uniquement pour ne pas soutenir le motard rêveur! vous savez bien qu’entre l’oncle et le neveu, le courant ne passe pas, et la cause principale est que le neveu même s’ils ont tous les deux le même patronyme, le neveu est un nul(depuis l’ecole jusqu’en politique) alors que l’oncle était une lumière là où il passe, sauf évidemment lors de son passage à la tête de la nation
zagasy
7 années il y a
Ndao hapiana i Radidy hanantanteraka ilay fiteny mamy hoe : Madagsikara hatramin’izao mijoro fa tsy mandohalika a ! Ny firenena matanjaka amin’ny taona 2000 dia ireo firenena …sns bla bla bla etc etc ..
Tsy dia ho gaga akory izaho raha mbola ahita an’i deba tantanana hanao propagandy @ 2018 a ! Sesefana multi-couches tsara fotsiny ny pataloha hitazomana ny incontinence an-tsehatra… Izao aza i Voninahitsy efa tonga nivoaka ny ala indray miaraka @ ilay smoking mainty mangirana be, tao aorian’ny zéro virgule, tao aorian’ny vava ben’adala hoe « tapahiko ny ahy raha ets. » sy ny hoe « hilevim-belona raha …. », tao aorian’ny mauvais calcul niala tsy ho conseiller satria hisy destitution niketrehina … Mety ho fampandrosoana be raha hoe Deba#Voninahitsy#Gangstabab#Radomelina#Rajao no candidats mpifaninana madio dééé madio hifandrina @ 2018. Dia ampiana kely outsiders genre Sarah-ex-vert fa lasa libéral (on n’est pas à l’abri des contradictions après un divorce), Edgard ex-pds fa lasa pédéraliste, Hajo ex-copain de Rajao fa lasa mitsangàna-fa -za-potitra … On a les leaders à notre image, en fait.
Rahandy dans Tiens, le Pape est mort: “J’y ai pensé aussi, diplomatiquement, y aller est plus important que de voir le gugus, après il a au moins…” 21/04/2025 à 13:34
zafimbaza dans Tiens, le Pape est mort: “Triste nouvelle. Je suis protestant mais j’ai tjrs eu du respect pour cet homme . Pourvu que Macron fasse demi-tour…” 21/04/2025 à 12:45
elman dans Des « accords de coopération » donc: “et propres jusqu’à la prochaine saison des pluies. vous croyez que ça restera comme ça jusqu’en novembre ? euh je…” 21/04/2025 à 10:57
Sam dans Des « accords de coopération » donc: “Rien à comprendre ou plutôt si, comme d’hab, c’est un détournement du réel objectif de la venue de Macron. Il…” 21/04/2025 à 10:50
Miserana dans Lundi de Pâques : nous serons ouverts demain monsieur: “Habitué et habile à viser la première place après l’avant dernier, certains z’heros placés suivent toujours leur même logique.” 21/04/2025 à 10:24
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
Décidément! C’est très à la mode les présentations de projets utopiques ces temps-ci. Comme celle de l’autoroute de l’est 🙂
Moa tsy zany va
Dadabe Honoré est prêt à relever le challenge
ah? parce qu’il ne porte plus la cravate appropriée?
pas de seza, pas de cravate aussi. C’est reciproque non
marina an’izany , ohe ohe ! ohe ! Miverena haingana hianao Deba fa tena milentika lalina ao anaty fotaka ny firenena ! Mahatoky anao zay Malagasy DEBA fa mbola ho halentikao lalindalina kokoa ao anaty T… mihitsy aza. Mbola tadidiko tsara t@ fitondranao ny filaharana lasantsy, crise menaka, savony, vary miaraka Stock tampon zay tena fatim-bary, ao koa ny filaham-bary any @ fokotany miaraka @ carnet de rationnement @zay tsy maintsy menamena ny carnet, ny fihainona ny kabary nao rano ray sady lava be @ RTM isan’andro lava zao sy ny film sovietique tsy misy hilan’azy hamenonao ny atindoha anay Malagasy. Tena mety mihitsy fitondranao t@ ireny ka havereno dray mandeha fa manina anao izahay na dia tsy mahita intsony ny maso. Soa hiany fa teo @ fitondrana hianao nandritriny 25 taona ka raha tsy hianao tsy haotr’izao ity nosy ity, Misaotra betsaka Deba. Ho ela velona anie ka mba i Robert MUGABE no modelinao.. Any ka tsy izany va ?
Samy maka saina tsara ry Malagasy AREMA
n’ayez aucun doute! s’il a voulu se presenter en 2013, c’était uniquement pour ne pas soutenir le motard rêveur! vous savez bien qu’entre l’oncle et le neveu, le courant ne passe pas, et la cause principale est que le neveu même s’ils ont tous les deux le même patronyme, le neveu est un nul(depuis l’ecole jusqu’en politique) alors que l’oncle était une lumière là où il passe, sauf évidemment lors de son passage à la tête de la nation
Ndao hapiana i Radidy hanantanteraka ilay fiteny mamy hoe : Madagsikara hatramin’izao mijoro fa tsy mandohalika a ! Ny firenena matanjaka amin’ny taona 2000 dia ireo firenena …sns bla bla bla etc etc ..
an an, efa tsy mandohalika intsony kosa ê.
efa mandady izy zao.
Ianao nga ahoana ry Elman aleo de mi 🙂
izaho aza milaz ahoe efa milentika hatramin’ny loha!
kely sisa ka.
paradisa sosialista!
ôié ôié! ôié!
Tsy dia ho gaga akory izaho raha mbola ahita an’i deba tantanana hanao propagandy @ 2018 a ! Sesefana multi-couches tsara fotsiny ny pataloha hitazomana ny incontinence an-tsehatra… Izao aza i Voninahitsy efa tonga nivoaka ny ala indray miaraka @ ilay smoking mainty mangirana be, tao aorian’ny zéro virgule, tao aorian’ny vava ben’adala hoe « tapahiko ny ahy raha ets. » sy ny hoe « hilevim-belona raha …. », tao aorian’ny mauvais calcul niala tsy ho conseiller satria hisy destitution niketrehina … Mety ho fampandrosoana be raha hoe Deba#Voninahitsy#Gangstabab#Radomelina#Rajao no candidats mpifaninana madio dééé madio hifandrina @ 2018. Dia ampiana kely outsiders genre Sarah-ex-vert fa lasa libéral (on n’est pas à l’abri des contradictions après un divorce), Edgard ex-pds fa lasa pédéraliste, Hajo ex-copain de Rajao fa lasa mitsangàna-fa -za-potitra … On a les leaders à notre image, en fait.
#Edgard ex-pds fa lasa pédéraliste
rho
Il y a Simon Pierre, qui n’a pas de casseroles, ou la fille de deba.