AutoRoute 8km : Mialà enao raha tena olon-kendry. Tsisy olona ataonao tsakitsaky ato anatin’ny 3 taona izany intsony eto. Mialà fa halam-bahoaka. Tsapanao tsara izao hatraiza izany hoe halam-bahoaka (Mba antsoy Ra8_Marc raha very hevitra).
– Raha tsisy ty gouverneur “notendrena” ty nampiseho iny fihetsika omaly iny dia efa fifandonana tsisy ohatr’izany teo. Misaotra azy amin’ny fahendreny. Ny gendarme sasany dia ohatry ny omby. Tsy mahalala hafa tsy “oui”.
.
Kolonel Ratsimandrava ary efa niteny : “… Fa isika iala am’zany fampihorohoroana izany fa izany nampijaliana antsika nandritry ny 70 taona…”
.
Koa maninona nareo no mamerina amin’ny vahoaka ny fampihorohoroana ?
.
– Ny tsy nankasitrahako an’lay kolonel (@ sary) ndray dia ny fibaikony ny olona hamono tena am grevy nefa izy any alavitra any. Ny fihetsiky ny CAPSAT kosa no lasa nanamarina izay nolazainy.
…Ny Ainga (veliranon’Antananarivo) : “Dia ialahy indray ve no tsy hanaiky fiovana rehefa hita izao fa tsy mety. Tsy ekena!”
“Koa maninona nareo no mamerina amin’ny vahoaka ny fampihorohoroana ?” ka vazaha anie no mitondra e, dia toa vazaha koa no eken’ny zandary baiko, ny omby aza mahay manda ihany fa ny zandary dia tsy vitan’ny oui fa mihoatra ny tokony hatao, nampanantenaina jeneraly izao i Tojo kely fa mety fonja no miandry azy, ankoatran’ny fahafahambaraka eo amin’ny fiarahamonina sy ny fianakaviana ; nisy anisany mpitarika ny MDRM izay , voampanga ho namadika,izy dia tsy voakitikitika mihitsy taorinan’ireny raharaha 1947 ireny fa tsy nisy nahita vady teto Antananarivo ny zanany vavy telo, dia voatery nifindra monina tany Frantsa sy nanova anarana
ericrazafy1
10 mois il y a
Trop de trahisons dans cette nation!
Dernière modification le 10 mois il y a par ericrazafy1
Explication?
AutoRoute 8km : Mialà enao raha tena olon-kendry. Tsisy olona ataonao tsakitsaky ato anatin’ny 3 taona izany intsony eto. Mialà fa halam-bahoaka. Tsapanao tsara izao hatraiza izany hoe halam-bahoaka (Mba antsoy Ra8_Marc raha very hevitra).
– Raha tsisy ty gouverneur “notendrena” ty nampiseho iny fihetsika omaly iny dia efa fifandonana tsisy ohatr’izany teo. Misaotra azy amin’ny fahendreny. Ny gendarme sasany dia ohatry ny omby. Tsy mahalala hafa tsy “oui”.
.
Kolonel Ratsimandrava ary efa niteny : “… Fa isika iala am’zany fampihorohoroana izany fa izany nampijaliana antsika nandritry ny 70 taona…”
.
Koa maninona nareo no mamerina amin’ny vahoaka ny fampihorohoroana ?
.
– Ny tsy nankasitrahako an’lay kolonel (@ sary) ndray dia ny fibaikony ny olona hamono tena am grevy nefa izy any alavitra any. Ny fihetsiky ny CAPSAT kosa no lasa nanamarina izay nolazainy.
…Ny Ainga (veliranon’Antananarivo) : “Dia ialahy indray ve no tsy hanaiky fiovana rehefa hita izao fa tsy mety. Tsy ekena!”
“Koa maninona nareo no mamerina amin’ny vahoaka ny fampihorohoroana ?”
ka vazaha anie no mitondra e, dia toa vazaha koa no eken’ny zandary baiko, ny omby aza mahay manda ihany fa ny zandary dia tsy vitan’ny oui fa mihoatra ny tokony hatao, nampanantenaina jeneraly izao i Tojo kely fa mety fonja no miandry azy, ankoatran’ny fahafahambaraka eo amin’ny fiarahamonina sy ny fianakaviana ; nisy anisany mpitarika ny MDRM izay , voampanga ho namadika,izy dia tsy voakitikitika mihitsy taorinan’ireny raharaha 1947 ireny fa tsy nisy nahita vady teto Antananarivo ny zanany vavy telo, dia voatery nifindra monina tany Frantsa sy nanova anarana
Trop de trahisons dans cette nation!