Ary tena fomban’ny alika mihitsy izany no ataondry zalahy ireto an. Adin’ny TELO tapaka dia adin’ny 1 no mba mandeha ,amin’ny ora fiasana atoandro io ( Any izay Ralaingaraofina Cédric) Je pose 3 et je retiens 1. totohondry tsy mivonkona amin’izao mary hozatra.
Jamba ao, eny jamba aho
Nilaozana hazavàna
Ao anaty haizim-pito ao
Haizina tsy azo hialàna…
La chanson de Dadah Rabel devrait être reprise en masse pour se remonter un peu le moral…
Dernière modification le 1 année il y a par raossy
Rafangy
1 année il y a
si ce n’est pas Andekaleka, c’est le transformateur, une fois aussi, la jiramaty a deja montré une photo d’un pylone transportant l’energie ne provenance d’Andekaleka scié à moitié,
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
La Jirama devra envoyer le message suivant “Coupure d’eau et d’électricité jusqu’au 31 décembre 2024 sauf cas exceptionnel”
Mais c’est exactement ça
Cas exceptionnel: nandroso tampoka i Madagasikara
Mbola mitady excuse/ bouc émissaire ihany…
personne n’admettra jamais qu’il y a du caca dans son slip
Bouquet missaire hoy ilay humoriste izay
Ary tena fomban’ny alika mihitsy izany no ataondry zalahy ireto an. Adin’ny TELO tapaka dia adin’ny 1 no mba mandeha ,amin’ny ora fiasana atoandro io ( Any izay Ralaingaraofina Cédric) Je pose 3 et je retiens 1. totohondry tsy mivonkona amin’izao mary hozatra.
Jamba ao, eny jamba aho
Nilaozana hazavàna
Ao anaty haizim-pito ao
Haizina tsy azo hialàna…
La chanson de Dadah Rabel devrait être reprise en masse pour se remonter un peu le moral…
si ce n’est pas Andekaleka, c’est le transformateur, une fois aussi, la jiramaty a deja montré une photo d’un pylone transportant l’energie ne provenance d’Andekaleka scié à moitié,
Je vous laisse disserter sur cette photo

Saika hilaiso câbles? (probablement – rip)
Mpangalatra cable? Sady mampalahelo no mahasosotra. Tahaka an’ireny mpamosavy tra-maraina ireny, ka izay vao hoe hitan’ny havany eo.