Nous avons tous un indicateur de charge sur notre téléphone

Loading

Dépêche Madagascar > Energie

Gné ? Euh oui absolument, tout à fait. Et ?

Et ça nous permet de savoir si on a de l’autonomie, si on est “low bat’, si on doit recharger etc.

Oui oui, et ?

Et pourquoi on a pas la même chose pour la Jirama ? Connaitre en temps réel la capacité totale réellement disponible ainsi que l’état de la demande ?

Non, même pas en rêve ? 🤣

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
4 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Doraadm
Doraadm
1 mois il y a

Ramose kosa e.

Manjary hita anie ny bizna carburant sns e.

Ohatra akaiky ny anay ny rano ety Faravohitra oa. Nanomboka 2018 izy io no alimbe vao misy rano. Fa vao nisy confinement total tsy mahazo miasa sns, tonga dia nandeha 24h/24 ilay rano ary tsy tapaka mihitsy. Vao hoe miverina miasa tapak’andro dia miverina ihany koa ny fahatapahana. Vao tsy ela akory nisy grevy be teo iny dia tsy afak mandeha miasa sns ny olona, dia niverina nandeha 24h/24 indray ilay rano. Vao faka nandeha nisa sns dia tapaka @ alina indray.

CQFD

Afist
Afist
1 mois il y a

Mety hahatezitra ny maro ity fa tsy maintsy lazaina ihany. Rehefa amin’ny fotoan-tsarotra tahaka izao dia aleo vazaha no hampitantanana ilay orinasa, ry zareo mantsy tsy manana havana ao na akama fa mamita ny mission napetraka taminy fotsiny mandram-padio ny zavatra rehetra. Ny mpitantana malagasy tao mantsy sokatra mifankahita tay ka tsy hisy fiovana handrasana izany eo, tsy adala akory Ra8 nametraka an’i Lameyer teo fa nandalo moa ny enjana niteny hoe vitantsika io. Rehefa milamina ary voapaingotra daholo ireo nanao fahotana rehetra ary nahazo ny sazy sahaza azy ary voapetraka koa ireo aro fanina rehetra (tableaux de bord, procedures de controle, …) ary izany rehetra izany tsy ho vita raha tsy misy finiavana avy amin’ny fitondrana foibe, ny fitsarana sy ny sisa dia azo heverina ny famerenana ny fitantanana amin’ny malagasy, ankoatr’izay ho very anjavona toy ny hetotry ny mpifana fotsiny.
Ny an’ingahy Ron Weiss moa raha niaraka tamin’ny ekipan’dRa Cedric dia karazana cinema ihany satria dia fiaraha-misa tamin’ny cartel Medelin, amin’izao Escrobar sy ilay mpanao remote office any Dubai izao angamba mba misy ho hantenaina ihany fa raha ny tombontsoa miodina ao amin’io Jirama io aloha dia tena sarotra ny raharaha.

https://textes.lexxika.com/lois-malagasy/decret-n2005-110-du-2-mars-2005-portant-nomination-de-la-societe-international-gmbh-au-titre-de-gestionnaire-interimaire-de-la-societe-jiro-sy-rano-malagasy-jirama-ainsi-que-du-directeur-gener/

Dernière modification le 1 mois il y a par Afist
Vazaha Be
Vazaha Be
1 mois il y a

Hyperviser le réseau électrique… mais il se croit au 21ème siècle Elman 😉

Fil info

Revue de presse

Diplomatie
Crise à Madagascar

Cours de change

Cours du 19/01/2026

  •  5233.93 ar
  •  4534 ar

Vos réflexions