Il faut un bilan plus sombre pour pouvoir quémander d’avantage de sous
Raleva
6 années il y a
le soir de l’investiture, 14 personnes décèdent juste en face de la tribune où le serment a été prononcé. et depuis tout continue à s’écrouler, ça brûle par ci par là . l’eau monte en province. et on s’amuse à inviter le Pape himself maintenant alors que le culte et la Bible ont été officiellement bannis. il faut préciser à Sa Sainteté qu’il sera reçu dans le pays en tant que chef d’Etat seulement mais pas en tant que chef spirituel, laïcité de l’Etat oblige. sinon il risque un notam de la HCC.
Efa ela no nanota fady ny Malagasy. Tsy resaka laïcité mihintsy fa io fivavahana kristianina io mihintsy no rangory fototry ny loza sy atambo eto.
Io sarivongana be eo Andohalo dia fametavetana ny firenentsika ary tsy gaga aho raha hirodana miaraka @ ireo vato be koa io sarivongana io.
@ mpijery
Hisy fanimbazimbana sy fametavetana tanindrazana telo ho avy @ ity taona ity: fahatongavan’i pape françois, ny fivoriamben’ny franc maçons faritra Ranomasinambe Indiana sy ny fanomezana halalana ny fanambadian’ny lahy samy lahy sy vavy samy vavy.
Misy fomba, misy fady ary misy Hasina i Madagasikara, Ary mbola haveriko foana io na dia misy tafintohina aza.
Miray tsikombakomba @ famotehana ity firenena ity ny fivavahana kristianina sy ny FM. Samy ota fady @ tanindrazana.
Ka aza manontany hoe rahoviana no hirodana io sarivongana io.
Hajao ny fomba, ny fady sy ny Hasina.
Manangàna mihitsy aloha antoko na fikambanana na sekta ( 🙂 ) momba ity zavatra teneninao ity fa mino aho fa betsaka no tsy dia mahalala loatra ny antsipiriany: inona avy ny fomba tokony arahina? rehefa inona no atao hoe manota fady? iza avy no tsy tokony hihinana kisoa sy tongolo gasy? etc…
@mpijery,
Betsaka ny tsy mahalala satria voasasa @ resaka fivavahana kristianina ny ati-doha.
Nariana sy navela daholo ny fomba sy ny fady fa izay no baiko nomen’ireo vahiny mpanjanaka.
Tsy mila fikambanana na sekta izany.
Tsy nisy izany hatrizay ho anay mpanaraka ny fomban-drazana koa maninona no hanangana izany ankehitriny.
Ny fivavahana nentin’ireo vahiny no manao sekta sy fikambanana.
Raha izaho manokana aloha dia aleoko miala dieny mbola tsy tonga ny loza. Marina hoe tena sarotra ny mi demenager fa le fiainana tsy film ka hoe velona indray avy eo.
BNGRC eo ihany fa ireto olona miloloha vatobe koa tsy mikoropaka sa manantena miracle? Fanjakana tsy afaka hianterana no antenaina?
no name
6 années il y a
toujours cet attentisme à la sauce gasy, la mentalité d’éternels assistés et les pleurnicheries après les dégâts. je ne pense pas que toutes ces familles/personnes qui y vivent n’aient vraiment nulle part où aller. Le BNGRC a surement prévu des lieux pour les recevoir.
pourquoi ils n’essayent pas de sauver ce qui peut encore être sauvé : leur vie et leurs meubles notamment? ou attendent-il l’Etat-providence qui pour l’instant a d’autres chats à fouetter?
Njaka
6 années il y a
Hifindra ho aiza, vola tsy ampy hanofana trano. Ny havana sahirana daholo (olona 6 efitra 2) sady lavitra. Ny vola notrosaina tamin’ny banky lany nanaovana io trano tsy azo ipetrahana io. Ny trosa mbola aloa. Ny ankizy mianatra ao Ampefiloha tsy afaka hifindra any Ambohidratrimo mihitsy.
Je pense que c’est le même schématique que les cyclones dans notre pays, on peut parler également de la saison sèche dans le sud, ça revient tous les ans mais on ne trouve jamais de solution concrète pour se prémunir.
Il me semble que M.le président avait fait la promesse de construire une piscine de taille olympique par là-bas, ce serait peut-être la solution afin de retenir l’eau et en même temps faire du sport?
OUi. izay mihintsy ny valin’teniny olona sasany nanontaniana teny a. Tsy mahitsy be ohatran’io fiteninao azy io fa izay… ka tsy hananankavana intsony anie ny fiainana eto Antananarivo ry Elman e. Ianareo aza nitsoaka any 😀 😀 😀
ie, raha resa ara-pahasalamana aloa dia aleo mihintsy tonga dia mitsaoka raha misy possibilité ê.. Les charlatans malgaches en médecine, ah la la, aleo hilamina.
kof
6 années il y a
Quand on parle des gasy qui acceptent tout et n’importe quoi s’agissant de leur vie mais prêts à braver la mort dans les zones rouges ou autres 13 mai pour défendre leurs politiciens…
A la limite, ce genre de drame peut arriver dans un pays qui fonctionne mais à la différence de chez nous, ça ne s’arrêterait pas là. Une enquête serait ouverte pour déterminer les responsabilités, des têtes seraient tombées etc… Chez nous c’est : mahaiza mionona tompoko. Izany no lahatra.
elman dans Des « accords de coopération » donc: “et propres jusqu’à la prochaine saison des pluies. vous croyez que ça restera comme ça jusqu’en novembre ? euh je…” 21/04/2025 à 10:57
Sam dans Des « accords de coopération » donc: “Rien à comprendre ou plutôt si, comme d’hab, c’est un détournement du réel objectif de la venue de Macron. Il…” 21/04/2025 à 10:50
Miserana dans Lundi de Pâques : nous serons ouverts demain monsieur: “Habitué et habile à viser la première place après l’avant dernier, certains z’heros placés suivent toujours leur même logique.” 21/04/2025 à 10:24
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
Il faut un bilan plus sombre pour pouvoir quémander d’avantage de sous
le soir de l’investiture, 14 personnes décèdent juste en face de la tribune où le serment a été prononcé. et depuis tout continue à s’écrouler, ça brûle par ci par là . l’eau monte en province. et on s’amuse à inviter le Pape himself maintenant alors que le culte et la Bible ont été officiellement bannis. il faut préciser à Sa Sainteté qu’il sera reçu dans le pays en tant que chef d’Etat seulement mais pas en tant que chef spirituel, laïcité de l’Etat oblige. sinon il risque un notam de la HCC.
Efa ela no nanota fady ny Malagasy. Tsy resaka laïcité mihintsy fa io fivavahana kristianina io mihintsy no rangory fototry ny loza sy atambo eto.
Io sarivongana be eo Andohalo dia fametavetana ny firenentsika ary tsy gaga aho raha hirodana miaraka @ ireo vato be koa io sarivongana io.
Miandry ary isika: omenao firy taona ilay sarivongana dia mirodana?
taona ? 🙂
@ mpijery
Hisy fanimbazimbana sy fametavetana tanindrazana telo ho avy @ ity taona ity: fahatongavan’i pape françois, ny fivoriamben’ny franc maçons faritra Ranomasinambe Indiana sy ny fanomezana halalana ny fanambadian’ny lahy samy lahy sy vavy samy vavy.
Misy fomba, misy fady ary misy Hasina i Madagasikara, Ary mbola haveriko foana io na dia misy tafintohina aza.
Miray tsikombakomba @ famotehana ity firenena ity ny fivavahana kristianina sy ny FM. Samy ota fady @ tanindrazana.
Ka aza manontany hoe rahoviana no hirodana io sarivongana io.
Hajao ny fomba, ny fady sy ny Hasina.
Ca me rappelle mes cours d’histoire des religions avec le defunt professeur Lupo.
Manangàna mihitsy aloha antoko na fikambanana na sekta ( 🙂 ) momba ity zavatra teneninao ity fa mino aho fa betsaka no tsy dia mahalala loatra ny antsipiriany: inona avy ny fomba tokony arahina? rehefa inona no atao hoe manota fady? iza avy no tsy tokony hihinana kisoa sy tongolo gasy? etc…
@mpijery,
Betsaka ny tsy mahalala satria voasasa @ resaka fivavahana kristianina ny ati-doha.
Nariana sy navela daholo ny fomba sy ny fady fa izay no baiko nomen’ireo vahiny mpanjanaka.
Tsy mila fikambanana na sekta izany.
Tsy nisy izany hatrizay ho anay mpanaraka ny fomban-drazana koa maninona no hanangana izany ankehitriny.
Ny fivavahana nentin’ireo vahiny no manao sekta sy fikambanana.
Asio sehatra iray hanazavana azy ary e
@ mpijery,
Ny sehatra efa misy ange e.
Fa ianareo mihintsy no efa nanary ny fomban-drazana.
https://youtu.be/dYJaZ7n5tsM
Fivavahana kristianina ahoana e ? Sao ny anao no tena mametaveta.
@Ralay rock.
Mbola haverina ihany fa fanimbazimbana ny tanindrazana io fivavahana kristianina io.
Raha izaho manokana aloha dia aleoko miala dieny mbola tsy tonga ny loza. Marina hoe tena sarotra ny mi demenager fa le fiainana tsy film ka hoe velona indray avy eo.
Justement : pourquoi attendre d’être évacués ? Attendre le bngrc ou autres, c’est de l’inconscience.
BNGRC eo ihany fa ireto olona miloloha vatobe koa tsy mikoropaka sa manantena miracle? Fanjakana tsy afaka hianterana no antenaina?
toujours cet attentisme à la sauce gasy, la mentalité d’éternels assistés et les pleurnicheries après les dégâts. je ne pense pas que toutes ces familles/personnes qui y vivent n’aient vraiment nulle part où aller. Le BNGRC a surement prévu des lieux pour les recevoir.
pourquoi ils n’essayent pas de sauver ce qui peut encore être sauvé : leur vie et leurs meubles notamment? ou attendent-il l’Etat-providence qui pour l’instant a d’autres chats à fouetter?
Hifindra ho aiza, vola tsy ampy hanofana trano. Ny havana sahirana daholo (olona 6 efitra 2) sady lavitra. Ny vola notrosaina tamin’ny banky lany nanaovana io trano tsy azo ipetrahana io. Ny trosa mbola aloa. Ny ankizy mianatra ao Ampefiloha tsy afaka hifindra any Ambohidratrimo mihitsy.
Dia aleo izany maty ?
Tsy te ho faty koa fa tsy afaka matory ambany tunnel. Izay no ilàna vonjy.
Dia raha tsy tonga i Paoly ilay nandrasana hitondra vonjy, dia mbola hiandry eo ihany ve ?
Tsisy fika an. tsy mahazo matory eny an-dalambe
Je pense que c’est le même schématique que les cyclones dans notre pays, on peut parler également de la saison sèche dans le sud, ça revient tous les ans mais on ne trouve jamais de solution concrète pour se prémunir.
sécheresse ? Je crois qu’en ce moment même c’est big inondations
Oui mais dans le sud, l’eau ne reste presque pas , même en sous sol. Sauf si vous avez des ‘dam’.
Il me semble que M.le président avait fait la promesse de construire une piscine de taille olympique par là-bas, ce serait peut-être la solution afin de retenir l’eau et en même temps faire du sport?
Plus que ça. Objectif stratégique 4, action 45 à 49 si je ne m’abuse.
Samy manome tsiny ireo olona tsy miala. Izaho manokana aloha azoko ny adin-tsaina mahazo ireo olona ireo. Mba manandrama manontany hofantrano ho an’olona 4 mianaka dia ho hitantsika hoe ahoana ? Ny fahazarana isan’andro etsy andaniny efa eny amin’ny manodidina daholo no natao ny zavatra rehetra, fianaran’ny ankizy, sns… hialana amin’ny dépenses mihoapapana. Izao izany tsy maintsy hanorina fiainana vaovao. Henjana ihany fa aza mifnome tsiny. I
dia aleo zany maty sous les rochers.