@idefix, Iza no mbola handany andro hiano kobaka ambavan_dRajao Hery eee ?
sotasota
7 années il y a
Le fotoam-bita tena mivaingana izao dia ny fisokafan’ny actutana nataon’i elman. Ilay iraikilahy admin taloha iny kosa mba somary maivava tsy ohatran’i elman a. Elman manao politiquement correct. Mba alefaso ny hafatra raha mahita azy nareo. Sady tsara kokoa actutana noho i tananews. Be dia be ny topika azo resahana eto.
@zendana, Resaka ligne editoriale izany ry Zendana a!
Ny Tananews sy Actutana no tsy mitovy ny lignes editoriale-nazy de miova araky izay koa ny Torapon’ny Mpanoratra fa Rakotozafy ihany no Alexis
@Jaomaria, comment ça plus hvm? J’ai remarqué que actutana est plus orienté économie et commerce tandis que tnn plus politique mais de là à hiantsampy amin’ny hazo boboka …
Tout d’un coup, admin et son règne dictatorial sonne comme une musique à mes oreilles.
Si vous devez avoir raison, laissez-moi dans l’ignorance.
@Marie Madeleine, L’Ignorance n’apporte rien à moins que vous préfériez plutôt la formule des” yeux fermés” pour mieux sentir…..la banane de la République !
“Avelaho aloha hanonofy farany aho.” Hoy i Poopy. “Ignorance is bliss” hoy n’y vazaha.
Dans le fond,tnn ainsi que son admin étaient aimés et respectés car ils représentent notre rébellion a un système qui cherchait à nous annihiler.
Leurs départs de notre quotidien et la naissance d’actutana illustre, non la fin de l’espoir mais plutôt le début de la marche vers la Renaissance/ construction d’un meilleur Madagascar pour nos enfants.
En ce sens, une orientation vers une discussion plus économique et plus commerciale est bien saluée par nous, les lecteurs.
Admin était un roc, fiable et fun, un général de guerre, mais le mystère est un mauvais compagnon de route quand on ambitionne de gravir une montagne. Pour d’acheminer vers un meilleur lendemain, un visage est nécessaire.Elman Certes, pèse trop bien ces mots, mais la diplomatie est un atout quan on eclaire une meute.
De plus, à la différence du noir absolu qu’on avait avec admin, elman lui, à un passé et un présent aux quels on peut se référer.
Pour le reste, Londres ne s’est pas fait en un jour.
@elman, De iza no be Saosy kokoa ry Elman , Tananews ve moa ny Actutana ?
Toa nahazoazo Takolaka mantsy tatohato zay raha ny hitanay @ Sary aaa !
kkkkk !
Misy antony roa no tsy mahatananews an’i elman:
– mampiseho sary elman fa bôgôsy eto @ actutana, kanefa tao @ tananews menatra ilay raikilahy rikatra tsy sahy manisy sary fa ratsy tarehy ngamba.
– ilay anankiray rikatra tsy misalasala tonga dia gidra, i elman mba hita hoe manaja taina.
Fa na izany aza tsara ihany tananews e. Sao mantsy tezitra eo i adminn’i tananews dia mandefa hafatra eto, @ pseudo hafa.
@mangableu, Sendra mba nahita sy naheno ilay fotoam-bita voalohany tao @ tvm ny tenanay, fa vao nisy hoe FAMATSIAM-BOLA avy any @ bla bla bla, tonga dia no”zapeko”
@intelligentsia, kkkk, sérieux! Za de tsy mihaino mihintsy fa efa leo blablabla! Mialatsiny aho fa ohatrin’ny mahita fa tsy de salama loatra ny filohatsika.
Randria
7 années il y a
Raha tahaka ahy aloha dia miteny irery eo i lery fa tsy handany andro hiaino azy na hanokatra an’io akory aho e!
Fampandriana adrisa no betsaka no sady efa be izay fampanantenana poakaty nataon’i Mpampiesona izay! Hatramin’izay firy taona izay, hafa no lazain’ny vavany, hafa no ataon’ny tanany! Asa fa tsy kabary!
@Randria, @Randria, zà kou tena tsy hanokatra an’io mihintsy : mandany lera sy batterie; sady manomboka manorisory na ny mahita ny tavany aza : manimba ”moral” mandritra ny andro iray manontolonka tsy aleo ve hesorina teo io sary io e…:-)
elman dans Base Toliara : ah bon parce-que vous croyez que…: “comme je disais dans l’autre chronique on l’on sort les études d’impact environnemental… plusieurs mois après les premiers coups de…” 23/05/2025 à 02:35
Nifin'Akoho dans Tanjombato, Andraharo : sosopourisation pro max: “Efa nahavita ny mission-ny ny mponin’ny Tanjombato nanala ny TGV tamin’ny fifidianana kaominaly. Ary reo no anisan’ny mpigrevy manakandalana amin’ny…” 22/05/2025 à 19:25
Nifin'Akoho dans “Il ne cache pas sa joie d’être à Nosy be”: “Ny maraina aloha dia tapaka ela dia ela tokoa fa ny hariva tsy notapahandry lemandrana ny teny Tanjombato sao hisy…” 22/05/2025 à 19:12
Fotoam-bit* 😀
@idefix, Iza no mbola handany andro hiano kobaka ambavan_dRajao Hery eee ?
Le fotoam-bita tena mivaingana izao dia ny fisokafan’ny actutana nataon’i elman. Ilay iraikilahy admin taloha iny kosa mba somary maivava tsy ohatran’i elman a. Elman manao politiquement correct. Mba alefaso ny hafatra raha mahita azy nareo. Sady tsara kokoa actutana noho i tananews. Be dia be ny topika azo resahana eto.
@sotasota, Admin ihany no Elman koa,bcp d’indices le prouvent!
@Jaomaria, tsy possible kosa e, samihafa be le toram-po voasoratra 😀
@zendana, Resaka ligne editoriale izany ry Zendana a!
Ny Tananews sy Actutana no tsy mitovy ny lignes editoriale-nazy de miova araky izay koa ny Torapon’ny Mpanoratra fa Rakotozafy ihany no Alexis
@Jaomaria,
Lasa somary HVM 😉
@DeGaule,Izany tokoa , Misy diantanan’ny Rolly ao ee !
Mody natao maintsomaintso mba tsy hibaribary loatra ny HVMisation !
@Jaomaria, comment ça plus hvm? J’ai remarqué que actutana est plus orienté économie et commerce tandis que tnn plus politique mais de là à hiantsampy amin’ny hazo boboka …
Tout d’un coup, admin et son règne dictatorial sonne comme une musique à mes oreilles.
Si vous devez avoir raison, laissez-moi dans l’ignorance.
@Marie Madeleine, L’Ignorance n’apporte rien à moins que vous préfériez plutôt la formule des” yeux fermés” pour mieux sentir…..la banane de la République !
@Jaomaria,
“Avelaho aloha hanonofy farany aho.” Hoy i Poopy. “Ignorance is bliss” hoy n’y vazaha.
Dans le fond,tnn ainsi que son admin étaient aimés et respectés car ils représentent notre rébellion a un système qui cherchait à nous annihiler.
Leurs départs de notre quotidien et la naissance d’actutana illustre, non la fin de l’espoir mais plutôt le début de la marche vers la Renaissance/ construction d’un meilleur Madagascar pour nos enfants.
En ce sens, une orientation vers une discussion plus économique et plus commerciale est bien saluée par nous, les lecteurs.
Admin était un roc, fiable et fun, un général de guerre, mais le mystère est un mauvais compagnon de route quand on ambitionne de gravir une montagne. Pour d’acheminer vers un meilleur lendemain, un visage est nécessaire.Elman Certes, pèse trop bien ces mots, mais la diplomatie est un atout quan on eclaire une meute.
De plus, à la différence du noir absolu qu’on avait avec admin, elman lui, à un passé et un présent aux quels on peut se référer.
Pour le reste, Londres ne s’est pas fait en un jour.
@Jaomaria, ne pas toujours se fier aux indices 🙂
@elman, De iza no be Saosy kokoa ry Elman , Tananews ve moa ny Actutana ?
Toa nahazoazo Takolaka mantsy tatohato zay raha ny hitanay @ Sary aaa !
kkkkk !
@Jaomaria, io ary efa nihena 🙂
@elman, Nihena rehefa vita …Massage ee !
Marie Madeleine est une experte ( ny anarana tanymboazo an !)
@elman, l’humilité, c bien. Merci à vous.
Misy antony roa no tsy mahatananews an’i elman:
– mampiseho sary elman fa bôgôsy eto @ actutana, kanefa tao @ tananews menatra ilay raikilahy rikatra tsy sahy manisy sary fa ratsy tarehy ngamba.
– ilay anankiray rikatra tsy misalasala tonga dia gidra, i elman mba hita hoe manaja taina.
Fa na izany aza tsara ihany tananews e. Sao mantsy tezitra eo i adminn’i tananews dia mandefa hafatra eto, @ pseudo hafa.
Sao dia mba kabary fotsiny
@mangableu, Sendra mba nahita sy naheno ilay fotoam-bita voalohany tao @ tvm ny tenanay, fa vao nisy hoe FAMATSIAM-BOLA avy any @ bla bla bla, tonga dia no”zapeko”
@intelligentsia, Izaho tena par curiosité no nanindriko “play” teo mba hijerevako oe mbola misautesaute ihany ve izy io rehefa miresaka. Hihihi
@mangableu, il a l’air plus calme. Par contre les propos sont lus ou bien parlés naturellement ?
@elman, C’est un texte lu et appris avec les gestes.
@mangableu, ils ont un prompteur à Iavoloha alors maintenant ? 🙂
@elman, Peut-être qu’il y a un objectif à atteindre derrière tout cela!
@mangableu, noon, vous croyez ? 🙂
@intelligentsia, kkkk, sérieux! Za de tsy mihaino mihintsy fa efa leo blablabla! Mialatsiny aho fa ohatrin’ny mahita fa tsy de salama loatra ny filohatsika.
Raha tahaka ahy aloha dia miteny irery eo i lery fa tsy handany andro hiaino azy na hanokatra an’io akory aho e!
Fampandriana adrisa no betsaka no sady efa be izay fampanantenana poakaty nataon’i Mpampiesona izay! Hatramin’izay firy taona izay, hafa no lazain’ny vavany, hafa no ataon’ny tanany! Asa fa tsy kabary!
@Randria, niasa kosa ny tanany omaly tetsy @ Palais des Sports ê 🙂 Brève à suivre
@Randria, @Randria, zà kou tena tsy hanokatra an’io mihintsy : mandany lera sy batterie; sady manomboka manorisory na ny mahita ny tavany aza : manimba ”moral” mandritra ny andro iray manontolonka tsy aleo ve hesorina teo io sary io e…:-)
De notre côté on attend toujours la démission du nandra.
combien de personnes croient en ce qu’il dit?