ka ny namboly taloha anie ry Malala ka efa anjakan’ny dahalo izao ny faritra e:hamboly ianao ny atoandro, tonga ny dahalo, matory ianao amin’ny alina, tonga ny dahalo
Mafy dia mafy ny asa fambolena, hany ka mihakamo ny tanora tantsaha aty aoriana, eo no ilàna ny fanjakana amin’ny famporisihana ny olona hamboly: fanamorana fanajariana ny tany, fahazoana masomboly, fandriam-pahalemana, fanamboaran-dalana sns…
Raha mbola i Andry ny eo dia aza manantena an’izany ! dia marhiko eto koa fa ny tanora @ zao fotoana zao dia KAMO, miandry ny mahana avy an-danitra daholo ny ankabeazany.
malaka fa tantara be ny régime foncier. Vao manandrana manatsatoka angady any antampontanety dia tany manatompo.
Ny insécurité koa grave be, vao misy manatombo2 kely amin’ny hafa dia avy ry zalahy, ny mpanao halabotry amin’ny atoandro amin’ny voly eny antsaha, ny dahalo amin’ny alina (sy atoandro).
Tokony anaovana effort be io contexte ambanivohitra io fa complexe be nefa be olona miasa aminy. Tsy oe atao amenagement ny tany dia omena vahiny…
Pourtant il y a a de la quantité et de la qualité sur place (sauf le sud). C’est surtout l’argent qui manque à ces gens.
Genre le maire d’Antananarivo: il pense aider les gens en créent un segment de transport de luxe pour plus de confort. Ca aide personne ça car déjà de base la classe moyenne n’existe plus.
S’ils étaient des politiciens responsables ils étudieraient plutôt comment faire pour que le pouvoir d’achat de chaque citoyen s’améliore ( Plus d’entrées d’argent que de sorties )
Numerobis dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Comme les pays de la region sont les plus grands exportateurs de pétrole au monde, le carburant va surement couter…” 02/03/2026 à 21:57
Raza dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “C’est marrant, le CASA du 2eme RPIMA à la Réunion tourne et tourne de nuit depuis hier soir. Cela n’arrive…” 02/03/2026 à 18:47
Numerobis dans Dès fois je ne comprends pas: “Pareil, pour moi trop critiquer la refondation à cette étape risque de donner de la crédibilité à l’autre en télétravail…” 28/02/2026 à 21:07
Raza dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “« Parce qu’a la base ce n’est pas fait pour être un moyen de transport mais pour se faire plaisir, faire monter…” 26/02/2026 à 13:35
Numerobis dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Je pense que quand on achète ce genre de jouet, on ne doit pas se soucier de combien ça consomme.…” 26/02/2026 à 09:02
Rehefa tsy hihetsika ny andeha amboly dia mety zany e
ka ny namboly taloha anie ry Malala ka efa anjakan’ny dahalo izao ny faritra e:hamboly ianao ny atoandro, tonga ny dahalo, matory ianao amin’ny alina, tonga ny dahalo
Madagasikara anie malalaka be e
Mafy dia mafy ny asa fambolena, hany ka mihakamo ny tanora tantsaha aty aoriana, eo no ilàna ny fanjakana amin’ny famporisihana ny olona hamboly: fanamorana fanajariana ny tany, fahazoana masomboly, fandriam-pahalemana, fanamboaran-dalana sns…
Raha mbola i Andry ny eo dia aza manantena an’izany ! dia marhiko eto koa fa ny tanora @ zao fotoana zao dia KAMO, miandry ny mahana avy an-danitra daholo ny ankabeazany.
malaka fa tantara be ny régime foncier. Vao manandrana manatsatoka angady any antampontanety dia tany manatompo.
Ny insécurité koa grave be, vao misy manatombo2 kely amin’ny hafa dia avy ry zalahy, ny mpanao halabotry amin’ny atoandro amin’ny voly eny antsaha, ny dahalo amin’ny alina (sy atoandro).
Tokony anaovana effort be io contexte ambanivohitra io fa complexe be nefa be olona miasa aminy. Tsy oe atao amenagement ny tany dia omena vahiny…
Ka izay ilay tsy maintsy ilàna fanjakana satria izy irery no manana fahefana ny amin’izany. Mazava ho azy fa tsy ity iray ity aloha izay variana kokoa amin’ny buildings sy stades
Io efa novalin’i mpijery io !
Pourtant il y a a de la quantité et de la qualité sur place (sauf le sud). C’est surtout l’argent qui manque à ces gens.
Genre le maire d’Antananarivo: il pense aider les gens en créent un segment de transport de luxe pour plus de confort. Ca aide personne ça car déjà de base la classe moyenne n’existe plus.
S’ils étaient des politiciens responsables ils étudieraient plutôt comment faire pour que le pouvoir d’achat de chaque citoyen s’améliore ( Plus d’entrées d’argent que de sorties )
Le problème c’est que je pense que même en donnant 1000 milliards de $ à ce pays je ne suis pas sûr que les problèmes se règleront.