Pas dernier 🙂
Et propos inquiétants du coach Rabesandratana, qui estime que les « Barea sont en phase d’apprentissage » et qu’ils seront opérationnels … dans 2 ans 😯
Mouais.. à mon humble avis ils auraient été un peu plus opérationnels s’ils avaient eu des regroupements préparatoires avant chaque match mais bon, je ne suis pas coach, je n’y connais rien, donc je me tais 🙂
Mais la magie 2019 semble bel et bien passée.. et terminée.
Aleo ihany ho entin’ny vahiny daholo zay tokony atao ao dago , fa raha mbola gasy foana dia otran’izao foana ny fandehany
Ka ilay Eric gasy sa vahiny ? 🙂
Gasy foana io Eric io na ihodina avia na avanana
olona .. tsy mahay miteny gasy akory lol
Dia zany ve midika hoe tsy gasy izy? 🙂
et on en arrive à la sempiternelle question : c’est quoi être malgache lol
Mouais tu m’as eu 🙂
ça peut se décreter aussi, nous avons bien Jeremy Morel jouant pour les Barea
du coup ils ont perdu comme pere sifflerait un ex actunaute ? 🙂
Très bonne question qui mérite un très bonne réponse.
ka efa afrana daholo anie izao no ataon’ny mamimbahoaka e!
Tsy azoko la afrana
Rabé veut encore toucher son confortable salaire pendant 2 ans sans garantir aucun résultat. Ben, dis-donc…vous avancez les gougous
Il y a justement 2 ans, ils étaient déjà opérationnels à la CAN. Donc en capitalisant dessus, ils auraient dû aller peut-être un peu plus loin. Mais la réalité, c’est qu’il y a tout un ensemble qui doit se mordre les doigts à présent suite à cet échec :
Certains joueurs qui ont pris un peu le melon depuis.
Le coach car au foot c’est toujours lui le premier responsable.
Les dirigeants pour leurs petites guéguerres d’égos.
Ceux qui ont voulu politiquement récupérer la popularité des Bareas.
Ceux qui ont imposés des programmes aux Bareas et qui dépassent le cadre sportif (genre soirée la veille de match).
moi aussi je ne suis pas coach, mais je ne reste pas silencieux devant ce karaoke à iavoloha, un vrai coach aurait du refuser poliment mais fermement à l’instar d’un peter schnittger qui a revoquer le grand ferdinand parce qu’il n’a pas respecte la mise au vert
et encore on n’a vu que le karaoké.. allez savoir ce qu’il y a eu après lol
Rehefa feno mody kapteny ohatran’i Ima sy anicet de izao no alehany ko. Miseho ho tia tanindrazana nefa entin’ny sasany amin’ny vody sy vola ary voninahitra fotsiny. Adinon’lerony hoe nampirevy bandy no nanilihana an’i bolida sy sedera nisy fotoana nefa efa après match aza.
Na frank na august , na ry titi ireny aza mbola tsy nahita preparation match ohatran’ny tamin’ny 1er sy 2e journée iny zah. Na ahmad aza tsy mbola nanao zavatra ohatr’ireny ary sur zah fa tsy nanaiky an’ireny raha mbola izy no teo.
Saingy rainidedaka no manjaka : rehefa tsy lany bekibo tamin’ny FMF dia enjehina amin’ny zavatra hafa, nefa de hoe nisy corruption tamin’ny fifidianana fa toa nekena daholo ihay toy ilay avis de recherche amin’ny Interpol izay hatramin’izao tsy misy akory.
Barea zany efa tantara taloha e
Raha zah ireo bandy ireo miala tao koa ah. Sa ve oe afaka mandehandeha mi-voyage alo dia aleo atao ihany?
Novitain’ilay mpitarika n’ny federasiona matavy ny ekipa tamin’ny fanendrena an’ity gasy sadasada izay tsy miteny malagasy ity.
Mampahatsiaro ahy an’ilay praiministra niteny vazaha tao Tsimbazaza fa tsy mahay teny ofisialy hono. Hors sujet kely fa tsy laitrako ilay tsy miteny gasy ary tsy misy fiezahana.
Lazaina moa fa tsy ampy fihaonana no anton’ny faharesena, koa angaha tsy mitovy amin’izany ny rehetra?
Andehana aloha matoritory indray miandry ny compétition manaraka raha mbola hisy mpiatso… Ny olana dia ilay kianja efa novaina anarana kanefa raha ny marina tiana ho hadinoiana izy io izao noho ity faharesena lava… sa mbola tsy menatra ihany?
Ny mondiale boules pétanques izao azoko antoka kokoa ny résultat noho ny baolina kitra…hihi
Le calcul est vite fait monsieur le capitaine. Tsisy vola, tsisy cerveaux mieritreritra. Werawera indray mandeha moramora kokoa. Toute la gestion de Madagascar se résume à ça !