tena sport ka! mila concentration, précision, mental, endurance, technique, stratégie, esprit d’équipe. Ary tsy eritreretin’ny olona mihitsy fa mahavita kilometatra maromaro ny mpilalao iray ao anatin’ny compétition. Ary io tsy misy mipetraka zany mandritry ny parti fa an-kitsangana foana. sao dia heverina hoe atispitsy fotsiny aza ireny zavatra boribory reny?
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
elman dans Base Toliara : Bruno nous explique: “et on en a déjà discuté ici aussi https://actutana.com/depeche/ah-finalement-il-y-a-un-peu-de-monazite-a-base-toliara/” 19/04/2025 à 18:55
C’est où ? Car à Tana-ville, c’est peut-être pour ce soir (comme hier)
La pluie, c’est maintenant 🙂
La pluie, pas partout. C’est plutôt l’embouteillage qui est partout.
Avivy raorana ô. Afa mitsy, nous sommes champion du monde en pétanque Elman, équipe junior, on fête?
pétanque ???????? hihihi sport ve zany? sport malefaka ngamba oh
tena sport ka! mila concentration, précision, mental, endurance, technique, stratégie, esprit d’équipe. Ary tsy eritreretin’ny olona mihitsy fa mahavita kilometatra maromaro ny mpilalao iray ao anatin’ny compétition. Ary io tsy misy mipetraka zany mandritry ny parti fa an-kitsangana foana. sao dia heverina hoe atispitsy fotsiny aza ireny zavatra boribory reny?
https://www.koolsaina.com/madagascar-championnat-monde-junior-petanque-2017/
Bravooooo !
Merci mon Dieu, fa mandatsaka ranonorana amin’ny marina sy ny tsy marina ianao