“Les bourses estudiantines seront réglées quand la digitalisation sera terminée”

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Ah.

Là du coup on se demande donc comment ça marchait depuis toutes ces années, ces décennies… sans digitalisation ?

Ah mais c’est un peu comme les élections à Madagougou quoi..

Avec des étudiants électeurs fantôme.. des doublons … des CIN bidon.. et on en passe.

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
29 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Maxter
Maxter
4 années il y a

Sady carte Visa pour 30000 Ar/mois. 🙂

Maxter
Maxter
Répondre à  elman
4 années il y a

Non, pas une blague.
La bourse s’élève à 30000 Ar/mois et cette carte sera une Visa.
Comment vous dire ?

gasy
gasy
Répondre à  Maxter
4 années il y a

carte visa telma m vola gratos, fa rehefa manao retrait vao misy frais

no name
no name
Répondre à  gasy
4 années il y a

30000ar hanalana frais… eny ary ko

gasy
gasy
Répondre à  elman
4 années il y a

oui, fa maninon no atao BOA fa tsy ilay telma gratos koa nefa?

carole
carole
Répondre à  elman
4 années il y a

BNI indray anef no nolazaina ny zanako.
36300 ariary ny bourse ho an’ny 3eme année izao.

gasy
gasy
Répondre à  carole
4 années il y a

bni sy mvola iray ihany

ramatoa
ramatoa
Répondre à  gasy
4 années il y a

dia ohatrinona ny frais de retrait?
hihihi
tsy vao maika grevy beeee!

gasy
gasy
Répondre à  ramatoa
4 années il y a

misy frais daholo raha vao visa an, n gratos na tsia. fa ny visa m vola mitovy @ mvola
fa tsotra e, afaka raisin’ny fanjakana ny frais de retrait

ramatoa
ramatoa
Répondre à  gasy
4 années il y a

fantako fa mis frais ka, fa hanaikt ve ny mpianatra handoa ny frais.
Ho rasin’ny fanjakana an-tanana ny frais! hihihi, ny vola tokony haloa rehetra ary mila tsy ho voaloha, asa aloha! aleo optimiste

gasy
gasy
Répondre à  ramatoa
4 années il y a

1500 ar ve, afaka mandefitra ny mpianatra raha izay no mahatonga azy ara potoana sy tsy milahatra. raha makA azy ent am siob mantsy mbola mandoa frais bus koa ny ankamaroany raha poly sy ens ohatrA (taloha teny daholo nalaina fa izao tsy haiko)

mpijery
mpijery
Répondre à  gasy
4 années il y a

Izaho angamba no mahihitra fa io frais io no antony tsy nanokafako kaonty tamin’ny banky hampiasana carte tamin’izany fotoana izany. Aty izao maimaim-poana ny carte tonga dia nazoto be nampiasa 🙂

gasy
gasy
Répondre à  mpijery
4 années il y a

rehefa mazoto milahatra sy mandoa frais bus ianao dia tsy olana nA mahihitra aza ka.
tapakandro ve ho amidy 1500ar

mpijery
mpijery
Répondre à  gasy
4 années il y a

Hihihi! Nahafinaritra tamin’izany ny niakatra teny Ankatso nilahatra bourse ka, tsy dia lava ny filaharana satria vitsy kokoa ny poly, sady mba fetsifetsy hoe fotoana inona no tsy dia misy mpilahatra

babakaty
babakaty
Répondre à  mpijery
4 années il y a

Kay poly koa zalahy, matetika mifanindry amin’ny calendrier fakan’ny Lettres bourse koa, de mifampijerijery de mifampitarika eny amin’ny buvette s’y ny tohiny, nahafinaritra tamin’ireny fotoana hiakarana “ville”

Rakoto
Rakoto
Répondre à  mpijery
4 années il y a

Marina ny anao. Ny bourse n’ny mpianatra anie ka misy 10€ ny sasany e. Raha anesorana frais dia inona intsony ny ho eo?

gerard
4 années il y a

LA digitalisation, numérisation “binarisation” utilise à part sensiblement égales un grand nombre de zéros et de uns…..
mais comment faire quand il ne reste plus que des zéros ?

Soso
Soso
4 années il y a

Je n’ai pas trop compris le lien entre digitalisation et bourses étudiantes. Digitalisation, pour moi, c’est la transformation non seulement technologique, mais surtout organisationnelle (qui peut s’étaler dans un horizon de 5-10 ans, voire plus). Bref..

ramatoa
ramatoa
Répondre à  elman
4 années il y a

rien n’est non-magique ici
On a des magiciens dans le gouvernement, conseillers présidentiels, hihihi

rnaivos
rnaivos
Répondre à  Soso
4 années il y a

Il ne faut pas confondre DJ-talisation et Digitatisation.
le premier se fait en 10jours dixit le président, par contre la Digitalisation suit un processus rigoureux et plus long.

mangableu
4 années il y a

O ry zareo a, Izahay anie taloha, tamin’ny mbola etudiant, dia efa nandray bourse tany amin’ny banque e. Nanana an’izay atao hoe “compte etudiant” izay ny banque BNI dia isaky ny milatsaka ny bourse, avy dia mandeha banque maka azy, ary nanana carte koa izahay tamin’izany angalana vola amin’ny machine. Ny indro kely fotsiny dia lasa tsy naharaka ny machine hany ka maty lava na tsisy vola intsony. Ny iray koa dia lasa filaharana be tao amin’ny banque ka …..

Rakoto
Rakoto
Répondre à  mangableu
4 années il y a

Ny ho raharaha amin’izy ty dia ilay coût de digitalisation mbola ho lafo lavitra noho ny bourses homena ny mpianatra.

mangableu
mangableu
Répondre à  Rakoto
4 années il y a

Tamin’ny andronay anie ka ny banque mihitsy no tonga manantona anay teny @universite, juste après inscription iny dia maka ny mombamomba anao rehetra dia ry zareo manao ny rehetra e! Fa io tena nilamina tsara ny foaraha-miasa entre universite sy ny banque tamin’izany. Nahazo ny bourse daholo ny ankizy sady tsy nisy frais.

kidd
kidd
4 années il y a

D’après les retours que j’ai eu , les eleves sont recensés et stockés dans des fichiers xls et qu’il y a plein d’erreurs comme des des eleves de L1 qui sont marqué en L3, et ce recensement est effectué par le ministere en convoquant les eleves à faire les inscriptions à la digitalisation. Après l’université doit se retaper la liste car bien evidemment , il y a trop d’erreurs. Donc 4000 fantomes ….

Fil info

Vos réflexions