On s’en fout de sa religion qui lui est d’ailleurs personnelle. On attend et espère seulement qu’il sera le président de tous les malgaches, toutes religions (personnelles) confondues.
Nifin'Akoho
5 mois il y a
– Efa nosoratako teto ny faminanian’i Nenilava,
– Raha tsy izay resaka izay koa aloha (mpiandry) , tsy anana fahatokisana loatra ny hoe “entin’ny miaramila”,
– Tsy ny FLM ihany koa no nandray anjara amin’ny fametrahana azy teo. Mba tsy hitenenana ny hafa,
– Mananandro zalahy iny sa feno fitahiana ?
– Sa i Madagasikaka mihitsy no nahazo valim-bavaka ?
– Samy manana ny rano nandroany. Manaova ny tsara ihany fa sao mba lasa filoham-pirenena tampoka rahampitso ianareo namotika an’ity firenena ity,
– Mankahery azy hatrany fa sarotra sy ngeza ny fandraisan’andraikitra raisiny,
– Ampio izy fa tsisy zavatra voahomana teto. Hita izany tamin’ireny fanambarana ireny dia nahitsiny rehefa tsy nety ilay fanambarana,
– Ao aoriana ary isika ireo mbola hanatsara izay ifandrombonantsika ho hatsangana zao. Tsisy lafatra eto.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30

– Herezo e.