Gné, inona indray izany IRNAR zany ? 🤣
Bah Isika Rehetra Nilaozan’i Andry Rajoelina.
Et c’est vrai en plus ndriii..
Tandis que lui il se prélasse à Dubaï, vous vous vegetez mitsipozipozy au pays endémique.
Io fanatisme solelakiste et solelabodiste poor io ihany.
Ça vaut le coup de pourrir dans une cellule avec 150 personnes ve ?
5212.01 ar
4509.63 ar
Tout le monde n’a pas un hélicoptère Airbus de 2000 ch avec son pilote vazaha (Olive) et un Casa qui t’attend en bout de piste…
Les places coûtent cher ..
ireo tsy manana frais hipitsihana ireo tavela ireo ka. Mipirina daholo izy amizao nefa vava re zao, sekoseko re zao. Indrisy e
izaho dia mitady mafy mihitsy ireo niteny an’i Fanirisoa hoe modia aty dia aty mifampitana, izao izy efa tafody dia nankaiz adaholo ireo hoe hifampitana aminy?
fa ny zavadehibe amiko aloha dia ny fandosiran’i nouzalon ohatry ny mpangalatra akoho, dia i bluestone afabaraka be tsy misy ohatr’iznay, nefa na ny fanononana ny anarany fotsiny teto dia efa gagazo
Fa saingy ilay mpangalatra akoho tsy nisy nitory. Toy ny tsy nangalatra izany
izaho mbola mino fa mbola ho avy ny azy, na dia any lavitra any aza izy
Parait que certains d’entre eux se prelassent du cote Morondava, si des fois quelqu’un les cherche pour qu’ils rendent des comptes.