Aza adino fa “événementiel” anie ny spécialité-nay eh. Rehafa rerakin’ny mikosoka kapila dia mba manao fampisehona an-tsehatra kely (tragi-comédie). Izay dia vita. Miesona daholo ny fa afa-po.
The Man dans Îles Éparses : ô un communiqué conjoint: “Les magasins Tati existent-ils toujours? En tout cas pourquoi compliquer quand on peut faire simple: l’avenue des Champs-Élysées offre de…” 04/07/2025 à 16:14
Nifin'Akoho dans Pénurie de carburant : on ne vous dit pas tout: “Hanao examen ny zanakareo. Raharahan’iza inona. Tsisy solika ny fiaranareo. Raharahan’iza inona. Alefao any ivelany ireo voapozina ireo. Raharahan’iza inona.” 04/07/2025 à 14:03
Rahandy dans Çà c’est de la souveraineté alimentaire: “Ka mety grenier fametrahana zavatra tsy ilaina fa tsy grenier hafa. Un débarras quoi.” 04/07/2025 à 13:15
Zaran’i Radomelina aza misy an’zao tondra-drano zao dia mba tsy misy miresaka loatra ny lundi noir !
par contre le 7 février atao mipaopaoka tsara ve ?
voilàààà ! asiana ranomaso kely mintsy aza
Aza adino fa “événementiel” anie ny spécialité-nay eh. Rehafa rerakin’ny mikosoka kapila dia mba manao fampisehona an-tsehatra kely (tragi-comédie). Izay dia vita. Miesona daholo ny fa afa-po.
Toa ny zaza manetsika heloka ?
ilay solon’ny vavan’ny vahoaka eny @ 5ème arr omaly tsy nanadino ka ! l’affreux Marco himself ihany hono no nampanao an’ireny black monday ireny. tsy henoko hatr@ farany ilay izy fa lasa indray ilay jiro (dia hoy fotsiny aho hoe : ndriii, any izay i andry eee)
‘Batsiray ve de mba ho aiza? Ok ry sakaiza…’ chantonneront les 13% (en l’absence des 18,3).
Des vents de 240 km/h déjà ? 😯
Trajectoire encore aléatoire
Bien sûr! vatsy tsinjo, tosika fameno, hegergement au stade avec couverture et nourriture! Que demande le peuple!
Justement TOUT le peuple aimerait bien en profiter aussi mdr