et malheureusement, ce n’est qu’au lit de l’hôpital qu’on se rend compte, d’habitude, que “harena ny fahasalamana”
en passant joyeux anniversaire M. le Président, ansa raha ho gâteau kely ohatran’ilay an’i Président Ratsiraka farany teo na hanakory. sa ve hoe tsy ny haben’ny gâteau no midika inona fa ny fotodrafitrasa vita nandritra ny fotoana nitondrana 🙂
hum
8 années il y a
takizay isika Malagasy efa taiza Prezida !
dadazaka
8 années il y a
HBD Président
Tovo
8 années il y a
Happy birthday Mr. President! Ho tratra antitra anie ianao ary irariana mba hahavita be eto amin’ny firenena. Tsaroko ilay faminaniana nataon’i Nenilava hoe mbola hiverina eo amin’ny fitondrana ianao àry izay vao tena lasa firenena mandroso i Madagasikara. Ho tanteraka anie izany.
Raha nanontaniana i Nenilava rehefa lany filoham-pirenena i Tompokolahy Zafy Albert tany ho any amin’ny taona 1994 tany ho any hoe handroso amin izay ve I Mada (ho ento miakatra ity firenena ity, tamin’izany), dia novaliany hoe tsia. Ilay Président teo aloha (iNgahy Ratsiraka) aza mbola hiverina eo amin’ny fitondrana hoy izy. Aorian’izay vao hisy lehilahy avy ao amin’ny FJKM hitondra. Hisy rà mandriaka izay vao mahazo fitondrana izy. Hitondra izy ary rehefa misy tsy mety ny fitantanany dia esorina aminy ny fitondrana. Ny miaramila no hanala azy teo ary hisy olona avy eto afovoa-tany hitondra. Fa hiverina eo amin’ny fitondrana ihany izy (Ra8) dia izay vao ho firenena mandroso I Madagascar. Pasiteranay (Loterana) izay no nitantara izany taminay tao amin’ny Chorale . Mbola tanora ny tena tamin’izany. MitoMbona aloha ny tapany voalohany, fa miandry ny tapany farany isika izao. Izaho aloha mino. Raha ny tokony ho izy dia efa potika tanteraka i Ra8 ohatran’izao. Nefa ny mifanohitra amin izay
Ilay tsy nandoa hetra dia toy izao. Feno trosa ilay orinasam-panjakana Mamisoa tao Antsirabe. Dia ny Tiko (sy ny actionnaires hafa) no nandray azy miaraka amin’ny trosa, izay tokony alohan’ny Fanjakana, ka nanangana ny TOP (tiko oil product). Dia izay no nanomezana ny TOP exonération. Ka raha misy fanontaniana, dia io mbola velona sady miasa ao Ambohitsorohitra io Ratsirahonana azo ametrahana izany. Efa betsaka ange no nahazo orinasa tamin’ny 1 fmg symbolique teto amintsika, nefa tsy nankaiza avy eo.
roindefo koa nahazo ny orinasa toly miisa telo: Maintirano, Farafangana ary Toliary, miaraka amin’ny fitaovana sy entana tao anatiny fa tsy ampy heritaona dia vita! dia mbola azo tanisana eto koa ny hafa fa izay nahay nampamiratra ny azy ihany no lazaina fa manao ampihimamba
Tatie
8 années il y a
Arabaina andrimatoa Filoha, ho ela velona anie ianao, ho salama tsara tokoa, ho tafita amin’ny fiverenanao ho filohan’ity firenena efa tsy mandohalika intsony fa efa mitrosona amin’ny tany ity… Manantena anao ny malagasy
Mavo
8 années il y a
Anniversaire an’i dada : international day of heavy metal. \m/
Mirotsaha fa mifidy anao izay mianakavy e… Mankahala tanteraka ireo mpanongampanjakana t@ 2009 izay nampilentika ny firenena an-kady.
Na mbola hividy airforce one lll na lV aza mbola tsy maninona noho ireto adala be ireto..
On lui reproche d’acheter un avion perso de 60 millions $ mais si c’est pour ramener des milliards de $, où est le problème ? Sa tena tsy zakany gasy kely ory hava-manana ?
Maintenant il n’y a plus d’air force one (ou two) et du coup on ramène quoi de l’étranger ? Des valises entières de strings ? Zay no zakany gasy kely ory hava-manana ?
En parlant de ory hava-manana, il parait que sucré pierre bleu aura des ennuis. Je ne suis pas pour ni contre les richesses de la personne mais leur méthode rappelle ceux qu’ils ont fait ensemble en 2009, et l’autre aura t-il les capacités pour s’en remettre? Ça va être grave docteur!
Je suis pour les manana:riche mais il a un/des havana(s) ory alors? Qui lui cherche les petites bêtes depuis, du genre: extension du littoral réunionnais avec les (saints) pierres gasy, des habitations et des domaines de luxe un peu partout, des papers panamiens… (source quotidien de la place)
Voir aussi la chronique du jour d’Elman, m’enfin si vous le connaissez.
un petit scenario pour les bailleurs de fonds, comme quoi, les lalimanga sont pour l’Etat de droit et que nul (sauf les lalimanga bien entendu) n’est au-dessus de la loi!
c’est pierre bleue sucréé qui à proposé le mampiesona au foza, et sans pierre bleue sucrée, non seulement il ne serait jamais prm, mais il n’aurait pas connu non plus V
Ho an’ny gasy tsy ny vola azony no zava- dehibe fa ny azon’ny olona. Aleony mahazo 5.000ar dia mahazo 10.000 rakoto toa izay mahazo 20.000 dia mahazo 10.000.000 rakoto.
petakaman dans Notre temps est compté: “Le temps n’existe pas. Le futur et le passé sont juste des concepts dans nos esprits: essayez de boire le…” 06/03/2026 à 11:59
idefix dans Notre temps est compté: “J’adore les cox pas trop rodana 😛” 06/03/2026 à 10:59
Despote dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “En effet, c’est une très bonne lecture de la situation actuelle qui, d’ailleurs, est soutenue par beaucoup d’experts en géopolitique.…” 05/03/2026 à 15:06
elman dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Il faut pourtant bien comprendre que ce qui arrive actuellement, c’est bien une guerre que l’outrancier livre … à la…” 05/03/2026 à 14:09
Despote dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Ayant un peu suivi les actualités ces derniers jours, je ne m’attends pas à ce que ce conflit se transforme…” 05/03/2026 à 10:51
Za Ihany dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “L’important c’est que le dossier Eptsin (Epstein, Eintsin, Poutein…) passe à la trappe pour le moment vu que ça montait…” 04/03/2026 à 12:37
Nifin'Akoho dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Avy niady tany Ukraine ngamba io hélico io, sa hélico GenZ… Pétrole e, uranium e, devolibe e, devolikely e, zandary…” 04/03/2026 à 01:20
Randria dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Alors ca valait le coup de leur faciliter l’aquisition de 4 Boeing ? En attendant que ce soit à Tehéran,…” 03/03/2026 à 15:35
elman dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “bah aujourd’hui on a un téléphérique qui va d’Analakely a Ambatobe et une autoroute de 8 kilomètres.” 03/03/2026 à 15:12
Hary dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: ““Et qui sera sans doute la dernière, avec toutes ces ogives aux quatre coins du globe. États-Unis, Russie, Chine, Europe,…” 03/03/2026 à 14:54
et malheureusement, ce n’est qu’au lit de l’hôpital qu’on se rend compte, d’habitude, que “harena ny fahasalamana”
en passant joyeux anniversaire M. le Président, ansa raha ho gâteau kely ohatran’ilay an’i Président Ratsiraka farany teo na hanakory. sa ve hoe tsy ny haben’ny gâteau no midika inona fa ny fotodrafitrasa vita nandritra ny fotoana nitondrana 🙂
takizay isika Malagasy efa taiza Prezida !
HBD Président
Happy birthday Mr. President! Ho tratra antitra anie ianao ary irariana mba hahavita be eto amin’ny firenena. Tsaroko ilay faminaniana nataon’i Nenilava hoe mbola hiverina eo amin’ny fitondrana ianao àry izay vao tena lasa firenena mandroso i Madagasikara. Ho tanteraka anie izany.
Inona izany faminaniana izany? ary t@ oviana? Nenilava Ankaramalaza mantsy maty t@ taona 1998 raha tsy diso aho. Sa Nenilava hafa?
Raha nanontaniana i Nenilava rehefa lany filoham-pirenena i Tompokolahy Zafy Albert tany ho any amin’ny taona 1994 tany ho any hoe handroso amin izay ve I Mada (ho ento miakatra ity firenena ity, tamin’izany), dia novaliany hoe tsia. Ilay Président teo aloha (iNgahy Ratsiraka) aza mbola hiverina eo amin’ny fitondrana hoy izy. Aorian’izay vao hisy lehilahy avy ao amin’ny FJKM hitondra. Hisy rà mandriaka izay vao mahazo fitondrana izy. Hitondra izy ary rehefa misy tsy mety ny fitantanany dia esorina aminy ny fitondrana. Ny miaramila no hanala azy teo ary hisy olona avy eto afovoa-tany hitondra. Fa hiverina eo amin’ny fitondrana ihany izy (Ra8) dia izay vao ho firenena mandroso I Madagascar. Pasiteranay (Loterana) izay no nitantara izany taminay tao amin’ny Chorale . Mbola tanora ny tena tamin’izany. MitoMbona aloha ny tapany voalohany, fa miandry ny tapany farany isika izao. Izaho aloha mino. Raha ny tokony ho izy dia efa potika tanteraka i Ra8 ohatran’izao. Nefa ny mifanohitra amin izay
Ary ny fanahin’ny Malagasy rehetra ve hono hihatsara?
Misaotra nampahatsiahy ary
Manaporofo indray fa misy ny Teny fikasana izay nomen’Andriamanitra ho an’i Madagasikara izay azo jerena ato ny momba izany ho an’izay tsy mahalala : http://hifi-madanet.org/2015/10/13/andriamanitra-sy-ny-fanavotam-pirenena/
Marina mahitsy io teny io. Sady izaho koa efa naheno io hafatry Nenilava io. T@ izy nandalo taty @ Paris farany taty @ Communauté Malagasy at France i Nenilava no efa nilaea io famonanihany io hoe rehefa Tafaverina indray R8 vao hotafakatra Mada
Joyeux anniversaire M le président. Izy no hitako ho filoha azo ihafiana indrindra, na dia nisy fotoana tsy nandoa hetra aza ny orinasany
Ilay tsy nandoa hetra dia toy izao. Feno trosa ilay orinasam-panjakana Mamisoa tao Antsirabe. Dia ny Tiko (sy ny actionnaires hafa) no nandray azy miaraka amin’ny trosa, izay tokony alohan’ny Fanjakana, ka nanangana ny TOP (tiko oil product). Dia izay no nanomezana ny TOP exonération. Ka raha misy fanontaniana, dia io mbola velona sady miasa ao Ambohitsorohitra io Ratsirahonana azo ametrahana izany. Efa betsaka ange no nahazo orinasa tamin’ny 1 fmg symbolique teto amintsika, nefa tsy nankaiza avy eo.
roindefo koa nahazo ny orinasa toly miisa telo: Maintirano, Farafangana ary Toliary, miaraka amin’ny fitaovana sy entana tao anatiny fa tsy ampy heritaona dia vita! dia mbola azo tanisana eto koa ny hafa fa izay nahay nampamiratra ny azy ihany no lazaina fa manao ampihimamba
Arabaina andrimatoa Filoha, ho ela velona anie ianao, ho salama tsara tokoa, ho tafita amin’ny fiverenanao ho filohan’ity firenena efa tsy mandohalika intsony fa efa mitrosona amin’ny tany ity… Manantena anao ny malagasy
Anniversaire an’i dada : international day of heavy metal. \m/
Mirotsaha fa mifidy anao izay mianakavy e… Mankahala tanteraka ireo mpanongampanjakana t@ 2009 izay nampilentika ny firenena an-kady.
Na mbola hividy airforce one lll na lV aza mbola tsy maninona noho ireto adala be ireto..
Cette histoire d’avion m’a toujours rendu pensif.
On lui reproche d’acheter un avion perso de 60 millions $ mais si c’est pour ramener des milliards de $, où est le problème ? Sa tena tsy zakany gasy kely ory hava-manana ?
Maintenant il n’y a plus d’air force one (ou two) et du coup on ramène quoi de l’étranger ? Des valises entières de strings ? Zay no zakany gasy kely ory hava-manana ?
En parlant de ory hava-manana, il parait que sucré pierre bleu aura des ennuis. Je ne suis pas pour ni contre les richesses de la personne mais leur méthode rappelle ceux qu’ils ont fait ensemble en 2009, et l’autre aura t-il les capacités pour s’en remettre? Ça va être grave docteur!
Bah ça fait depuis 2014 “qu’il a des ennuis” mais il est toujours là pourtant ?
Je suis pour les manana:riche mais il a un/des havana(s) ory alors? Qui lui cherche les petites bêtes depuis, du genre: extension du littoral réunionnais avec les (saints) pierres gasy, des habitations et des domaines de luxe un peu partout, des papers panamiens… (source quotidien de la place)
Voir aussi la chronique du jour d’Elman, m’enfin si vous le connaissez.
un petit scenario pour les bailleurs de fonds, comme quoi, les lalimanga sont pour l’Etat de droit et que nul (sauf les lalimanga bien entendu) n’est au-dessus de la loi!
c’est pierre bleue sucréé qui à proposé le mampiesona au foza, et sans pierre bleue sucrée, non seulement il ne serait jamais prm, mais il n’aurait pas connu non plus V
Ho an’ny gasy tsy ny vola azony no zava- dehibe fa ny azon’ny olona. Aleony mahazo 5.000ar dia mahazo 10.000 rakoto toa izay mahazo 20.000 dia mahazo 10.000.000 rakoto.
Mba miara-mahantra e