Rafangy dans Il va peut-ĂŞtre envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 Ă 12:43
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques Ă l’endroit de la Refondation: “Nahoana no amam-bolana ? Inona ny antony ? Ny fepetra rehatra hanaovana ny fikaonan-doham-pirenena efa tafajoro tsara amin’izao fotoana izao…” 14/04/2026 Ă 10:37
mpijery dans J’entends toutes ces critiques Ă l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 Ă 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques Ă l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 Ă 15:30
En direct ou en différé de Dubai sa avy aiza?
Inona ny palitao hanaovany ?
Peignoir ny ambony dia couche ny ambany
Kimono miaraka @ ceinture noire 6eme ka..; misy couche anaty kimono ambany sao mi-pipi pataloha vao mieritreritra Gen Z..
Ohatry ny efa maro ny miaramila mankany Iavoloha izao maraina izao.
En alerte ny camp gendarmerie ary maro manidy vavahady
Izahay tsy hijery raha vao tsy eo i Miora rahariva
i Miorra izay any tsy sahy miseho masoandro, na stylo aza tsy laloviny intsony
fa filohan’ny repoblika izy fa iza no mbola manaiky azy hono? ny zandary ve? maika ery ary ilay komandin’ny zandarimaria nanao famindrapahefana, i bomba korotamby efa tsy hita, i tojokely irery sisa izany?nefa ny sarin’i bomba tao Ankadilalana aza efa nisy nanala tsy hita izay nataon’i Tojo kely