seulement les braves et glorieux gendarmes vont rester sagement dans leur camp si jamais ils entendent que des black blocks sont ici, mahery antanana ny zandary e, rehefa tsy mitampbasy ny manoloana azy dia sahiny
Nifin'Akoho
1 année il y a
Tsy hay intsony na felaka na totondry, ny daka zara raha miakatra. Mafy nareo ka. Sao dia le akanjo fotsiny no mahamafy fa rehefa esorina iny mety tsy mahavita inona akory.
ka izay no antony hanovany sarotava anie! angaha ireo sahy izany raha tsy misy basy eny antanany, ary raha misy basy ihany koa aza ka alefa hanenjika dahalo dia mitady ny fomba rehetra tsy handehanana
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “S’il y a un homme politique en qui on peut vraiment, mais alors là vraiment faire confiance, c’est bien Siteny.…” 05/08/2026 à 11:47
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “non pas de souci à se faire ka, n y malagasy zavatra kristianina sy silamo mpivavaka beuh daholo mameno fiangonana…” 05/08/2026 à 11:32
Miaro ny vahoaka…sy ny fananany
Vahoaka = nouzalon sy ny akamany
jereo ary i kapsily korotamby, ka aiza no tsy hanahaka azy, mihoatra azy mihitsy ny aty ambany
On peut leur prêter quelques “Black Blocks” ;o)
seulement les braves et glorieux gendarmes vont rester sagement dans leur camp si jamais ils entendent que des black blocks sont ici, mahery antanana ny zandary e, rehefa tsy mitampbasy ny manoloana azy dia sahiny
Tsy hay intsony na felaka na totondry, ny daka zara raha miakatra. Mafy nareo ka. Sao dia le akanjo fotsiny no mahamafy fa rehefa esorina iny mety tsy mahavita inona akory.
ka izay no antony hanovany sarotava anie! angaha ireo sahy izany raha tsy misy basy eny antanany, ary raha misy basy ihany koa aza ka alefa hanenjika dahalo dia mitady ny fomba rehetra tsy handehanana
tena lasa mafy beuu rehefa manao sarotava.