Ah tiens, sa Majesté a fini par le reconnaître, hier, lors de la présentation du gouvernement.
Et bien j’espère que ça incitera à un peu moins de werawera dans la conduite des affaires de l’État ?
Oui, lalina ny fahantrana. Même au sein de la classe moyenne, qui d’ailleurs ressemble un peu aux lémuriens.
C’est-à-dire ?
Ba des espèces en voie de disparition.
“Lalina ny fahantrana”Venant de nouzalon, je traduirais »Vous devez le sentir bien profond dans vos Q le fahantrana ».
enjana zany rangahy
noho izao fitondrana izao ve sa ny tany aloha, hoy ny nanohizany azy ?! et ça s’arrête là
Dia ny mbola ny tany aloha ihany no omena tsiny amin’izao tsy fahaiza-mitantana mibaribary izao 🙁
Raha tsy izy aza no teo mbola nahantra noho izao isika e? Nouzalon être riche…après notre mort?
Lalina ahoana koa e. Tsy hitan’ireo zany. Ny apondra ary tsy mitaraina ko lalina ahoana ary.
Lalina ny fahantrana ary henjana ny fiainana !
donc, nous sommes dans un pays qui est a la fois « tsy maintsy mandroso » et « lalina ny fahantrana » en même temps. On est vraiment a madagougou